tsy zakan'ny gasy mihitsy ilay fahamarinana an!!
21. fijo
(
02/02/2007 10:42)
bazy an tsy misy mahita izay tsy mbola niainany,ka avelao izy ahita de izy ihany no manapakevitra.
misy marina ny tian'i bazy lazaina,"satria te hampitandrina ny ankizy te ankaty izy"saingy le fomba filazany azy no tsy dia mety,ka mila hovana kely.
misy marina ny tian'i bazy lazaina,"satria te hampitandrina ny ankizy te ankaty izy"saingy le fomba filazany azy no tsy dia mety,ka mila hovana kely.
22. vahiny2004
(
02/02/2007 11:15)
dailynews >>> Tsara dia tsara ny fomba fisainanao
Dia tohizako kely, eo koa ny état d'ame n'ilay olona mihaino : eo @ fotoana maha kizitina azy ve sa cool izy sa ahoana, dia arakarak'izay ny fandraisany azy
Dia ohatr'izay koa, misy olona mila tairina kely vao misy réaction. Ohatra i Soa mety raha teneninao mora dia tsy taitra, fa raha ataonao hoe ohatran'ny kisoa , dia tonga saina tampoka
Misy anefa mety tsara aminy ny teny malefaka
Bref , sarotra be ny communication
Eto @ forum dia tsy hay mihintsy izay mety handraisan'ny olona ny zavatra lazaina . Mila mitandrina ve ? mila mi s'attendre @ réaction samihafa koa

23. fijo
(
02/02/2007 22:46)
vahiny aza miraharaha izay fnadraisany azy any,fa ampitao izay tianao lazaina,dia samy mandray azy arakarany ny olona.
25. bazylou
(
05/02/2007 18:53)
ny gasy anie na ampitandremanao aza izy fa hoe lavaka ny ao dia tiany ihany ny hilentika ao e!! ka na hilaza inona eto aza aho tsy hanakana an'ireo mihitsy io fa rehefa mifanehatra ami'ny sarkozy izy vao gaga:-D:-D
26. mbaliana
(
06/02/2007 12:29)
bazylou> misy kosa ny tafita dia misy ny tsy ambinina e... marina fa sarotra ny mampiova ny sain'ny olona any dago izay mbola tsy nahita ny taty... fa rehefa tonga aty kosa izy dia mba mankahery azy fa aza latsaina... tsy haihay mantsy ny fihodin'ity fiainana ity hozy ny ntaolo zay, ny ambony lasa ambany ny ambany ho lasa ambony ka sao anenenana.. samy mba niaritra daholo ny ankamaroany vao nahita equilibre kely ...:D:D
27. niryna
(
08/02/2007 05:58)
xxx:
ty foana no very saina sy lany resaka eo ! tsy ze ahasoa ny fianan'ity atao fa ! rehhefa tsy nangataka t@ ty ny olona de zay
=))=))=)) Tezitra mafy ery ianao izany kanefa misy olona mampiresaka anie fa tsy tena io no izy e:snif:
30. niryna
(
09/02/2007 06:53)
bazylou:
ny gasy anie na ampitandremanao aza izy fa hoe lavaka ny ao dia tiany ihany ny hilentika ao e!! ka na hilaza inona eto aza aho tsy hanakana an'ireo mihitsy io fa rehefa mifanehatra ami'ny sarkozy izy vao gaga:-D:-D
Bazylou a. Indraindray isika tsy izay tenenina rehetra dia mety ho marina daholo na ny marina rehetra dia tsy filaza daholo.Raha hitarika olona ianao kanefa tsy fo tony fa manindrona olona dia mieritreritra ny ahazo vokany.Ny fiteninao hoe ny gasy anie raha ,,dia.. tsy ny rehetra izany.Ny omby indray mandry hono tsy indray mifoha.
31. xxx
(
16/02/2007 06:04)
xxx:
ty foana no very saina sy lany resaka eo ! tsy ze ahasoa ny fianan'ity atao fa ! rehhefa tsy nangataka t@ ty ny olona de zay
Raha manana holazaina koa dia mba avohay fa aza manindrona olona foana.Tsy mba reraka ny tezi-dava ve xx.
32. xxx
(
16/02/2007 06:07)
Bazylou,ny toetran'ny gasy sasany ato dia tena tsy lasa mihitsy,izany no tsy mahatafita azy.Tezitra amin'ny fiainany izy dia ny olona ato no hanamparany.
34. linarako2
(
02/03/2007 22:40)
xxx:
i bazylou dia niklandy teo aloha, fa mahay misolelaka dia tsy nisy olana intsony, dia izao izy matikambo, ary mahamenatra azy eo imason'ny vazaha, ireo malagasy mpiray tanindrazana aminy ao anatin'ny fahasahiranana.
xxx a aza mitsara fa tsy fantatrao izay fiainany.Izany no mahavoa ny olona ato.Tezitra sy misafoaka amin'ny tsy misy dikany.