hevitra
1. xxx
(
20/01/2007 05:53)
:lol:ratoa vé ianao manana lova any dago,tany,trano-inona ny ataonao mody mikarakara sa mijanona any ivelany:-/
répondu par mbaliana le 31/01/2007 20:04
2. Fiffi
(
20/01/2007 06:42)
mody aloha de karakaraina io ! de raha ohatra hoe vazaha paps de miverina raha tianao !
7. xxx
(
20/01/2007 14:53)
:(tena marina ny hevitrareo satria nisy namako toy zany dia nanao fanekena tamin'ny havany izao,nefa nony niverina izy potika na gorodona na tohatra etc, asa izay ny niafarany,mazotoa e:lol:
8. booboo
(
20/01/2007 15:32)
Marina fa mipetraka ny lova fa iza no hanabe voa ny tany sns rehefa samy tsy hody haingana aby ny taranaka ?
9. simplex
(
20/01/2007 16:04)
arakaraky ny valeur an'le lova io. Evaluer-o aloha ny actifs sy ny passifs d @ zay no ahitanao hoe tokony hody na tsia. Azonao atao tsara ny mapiodina ny lovanao, na d hoe andafy aza enao no mipetraka, justement miankina @ le lova le izy... Na zany na tsy izany tsy maintsy hoe hody ihany enao indray andro any, jereo fotsiny hoe aiza ny priorite.
Ra hoe fiainana tsotra fotsiny aleo mody, refa voaomana ny fodiana fa tsy hoe tonga d lasa izao nefa tsy asa tsin tsin miandry, fa tsy mifankaiza loatra ny fiainana andafy sy Dago. Ra misy ny atao, vacances andehanana any an-dafy indray avy eo ;-)
sady zao e, hafa ihany Dago ^:^
Ra hoe fiainana tsotra fotsiny aleo mody, refa voaomana ny fodiana fa tsy hoe tonga d lasa izao nefa tsy asa tsin tsin miandry, fa tsy mifankaiza loatra ny fiainana andafy sy Dago. Ra misy ny atao, vacances andehanana any an-dafy indray avy eo ;-)
sady zao e, hafa ihany Dago ^:^
13. booboo
(
20/01/2007 19:59)
Ra hoe fiainana tsotra fotsiny aleo mody, refa voaomana ny fodiana fa tsy hoe tonga d lasa izao nefa tsy asa tsin tsin miandry
hihihihi feno asa miandry any kouh...mambolyyyyy, miompyyyyyyy.
16. fasaly
(
21/01/2007 10:31)
zà alou ry reto tsy mpanao avantiora ny fiainana fa aty ivelany alou zao ny fiainako de aty aho no monina sy miaina, mande mamangy fianakams sy ny tanindrazana matetika eny ihany fa ny any aorina no tsy haiko mitsy satria tsy hay akory aho na ho faty rapitso na afaka roa taona na telopolo taona....
raha misy ny lova any antanàna dia karakaraina dia miverina aty amin'ny fiainan'ny tena indray:°)
raha misy ny lova any antanàna dia karakaraina dia miverina aty amin'ny fiainan'ny tena indray:°)
17. simplex
(
21/01/2007 11:10)
booboo:
hihihihi feno asa miandry any kouh...mambolyyyyy, miompyyyyyyy.
d avy eo manoakaaaaaaaa sy mitango lalitraaaaaaaaaaa :-P
tena marina zany k. Tsy misy maharatsy ny mamboly sy ny miompy. Mila mi-investir fotsiny fa tsy manao fambolena hohanina fotsiny akory :)
T@ mbola kely zay manonofy hoe anao mpiompy akoho sy mpanao charbon refa lehibe :°) zao lasa mpamboly trondro sisa :roll:=)):miam:;-)8)
18. fasaly
(
21/01/2007 11:23)
za ndray nanonofy hoe hanao mpihira fa monina eny antanimbary! izo lasa mpi nety eto amsersera:?:-D:-D:-D