hevitra

21. sitlo ( 21/01/2007 20:17)
:-D
22. Zina ( 21/01/2007 22:43)
mody hanambotra ny rehetra
23. Aino ( 22/01/2007 14:45)
mody dia mikarakara any izay tsy tsara!!
24. niryna ( 23/01/2007 17:59)
fasaly:

zà alou ry reto tsy mpanao avantiora ny fiainana fa aty ivelany alou zao ny fiainako de aty aho no monina sy miaina, mande mamangy fianakams sy ny tanindrazana matetika eny ihany fa ny any aorina no tsy haiko mitsy satria tsy hay akory aho na ho faty rapitso na afaka roa taona na telopolo taona....
raha misy ny lova any antanàna dia karakaraina dia miverina aty amin'ny fiainan'ny tena indray:°)



Mila mitsinjo ny ho avy ihany ary tsara izany manana any izany,mba misy hivantanana koa anie.Ny lova mampiady ,ny mpandova ny hivarotra no matetika tiany satria tsy nisasarany.
25. sitlo ( 24/01/2007 16:47)
Rehefa tsy araka dia amidy eh. Amidio amin'ny havana ihany raha tianao ho lova tsy mifindra.
26. fasaly ( 24/01/2007 17:47)
ié! amidy am havana na omena aza moa maninona:?

nyrina: marina izany mitsinjo ny ho avy izany anie e! zà tsy contre fa refa milamina ny tts momba an'iny ve tsy hijanona eo ihany ny lova fa raha sahala amiko de tsy mampaninona ahy mitsy ny manome an'iny anzé havana mendrika azy any na mivarotra azy satria araka ny teniko hoe raha aty ivelany mitsy ny fiainanao tsy ho vita ny hanara-maso azy ireny dia tsy aleo ve ny havana no manararaotra azy:wink:
27. fijo ( 30/01/2007 23:24)
mody de asiko vady any de aty koa asiko iray,de milamina tsara aho avy eo
28. mbaliana ( 31/01/2007 20:04)
fijo> be resaka koa anie ry fijo itony e.. mora miakatra ny tosi-dra vao hoe asiko iray any dia asiko ray aty...

raha ny eritreritro alou dia araky ny tenin'i simplex e arakaraka... za nahalala olona nanao an'izay nody noho ny lova.. tsy haiko ze niafarany aloha fa ny fantatro dia miasa amin'ny tourisme izy zao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1107