hono ho aho inona no
1. bazylou
(
17/01/2007 22:22)
maha samy hafa ny maire sy ny presidentn'ny fokontany???
répondu par bakobakoro le 12/05/2007 23:01
2. Fiffi
(
17/01/2007 22:28)
ny fokontany angamba de limité ny faritra hiasany ? fa ny maire indray no manomé ordre ny président ny fokontany ?
3. bazylou
(
17/01/2007 22:29)
hafa marian tokoa raha izany ka!!! lehiben'ny fokontany rehefa toerana ely izany fa raha tanana ngeza dia maire !! sa ...
4. Fiffi
(
17/01/2007 22:32)
na hoe ny faritra samy manana ny lehiben'ny fokontany nefa ry zareo koa mbola didian'ny maire ?
6. patrick2002
(
18/01/2007 00:42)
Ny lehiben'ny fokontany misahana ,lafiny social @ fomba gasy, izany hoe tsy manakery ara-panjakana ny taratasy ao fa fahatokisana no betsaka .Ny maire kosa dia taratasy ara-panjakana ,rehefa nanao sonia teo anivony maire dia ,tsy voafafa intsony raha tsy ny tribunal no mamafa azy.
Ohatra ,raha te hisora-panambadiana ianao ,ka lehiben'ny fokontany no manoratra azy ao anaty carnet,dia mbola afaka misoratra any @ lehibeny fokotany afa koa ianao @ vehivavy afa :-D.
Fa raha Maire dia homeny livret de famille ianao dia tsy voafafa intsony, tsy mahazo misoratra @ vehivavy afa intsony.
Izay no fahazoako azy ka asa raha mazava, :-D:-D

7. Solitikabe
(
18/01/2007 01:48)
O Ra-Bazy an
dia aza miresaka politika eto intsony rha izany aza tsy hainao. Mahamenatra be
dia aza miresaka politika eto intsony rha izany aza tsy hainao. Mahamenatra be
9. jefra
(
18/01/2007 08:38)
Ny firaisampokotany taloha no novaina ho commune dia manana maire. Misy fokotany maromaro ao anaty commune.
Dia commune maromaro no manome fivondronana.
Dia fivondronana maromaro ny region.
Dia commune maromaro no manome fivondronana.
Dia fivondronana maromaro ny region.
10. fijo
(
18/01/2007 10:49)
solitika be,za vao naiko hiteny io voalzan'ise io.raha izany ary ve ry bazy tsy hay,de ahoana no hiresahana politika,nefa ny atao hoe politika dia ny fomba fitantanana ny tanana???????
12. bazylou
(
18/01/2007 12:45)
tsy maintsy tonga eto izahay na soliorika aza ianao e!! hitanao iznay fa misy lalana roa any amin'ny fokontaninao!!
RAha tsy any Madagasikara tsy misy an'izany hoe rehefa maire dia hafa ny klasiny fa raha lehiben'ny fokontany dia ambany kokoa sy tsy misy hafa tsy fahatokisana fotsiny no ao!!
Izany zany ilay hoe madagasikara an!! Tsy mahagaga raha ohatr'izao daholo ny ao na ireo mpanao polifikany!!
tena iny indray marina no tsy hitako!! noheveriko hoe dika tenin'ny maire ilay lehiben'ny fokotany kay , olona roa sy klasy roa tsy mitovy ary andraikitra roa tsy mitovy ilay izy !!!tssss:roll::roll::roll::roll:
HAfa kely le madagasikara marina nefa tia hanao demokrasy!!! tsy hisy demokrasia mandrakizay raha ny fanjakana aza misy zotra roa !!

13. Robert
(
18/01/2007 12:50)
Sao de mbola misy zavatra tsy azon'i bazyl ankoatra io.
Hande indray mantsy hono atsy hoatsy ny référendum @ ilay resaka province automône?
Aleo tokoa anie ry reto manotany ohatra ny ataon'i Bazyl toy izay miteniteny foana eee..Sa izany ve no mahatonga azy sy Tezitra miteny zavatra hafa2 momba an'i Ra-8 satria tsy fantany tsara Ra-8???

14. ajnah
(
18/01/2007 15:16)
ny maire ry ise miasa ho an'ny fokontany maromaro a! fa ny president fokontany miasa sy mikarakara ny momba ny fokontany iadidiany eo ihany, ka ao anatin'ny fokontany ndray mbola misy ny lehibe isaky ny faritra ao @ lay fokontany.
15. bazylou
(
18/01/2007 16:31)
io anie ilay lazaiko hoe inona no mahasamy hafa azy e!! raha ny fijerin'ny olona monina aty amin'ny firenena demokraty dia :
ny maire dia ny olona mitondra sy mitantana eo an tanana na kely io na lehibe, isaky ny commune izany.
Ny an'ny gasy izany asiana ny maha samy hafa azy ny resaka mairie satria rehefa tanana ngodabe dia maire hoy izy ary rehefa tanana kely dia fokontany nefa manao nyasa iray ihany ireo !!! zesta izany ilay izy no tena marina!!

16. Fiffi
(
18/01/2007 21:09)
hita marina fa tsy any enao ry bazylou ka tsy mahafantatra ny andraikitrin'ny lehiben'ny fokontany sy ny maire an !
17. bazylou
(
18/01/2007 21:46)
ianao mahalala aza ts mahafantatra kory fa tsy misy ilana azy ny maire roa karazana!! ny an'ny aty amin'ny tany mandroso aloha dia maire 1 ihany fa tsy misy vita gasy sy vita vazaha !! hany ka ianaareo mianakavy aza tsy mahita ny zavatra atao akory!!
Ka inona koa moa no olana na aty na any e!!
Io ihany dia ampy hahitana fa hahantra mandrakizay i Madagasikara sy ny olony !!
Ka inona koa moa no olana na aty na any e!!
Io ihany dia ampy hahitana fa hahantra mandrakizay i Madagasikara sy ny olony !!
18. xxx
(
18/01/2007 21:57)
jefra:
Ny firaisampokotany taloha no novaina ho commune dia manana maire. Misy fokotany maromaro ao anaty commune.
Dia commune maromaro no manome fivondronana.
Dia fivondronana maromaro ny region.
fa tsy ny commune kosa ve no fivondronana e?? de ahoana izany le hoe fivondronam-pokotany???
nareo eto koa anie miseho mahay daholo nefa tsy de manahoana ihany raha ny fanehoankevitra fotsiny no jerena
20. jefra
(
18/01/2007 23:17)
xxx:
fa tsy ny commune kosa ve no fivondronana e?? de ahoana izany le hoe fivondronam-pokotany???
Ratsimandrava no nampiditra ny resaka fokontany fa Deba no nandika/nampihatra aza. Talohan'io ny fizarana dia:
Commune, Canton, Sous-Prefecture, Prefecture, Province.
Dia lasa:
Fokontany-Firaisana-Fivondronana-Faritany (Deba I)
Niova ho:
Fokontany-Commune-Fivondronana-Provinces Autonomes (Deba II = Constitution misy amin'izao)
(Tsy ao anaty constitution izany ny resaka regions. Constitution nataon'i Zafy no nisy io projet io fa tsy nisy fampiharana fa tonga dia novain'i Deba vao tafaverina izy.)
Ny Sous-prefectures sy prefectures rehetra izany lasa fivondronana daholo. Misy ny nozaraina roa.
Ny Prefecture d'Ambositra ohatra dia nisy ny Sous-P. Fandriana-Ambatofinandrahana-Ambositra.
Dia lasa Fivondronana: Ambositra-Fandriana-Ambato-Manandriana.
Fa ny Fivondronana Fandriana dia misy ny Firaisana/Communes: Mahazoarivo-Imito-Fiadanana-Sahamadio ..... sns