hono ho aho inona no

21. bakobakoro ( 12/05/2007 23:01)
Manaohoana daholo:saika mba hanotany hevitra ry reto ka mba hapio izay ianareo mahay lalàna;nanamboatra trano teo ambonin'ny tanin'ny havako aho.Nanaiky izy hanome ny taratasin'ny tany nefa hatramin'izao efa vita ihany ny trano dia mbola tsy azoko ny taratasin'ny tany.Inona ry reto no tokony hataoko satria tena matahotr'aho sao dia misy mahazo ny tranoko na voarodana.Ka aiza no tokony haleako hanamboarako ny taratasy aradalana @ fisoratana ny tranoko?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2378