shut

1. xxx ( 15/01/2007 09:45)
henoy ilay hira 2 farany @ playlist ao @ "Music"

www.alisoa.multiply.com

dia aza mba aparitaka azafady satria toa mbola tsy nivoaka akory ireo hira ireo!!!
répondu par cutie le 16/01/2007 22:46
2. kelly13 ( 15/01/2007 13:14)
d chut tsika zany ry xxx hihihi
3. lapino ( 15/01/2007 13:15)
Tsara be ilay haleloia
4. Fiffi ( 15/01/2007 14:15)
hummm......hitako ao i kitjo an ! :) milay beeeeee
5. kitjo ( 15/01/2007 16:01)
hihihi

nataoko xxx ilay izy fa tsy tiako hivoaka ary @ voalohany ary..

mbola @ volana Mars manko ireo vao tokony avoakandry zareo..sao bedy aho!
fa azoko ilay izy dia mba zaraina fts..ho antsika Namana!

ny titre moa d tsy haiko fa araka ny fahenoako azy fts nanaovako azy ao
6. Fiffi ( 15/01/2007 16:31)
tiako be koh le hira alleluia an ! :)
7. booboo ( 15/01/2007 18:00)
Tsy dia sarotra ilay gitara...misy handaniana andro ndray klou...


Zay zà vao naheno hira masina tahaka izany...raha tsy lé mampalahelo beee reny dia lé mitovitovy reny aby....tsara beeeee o^oo^o
8. kitjo ( 15/01/2007 18:27)
Bodo, Francia, Luc, Mahery, Fafah Mahaleo ary i Vy...reo no mihira azy

VHF (Vavaka Hira Fiderana) anaran' ilay tarika no sady lohatenin' ilay raki-peo!!!

Mankafiza e...tsara lotra le izy
9. Fiffi ( 15/01/2007 18:37)
humm......milay an ! misaotra akia nizara an ! :) :-*:-*:-*:-*
10. kitjo ( 15/01/2007 18:40)
tsisy fisaorana ooo...
nataoko izarana hira sy video mihtsy io site io k!
11. Fiffi ( 15/01/2007 18:43)
=D=D=D=D=D
12. xxx ( 16/01/2007 07:39)
Tiko be le hira. Fa tokony nandrasan'i xxx ny namoahany azy farafaharatsiny fa tsy mety izao. Amiko aloha :) Aza aparitaka hoy ianao nefa ianao ihany no mampiely voalohany azy amin'ny internet.
13. Fiffi ( 16/01/2007 08:23)
ka mba te-hizara @ tsika namana kosa izy ry xxx an ! misy mahadiso ve zany ? (en avant 1ère) :)
14. tslem ( 16/01/2007 08:50)
tsara be fa misaotra e!=D=D=D
tsy misy marina ny ody faty a:-w:-whaleloia, amen!
xxx>>> mba mahatoky antsika eto kosa i xxx nametraka size sa kitjo moa? fa tsy izany e!mba amintsika ihany aloha no hiparitahany fa tsy mankany am site hafa.
15. xxx ( 16/01/2007 09:04)
Amintsika eto ihany iza ? Fantatrao ve ny dikan'ny internet ? Sady zavatra mbola lazainy hoe amin'ny Mars vao hivoaka fa tsy mbola nivoaka akory. :)
16. xxx ( 16/01/2007 09:09)
Fiffi:
ka mba te-hizara @ tsika namana kosa izy ry xxx an ! misy mahadiso ve zany ? (en avant 1ère)

Fahadisoana izany, ary mitovy amin'ny ataon'ilay mpanao piraty betsaka enjehintsika any Dago. Raha tsy hoe tsy copyright protected ny sangan'asan'ilay olona. :)
17. tslem ( 16/01/2007 10:24)
xxx:

Amintsika eto ihany iza ? Fantatrao ve ny dikan'ny internet ? Sady zavatra mbola lazainy hoe amin'ny Mars vao hivoaka fa tsy mbola nivoaka akory. :)


kanefa tsy hisy hanana tendance hijery an'io site io mihitsy raha tsy izay nolazainy sy nampahafantariny azy ihany; dia izay ratsy fanahy izany no mety hamoaka azy; tsy haiko aloha koh!:roll:

18. kitjo ( 16/01/2007 14:23)
hhmmm
tsy maninona fa aleo esoriko aza e...
tsy site miparitaka io ary tsy dia misy gasy firy koa aza mampiasa io site ampiasaiko io....
zay no tsy amoahako azy site hafa fa refa tsy mila tsy maninona esoriko aloha aza e...

azafady e :oops:

de toute facon efa samy naheno izay!
izay fetsy dia mety ni-download :lol:

manana hira bdb tsy mbola nivoaka oh an' ireo za ato vao azoko vao teo indray fa dia aleo aloha hilamina aza ry Namana isany sao bedy eo za
19. Fiffi ( 16/01/2007 14:35)
aza hesorina zany akia an ! tssssss ! avelao eo fa zahay mijery foana !
20. lapino ( 16/01/2007 14:42)
kitjo:

Bodo, Francia, Luc, Mahery, Fafah Mahaleo ary i Vy...reo no mihira azy

Francia hono ry zalahy a! 8)8)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1259