shut

21. kitjo ( 16/01/2007 14:48)
:)
ela be mi download azy rehefa averina @ manaraka ka tsy nesoriko fa novaiko fts tsy ho an' ny public fa ho an'ny contact...
:-o
sitrako dia sitrako tokoa ny mba hifampizarantsika azy saingy....:{
kanefa ange isika rehetra eto ireo ny ankamaroany tsy misy any Dago ary firy amintsika moa no ho clients cibles @ ireo raha hivoaka tokoa ireo ka tena hoe hividy?
hhummmm....

fa manaja lalAna kosa aloha izany e...
sao misy olana koa ry xxx ireo hira sasany ao?

ny ankamaroan'ny hira ataoko ao manko hira tsy dia fahita @izao fotoana izao intsony...
22. simplex ( 16/01/2007 14:57)
lap:
Francia hono ry zalahy a!

present!!
avoay ando 8)8)
23. Fiffi ( 16/01/2007 15:05)
24. xxx ( 16/01/2007 15:11)
kitjo, tsy nitondra olana aho fa nitondra hevitra. raha tsy mampaninona anao ny fanaparitahana sanganasan'olona alohan'ny hamoahany azy dia avelao ao fa tsy niteny aho hoe tsy maintsy esorinao ireo. dia mbola hevitra koa ity manaraka ity fa anjaranao ny mandray na tsia, tsy ny fahavitsian'ny olona mitsidika ny site no manamarina na mandiso anao, ary tsy misy hoe gasy any dago na tsia ny mamparatsy ny piraty. averiko ndray fa rehefa tsy olana izany aminao dia ataovy :)
25. Fiffi ( 16/01/2007 15:15)
heu....rehefa tsy azo hadika na copiƩna ve de manao piraty zany ?
26. kitjo ( 16/01/2007 16:12)
xxx> mba mifampiresaka kosa manin ary enao manao xxx e!
tsara ange ny hevitrao e....
Efa nesoriko re fa aza asiana resa-be tsony e!!!
27. cutie ( 16/01/2007 22:46)
tsssssssss
de za tsy naheno :cry:
kitjo
alefaso antsokosoko aty amiko we zany hira zany :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0069