1er fruit du monde entier

1. diamondra27 ( 13/01/2007 01:20)
mba fantanareo ve fa hoe: ny tanindrazantsika no ahitana io fruit io?

Sucrée le izy.

Amin'ny manaraka ny valiny.

eo aza fa omeko e!

mangoustan re ny valiny e!

tsara amiko fa aminareo no asa.
Azo hanaovana jus...
répondu par diamondra27 le 17/04/2007 18:37
2. Fiffi ( 13/01/2007 08:12)
http://caribfruits.cirad.fr/fiches_fruits/mangoustan
http://img254.imageshack.us/img254/451/155jc6.jpg
3. vancleef ( 13/01/2007 08:30)
Io indray ary le fomba ratsy intsika hoe Madagasikara voalohany amin'izao sy izao na tsy marina aza ilay izy fa ny sasany amin'intsika ihany no mino an'ilay izy. Faly mideradera fotsiny fa tsy mampandroso ny firenena mihintsy ilay izy.
Misy mangoustan any Dago (Garcinia mangostana) de la famille des Clusiacées appartenant au genre Garcinia fa tsy misy culture industrielle sy hidirana devise mihintsy io ary tsy zavamaniry endémique any Dago io.
http://fr.wikipedia.org/wiki/Mangoustan
http://fr.wikipedia.org/wiki/Mangoustan

Tsy hoe mandrangitra fotsiny aho fa tsy azoko fotsiny ireo mifaly fotsiny hoe gasy ka manja dia rehefa misy mba manao orin'asa d'envergure internationale dia hoe mandrombaka ny harenan'ny gasy na hadisoanin'ny hafa faona fa tsy misy hadisoantsika mihintsy
4. kally ( 13/01/2007 11:49)
Miombon-kevitra amin'i Vancleef, raha diso manatsara tena loatra tsy mahita ny tsara lavitra ataon'ny hafa ka tavela eo.Ohatry ny hoe ny alan'i Madagasikaratsara be, ny vazaha aza tonga daholo hijery azy.Dia mbola izay foana no averina fa tsy mahita ny tendrombohitra sola tanteraka.Faly hoe manana ny "tsara" dia tsy misy ezaka fa mitokona eo hany ka ripaka ny niafaràny!
5. diamondra27 ( 13/01/2007 16:16)
vancleef, kally: mety misy maha-marina ny teninareo fa eto kosa aloha dia io mihintsy ny anarany any amintsika , any @ faritra brickaville , faritany TOAMASINA iny no misy azy. Dia Mangoustan no iantsoan'ny pays hafa azy.
Anontanio ange ny mpivarotra fruits e!
Tsy hoe: M/car no 1er fa ilay anarana fruit izay no iantsoana azy dia ekena.

Domazy tsy misy olona afaka mi-expoitier nefa tena mahasalama ihany koa ilay izy.
Ka any amintsika le izy maniry any anaty hazo any koa.
T@izahay nanao mission no nampahafantarina an'io. Le guide no nanazava ireo voalaza ireo.
Dia nioty sy nanadrana sur place fa matsiro sady frais fa tsy toy ny any @ supermarché efa matsatso sy tsy be ranony.

Deraina ny maha-malagasy.
Ananantsika ny richesse na faune et flore na pierres précieuses na ze tianareo saingy tsy manana fonds no mahavoantsika de araraotin'ny vahiny.
6. exdadabe ( 14/01/2007 04:39)
ho ela velona ny maha malagasy ee

mariana izany ry diamondra a=D
7. mirana5 ( 18/01/2007 16:21)
vancleef:

Io indray ary le fomba ratsy intsika hoe Madagasikara voalohany amin'izao sy izao na tsy marina aza ilay izy fa ny sasany amin'intsika ihany no mino an'ilay izy. Faly mideradera fotsiny fa tsy mampandroso ny firenena mihintsy ilay izy.
Misy mangoustan any Dago (Garcinia mangostana) de la famille des Clusiacées appartenant au genre Garcinia fa tsy misy culture industrielle sy hidirana devise mihintsy io ary tsy zavamaniry endémique any Dago io.
http://fr.wikipedia.org/wiki/Mangoustan
http://fr.wikipedia.org/wiki/Mangoustan

Tsy hoe mandrangitra fotsiny aho fa tsy azoko fotsiny ireo mifaly fotsiny hoe gasy ka manja dia rehefa misy mba manao orin'asa d'envergure internationale dia hoe mandrombaka ny harenan'ny gasy na hadisoanin'ny hafa faona fa tsy misy hadisoantsika mihintsy

MIHOMBO KEVITRA AMINAO AHO AMIN IO=D=D=D
8. sitlo ( 18/01/2007 22:25)
ny anay diamondra =D
9. diamondra27 ( 21/01/2007 18:31)
sitlo: ary androany 'ty vao hitako, lol
:D

ny anay sitlo e! =D=D tsy mila pencil
10. kitjo ( 23/01/2007 18:33)
hhmmm
aty bdb an'io avy ao Malaisie araka io napetrak' i fiffi io
fa tany dago anefa aho ry reto, sarotra ny mandainga, fa mbola tsy nahita na nihinanna an'ireny mihitsy
taty aza vao fantatro ny anarany
11. diamondra27 ( 24/01/2007 12:17)
kitjo: de tianry ve le izy?

ka otazana any anaty ala wa le izy any amintsika, zay no haiko
12. kitjo ( 30/01/2007 03:49)
diam> tena mbola tsy nanandrana akia za an...
niantsena aho t@ afak'omaly vao nahatsiaro andry mihitsy nahita an' ilay izy oe ty lay zavatra..:lol:

fa tsy ampy $ taty t@ zay satria hividy rano fts nalehako tany..ndraso fa nde hanandrana a
13. diamondra27 ( 30/01/2007 12:17)
kitjo: misaotra mahatsiaro e! refa voky ndry de mandrezatra za hihihii
14. Kwasi ( 10/03/2007 02:12)
Ao @ Centre semencier n'i Brickaville misy vitsivitsy, eo @ fototra 20 eo ho eo angamba (tsy tadidiko intsony). Rehefa mankaty dia mandalova ao e.
15. ikaretsaka ( 13/03/2007 16:31)
izany mangoustan izany ny fahalalako azy toa toaka le
16. diamondra27 ( 17/03/2007 18:11)
kwasi: ka tany indrindra wa no nihinanako azy
ika:hihihi:-D tena marina koa io, de inon ny re7 cocktail sotroinao
17. bobone ( 12/04/2007 14:20)
hmmm!!!
tena misy anio kosa M/kara e! ary marina ny tenin\'i Diamondra! lazaiko anareo fa misy zavatra tsy hita @ firenena hafa nefa misy aty ! indrindra @ Faritany misy anay de variana mihitsy ny tena rehefa manao mission ; mahita zavatra tsy fahita!
izaho aloha de milaza fa hafa ihany ny tanindrazana e!
18. xxx ( 12/04/2007 14:36)
"1er fruit du monde entier"
Fa 1er @ inona aloha fa ohatry ny taraiky be aho ?

Izaho koa tsy mahalala afa-tsy ny toaka "mangoustan"
19. bobone ( 12/04/2007 14:40)
hmmm!!!
tena misy anio kosa M/kara e! ary marina ny tenin\'i Diamondra! lazaiko anareo fa misy zavatra tsy hita @ firenena hafa nefa misy aty ! indrindra @ Faritany misy anay de variana mihitsy ny tena rehefa manao mission ; mahita zavatra tsy fahita!
izaho aloha de milaza fa hafa ihany ny tanindrazana e!
20. bobone ( 12/04/2007 14:45)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2567