Ianareo koa ve mba efa tratry ity zavatra ity.Enga anie ka .

1. niryna ( 12/01/2007 17:48)
Maro iany ry ireto izay nivezivezena izay ary mahita ity olona andeha hody ity aho dia lasa ny saiko.Ianareo ve efa mba tratra rehefa mody dia misy mamaky ny valizy na misy tsy hita.Matetika dia Paris no tena misy zavatra very foana kanefa anie toa savaina daholo ihany ireo mpiasa ao.Mbola mahita hirika ihany izy handidiny ny valizinao.Efa voa koa ve ianareo.Inona no tokony atao.Mba te-hitondra zavatra ho an\'ny fianakaviana ny tena kanefa ny an-tsasany very daholo ary tsy mety mamerina vola ny port:evil::evil:
répondu par niryna le 18/01/2007 17:06
2. Fiffi ( 12/01/2007 18:31)
heu....mety nisy fotoana nisian'zany halatra hentana zany fa @ zao fotoana izao efa strict be ny eny @ CDG na Orly ! satria nanao fitarainana ny agence de voyage momba ny hentana very !
Efa somary ela hiany zah zay tsy naheno hentana very zany ! indrindra hoe ny hatsasany very zany !
Ny valise voavaky indray de rehefa mandalo rayon ka suspect de vakin'zareo.....
3. lemenakely ( 12/01/2007 19:51)
izaho tsy mino loatra fa ao CDG no misy mangalatra ao IVATO no tena misy mamely
4. andry08 ( 12/01/2007 20:00)
Ny ahy dia toa ny natsipin-drizareo avy eny ambony eny fa nisokatra toa nopitsihan-drizareo! Misy ny very entana fa fidiny kosa aloha ny tiany e!
5. niryna ( 13/01/2007 01:28)
Vao haingana mihitsy aho no tratra ary tsy tany dago fa tao paris
6. Fiffi ( 13/01/2007 08:06)
ratsy vintana enao zany !!! firy , firy ny isan'ny olona mandray avion isan'andro (million) toa tsy nahenohina very hentana , fa toa nianjera t@ nao zany ! pas de bol ! misy fepetra henjana de henjana nataon'ireo agence mpivarotra ny billet momba ny hentana de nanomboka t@ io toa tsy de heno firy hoe mbola misy zany very hentana zany ....
7. andry08 ( 13/01/2007 15:12)
Fiffi an! tena misy io ary tao paris koa akia no tratran'io an! Mila manao taratasy be avy eo ! Be vava be ireo mpiasa eny @ aéroport fa izany hono no mahatonga azy ireo manao grève be foana.
8. andry08 ( 13/01/2007 20:23)
tsy ampy karama.
9. Fiffi ( 13/01/2007 21:40)
nefa toa hoe efa nisy fivoriambe nataon'ry zareo momba an'io de nisy ny sondage de hoe tsy de misy intsony ny halatra ?
10. vakiniadiana ( 14/01/2007 12:04)
lemenakely:

izaho tsy mino loatra fa ao CDG no misy mangalatra ao IVATO no tena misy mamely


Manana namana niasa tao @ ADP aho nilaza tamiko fa tao Paris tao no tena be mpangalatra, efaka betsaka no tratra t@ camera video miafina fa mbola misy mahita hirika ihany nefa efa nohamafisika ny fanaraha-maso sy ny famaizana izay tratra

11. Fiffi ( 14/01/2007 12:13)
ka raha misy zavatra suspect de vakian'ry zareo hoa ! io le lazainy fa fitandremana @ terroriste de tena hataony tokoa anie eh ! saingy le hoe very.....hapokany ny valise oui !
12. pitoussy ( 14/01/2007 14:20)
efa tratra fa efa ela , d ny ahy ny valizy iray manontolo mitsy no nanjavona ,tsy haiko oe taiza marina no very fa in-2 ni escale(reunion , CDG ),soa ihany fa nisy ny assur
tsy d nisy zvtr important alou tanaty le valizy e korotanakanjo fotsiny:-D:-D:-D, le 'doudou' kely izay ihany no tena nampalahelo anah :cry::cry:, doudou-ko efa h@ zah vo teraka
13. xxx ( 14/01/2007 18:01)
Izaho koa efa voa ary entana iray valizy.Nanao ttsy be koa ary niaraka ny vidin-javatra,ela vao naveriny ary ttsy maro no nalefany ka farany nomeny ihany ny antsasa-bola.
14. Fiffi ( 15/01/2007 14:22)
vakiniadiana: ny zavatra fantatro aloha de efa nisy debat be momba an'io de efa tsy de misy firy intsony zao koh ! nefa asa aloha ....
15. xxx ( 15/01/2007 14:34)
Entre CDG sy US ny ahy no nisy nanokatra ny valizy, tsy haiko hoe taty ve sa tany US no nanokatra azy, tsy nisy very nefa na 1 aza. Ka asa raha nisy entana nahiahian-drizareo na ahoana

Fiffi >>> entana fa tsy hentana
16. Fiffi ( 15/01/2007 15:02)
xxx:
Fiffi >>> entana fa tsy hentana
:oops::oops:
ka raha mankany US kosa aloha de toa tena sarotiny be ry zareo nohon'le loza nitrangana iny ! de toa raha vao misy ahiahy de apokany ny valise ? na de tsy misy very ny entana aza !


17. niryna ( 16/01/2007 17:46)
NY ao tana indray tsy dia misy maka fa misava fotsiny ary ny zavatra 'electronique' no tena mahasarotiny azy ary andoavana vola.Tsy aleo ihany tonga dia any no mividy? Ary tsy maka vola ry zareo rehefa misava fa rehefa mivoaka ny tena no asiana mandoa vola ery anjorony.Tratry izany koa ve ianareo?:oops:
18. Fiffi ( 16/01/2007 18:39)
:roll:
19. niryna ( 18/01/2007 17:06)
Nisy namako nandalo tao paris koa ary nifindra avion hafa lasany tao daholo hono ny entana tao amin'ny paosiny sady nopotehiny ny hidiny:(:(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2016