cacapigeon
1. bozimanga
(
12/01/2007 07:28)
mba omeo recette na cacapigeon sy croquette reto za fa tena tsy mety foana izay ataoko ah ! misaotra mialoha eh!
répondu par meva2 le 05/04/2007 09:34
3. Fiffi
(
12/01/2007 10:54)
http://img181.imageshack.us/img181/2241/savoury14ho5.jpg http://img181.imageshack.us/img181/5464/cacapigeonlz3.jpg hummmm :miam::miam::miam:
de tahak'zao ny fanaovako ny ahy:
-Farine
-rano
-sakay vovony (ho an'zay tia somary masiaka)
-sira
-levure chimique
-beurre
-atody 1
-safran ho an'zay tsy tia masiaka
Hafangaro daholo ireo de petriséna de fonosana papier alu , hatao anaty frigo 1h .
tetitetehina madinika kely de harotsaka anaty menaka mamay ! de hapetraka eo amonin'sopalin alohan'ny hinanana azy. de mazotoa homana daholo !

4. bozimanga
(
12/01/2007 12:22)
misaotra betsaka . Fa ny composition anie no tena tiako ho fantatra eh , hoe rano firy vera
farine firy gramme ... fa refa manao aho dia mafy be sahala @vato na malefaka sahala @ eponge .
tena tsy mahay eh.
farine firy gramme ... fa refa manao aho dia mafy be sahala @vato na malefaka sahala @ eponge .
tena tsy mahay eh.
5. Fiffi
(
12/01/2007 12:34)
ka ianao hiany no mahita an'le consistance an'le paty koh ! ny ahy aloha de o pif no hanaovako azy ary nety foana hatram'zay an !
6. mirana5
(
12/01/2007 19:36)
Fiffi:
ka ianao hiany no mahita an'le consistance an'le paty koh ! ny ahy aloha de o pif no hanaovako azy ary nety foana hatram'zay an !
Tsy dia mety loatra ny au pif zany é.:cry:
7. diamondra27
(
13/01/2007 00:54)
atao inona koa zany caca pigeon 'zany ry 'reto?
F'angaha fihinana 'zany?:-D:-D:-D
Ity re ny re7 ze mila e:
mampalahelo nareo fa tsy misy manoro:
Alaina ny lafarina 500g,
levure 1 sachet, atody 3,
sira,
sakay vovony raha tiana dia afangaro tsara,
ampiana rano kely raha mafy loatra, fa tokony azo atao boribory tsara "souple" nefa tsy mikaoly @ tanana.
Avy eo zarazaraina ny pate dia fisahina,
asiana lafarine tsy hiraikitra @ hazo andidina azy na @ appareil fanamboarana pate.
Ataovy @ le forme itivanao azy: madinik akely na vaventy.
Endaso @ zay, asio voanjo endasina @ menaka raha misy dia samia mikepoka!!!
(Raha misy ambiny, ataovy anaty boaty vy mihidy tsara)
De andefaso za refa mahavita nareo.
Bon ap!:miam::miam::miam:
sao de mba hanaovanareo bizna aloha io e!:-D:-D

8. diamondra27
(
13/01/2007 00:54)
heribe sy bozimanga: mazotoa an! de ataovy mikarepoka tsara le izy.
10. bozimanga
(
18/01/2007 11:37)
misaotra akia ry Diamondra , efa nanandrana za d milay b . andefasako ndry an.
12. meva2
(
05/04/2007 09:34)
merci bcp fa izaho dia tena tia cacapigeon mihitsy e!
hanandrana aho rahariva ihany ary ilay levure ve atao daholo ilay 1 sachet?
hanandrana aho rahariva ihany ary ilay levure ve atao daholo ilay 1 sachet?