bonannif booboo :)

1. simplex ( 11/01/2007 09:19)
Na dia mety ho voahombo afaka fotoana fohy aza ny tenanay d tsy maintsy soratana ihany ity:

hu hu hu
bonannif booboo kely :-*;-)
arabaina tratry ny tsingeri-taona nahaterahana,
d mirary soa sy fahombiazana hatrany hatrany

simp,
:-*:-*
répondu par Fiffi le 16/01/2007 18:59
2. pissoa ( 11/01/2007 09:21)
hihihihihi,
eka ouz :°)

Bonannif booboo :-*
3. Fiffi ( 11/01/2007 09:22)
bon annif akia booboo an ! de bon annif koa ireo namana rehetra zay androany ny annif-ny ! :-*:-*:-*
4. Fiffi ( 11/01/2007 09:39)
5. ftma ( 11/01/2007 09:52)
bon anniversaire booboo :-* ( aza adino liste de mba asio ho ahy ao :wink:)
simplex: fa maninona no ho voahombo ?
6. Samoana ( 11/01/2007 09:59)
homboy ! homboy ny taona lasa e :-*!
7. booboo ( 11/01/2007 10:13)
ouh la :oops:! alohan'ny raha aby klou a : misaotra indrindra nahatsiaro ô :-*:-*:-*:-*:-*

Simplex > Zentille comme tout zà anio tsy manombo oul zany :°):°)...radem angamba hihihihi. Misaotra indrindra :-*

Pissoa > hihihihihihi eka ouz ! efa mahay ouz. Misaotra indrindra :-*

Fiffi > Reo ve ho lany aby ? hihihihi. Misaotra indrindra mahatsiaro :-*

Ftma > hihihihihi ao fa asiako liste faharoa manokana mitsy hihihihi. Misaotra nanaitra vao maraina fa saika tsy nahavitra liste :-D sy tsy nahita an'ito dia misaotra mahatsiaro :-*

Samoana > hihihihi, efa nohombohiko t@ 31 alina aby zareo dia ni-se venger t@ otite hihihihihi. Misaotra nahatsiaro :-*
8. ratonga ( 11/01/2007 10:23)
bônaniverséra booboo :-* tandremo manao bêtise an!:-D
9. Aino ( 11/01/2007 10:54)
:-*:-* Feliç nifff boobooo:-*:-* dia tandremo adino ny anjarako!!:D
10. booboo ( 11/01/2007 11:10)
Ratonga > misaotra indrindra :-*...tôko zà re hendry foana :°):°)

Aino > Hihihihi, ao fa tsy hadinoko fa alefako...an'eritreritra ny anjaranao hihihihi. Misaotra indridnra :-*
11. ftma ( 11/01/2007 11:35)
Azoko antsaina ny hafalian' i booboo :D
ataovy be be akia ny anjarako raha manao liste faha2 ihany njy an:-*
12. fasaly ( 11/01/2007 12:10)
bonanif booboo:-*:-* aza adino ny gatôko!
13. ratonga ( 11/01/2007 12:15)
booboo:

Ratonga > misaotra indrindra :-*...tôko zà re hendry foana :°):°)

ka refa ajanina kély eo ambonin'ny anaranao ngé ny kurseur dé izay no lazainy é!!:-D:-D

14. andry08 ( 11/01/2007 12:16)
Dray marina, bon anniversaire fa androany vao hitako !:)
15. simplex ( 11/01/2007 13:42)
ftma: radem ony vao voahombo (merci booboo:-P) ka d efa omany le hiran'i Mahaleo hay hay hay iny e :°);-):-D:-D
fa zany hoe homboko koa nareo 2 ra tsy mahazo @ zany lisitra faha2 zany ah :b:b
16. ftma ( 11/01/2007 13:47)
simplex: inona aloha ilay "homboko" e tena tsy arako
zaraiko aminjy izay azoko @ le liste less raha tsy omen'i booboo :-*
17. simplex ( 11/01/2007 13:52)
refa za no miteny azy d :-* no dikany fa ra vao booboo d seka seka zay no dikany :°)8)8)

in marina aloha no tena lalinin'i toi ao teny gasy sa teny vazah e :-w

;-)
18. kala ( 11/01/2007 14:16)
bon annif booboo :-* :-* :-* :-*
dia zarao amin'izay le gatô klé!
Mirary ny soa hoanao ary Andriamanitra ange hitantana ny fiainanao n'aiza n'aiza aleha ê!

:oops::oops::oops: matotra be za zany an!

fiffi > ampio akia ny gatô ko fa tena lasan'i booboo daholo ny crème kou ê! :wink: :-D :-D :-D
19. booboo ( 11/01/2007 16:30)
Andry08 > hihihihi. misaotra indrindra :-*

Fasaly > Hihihihi, ao fa ateriko any mitsy...raha tsy laniko eny an-dalana hihihihi :°). Misaotra mahatsiaro :-*

Kala > hihihi hita fa matotra beeeeeeeeeee mitsy ! aleo ho valiako matotra be kounkou : misaotra tompoko :°). Lé gatô aleo miandry ny avy @ Fiffi ndray dia iarahantsika rery mimotika hihihihihihihi. :-*

Ftma, Simplex > mbola vao ny atsasaky ny liste zay no azoko fa mbola miandry ndray nareo dahy :°):°)
20. lapino ( 11/01/2007 16:33)
hmmm, ary boobs sy tits samy anniv androany aby an! ;)

Bonn anniv e :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2328