bonannif booboo :)
26. mbaliana
(
11/01/2007 19:45)
za atra fa zao vao nahita bonnanniff akia booboo dia aza adino kounkou za rehefa manao liste klou njy e :-*:-*
27. mbaliana
(
11/01/2007 19:47)
booboo tara za e dia maika dia atra no voasoratra hihihihiii:lol::lol:
28. booboo
(
11/01/2007 21:21)
Mbaliana > hihihihihi,tsy olana na tara fa misaotra nahatsiaro :-*. Klou klou hitady place hanatsofohana ny anaranao anaty liste ndray zay hihihihihi
30. ftma
(
12/01/2007 16:29)
booboo: ela ko ilay anjarako an
simplex: teny gasy fa ela miteny tsy fatatrako
simplex: teny gasy fa ela miteny tsy fatatrako
31. booboo
(
12/01/2007 16:51)
Fiffi > klou klou fa i Ftma ara io miandry kounkou hihihi
Ftma > miandry an'lé mpandefa entana handefa fa izy oun kamo kouh....:°):°):°) hihihihihi...tsisy tambiny vôsarimakirana mantsy hihihihi
Ftma > miandry an'lé mpandefa entana handefa fa izy oun kamo kouh....:°):°):°) hihihihihi...tsisy tambiny vôsarimakirana mantsy hihihihi
36. simplex
(
12/01/2007 19:05)
Raha ohatra i Mbaliana, Fiffi, ftma ka mandeha mivavaka @ vanim-potoanan'ny paka(na koa paska), d tsy maintsy aheno an'ity:
Pilato: In no tianareo ataoko @ ity bandy ity ?
Vahoaka: Homboy @ hazofijaliana izy
Pilato: k tsy hitako anie ze ratsy nataony e?
Vahoaka: homboy homboy @ hazofijaliana izy !!!
k manomboka izao nareo refa maheno an'i booboo miteny hoe homboko eo toi an, d efa ity atao an-tsaina: booboo la gueriere, action commando-- ame sensible s'abstenir ;-):°)
8)

38. booboo
(
12/01/2007 20:47)
:-D:-D:-D (na zà ara mihomehy lé). fa io tokoa ny fanazavana an'lé raha ....:°)
39. ftma
(
13/01/2007 00:25)
simplex: izay vao mazava, misaotra :wink: fa za aza homboana izany an booboo ve de ho gueriere? malefaka be ohatry ny fiteniny ihany io ko
booboo: alefaso fa handefasako voasarymakirana e sady masaka tsara izy ato
booboo: alefaso fa handefasako voasarymakirana e sady masaka tsara izy ato
40. tywa68
(
14/01/2007 10:32)
salut booboo : tena efa voahombo zany zay ? sa mbola tafiditra anaty liste :-D? mirary soa ê :-*