Mitady billet mora USA /TANA ?
1. xxx
(
11/01/2007 05:54)
Sao dia mba mahita hevitra fitadiavana billet mora miala USA/TANA ianareo? Na ET izany na miantso ny agence.Nanandrana niantso ny Air France aho fa lafo ary indraindray mivarotra varoboba ny agence izy.NY,NJ,CT mety daholo.Misaotra anareo mialoha
Ny namana avy any dilambato
Ny namana avy any dilambato
répondu par Papoose le 07/02/2007 22:31
3. Fiffi
(
11/01/2007 06:36)
marina io lazain'i fijo io ! rehefa "heure de pointe aloha lafo be eh ! fa jereo ao @ "easy"
4. dailynews
(
11/01/2007 20:15)
raha te handeha dia janoary ka h@ marsa sy tapany avrily eo nomora indrindra. ankoatra izay dia tena lafo be.
vidio tsy miaraka ny billet dia moramora kokoa.
Izany hoe. vidio ny usa-france @ company hafa. dia vidio indray ny france-mkara @ hafa.
rehefa voavidinao io dia tsy maintsy milaza @ ireo company ireo anefa ianao hoe hampitohizo ilay billet raha tsy hoe hijanona kely ao frantsa angaha ianao. Delta(usa-france)sy air france(france-mada) no nataoko.
Fa izao, raha transit fotsiny no ataonao ao paris-CDG dia ataovy manana ora lava be ianao. adiny roa tsy ampy mihitsy. ataovy adiny enina farafahakeliny, mba hiarovanao @ avion tara tonga miala avy aty sns...fa nahazo ahy izany ary ny niafarako dia natory tao @ aeroport. :twisted:(tantara lava be) tara ny avion niala avy tao new york. dia tara tonga tao paris na dia 30 mn talohan ny nandehanana aza aho no tonga teo @ gichet dia tsy navelandrizareo sns...
tandremo anefa ny air france fa masiaka be tsy mamerimbola raha toa ka tianao hovaina ny daty handehananao. indrindra fa raha io billet vidiana misaraka io, aleo dia tsorina fa halan ny air france fa tiany ianao tonga dia hividy ilay billet mitambatra anefa iny lafo kokoa. asakasakao anefa. manontany ny hevitra mora ianao dia zaraiko ny experience ko.
mazotoa

5. dailynews
(
11/01/2007 20:20)
mandehana online fa eo ianao afaka misafidy tsara.
jereo ny orbitz, opodo, cheapticket sns....@ google.

6. dailynews
(
11/01/2007 20:24)
marihina ihany koa fa mandalo france no mora indrindra raha escale. nijery maurice, la reunion sns.. aho fa lafo be lavitra.
9. xxx
(
12/01/2007 17:41)
dailynews:
raha te handeha dia janoary ka h@ marsa sy tapany avrily eo nomora indrindra. ankoatra izay dia tena lafo be.
vidio tsy miaraka ny billet dia moramora kokoa.
Izany hoe. vidio ny usa-france @ company hafa. dia vidio indray ny france-mkara @ hafa.
rehefa voavidinao io dia tsy maintsy milaza @ ireo company ireo anefa ianao hoe hampitohizo ilay billet raha tsy hoe hijanona kely ao frantsa angaha ianao. Delta(usa-france)sy air france(france-mada) no nataoko.
Fa izao, raha transit fotsiny no ataonao ao paris-CDG dia ataovy manana ora lava be ianao. adiny roa tsy ampy mihitsy. ataovy adiny enina farafahakeliny, mba hiarovanao @ avion tara tonga miala avy aty sns...fa nahazo ahy izany ary ny niafarako dia natory tao @ aeroport. :twisted:(tantara lava be) tara ny avion niala avy tao new york. dia tara tonga tao paris na dia 30 mn talohan ny nandehanana aza aho no tonga teo @ gichet dia tsy navelandrizareo sns...
tandremo anefa ny air france fa masiaka be tsy mamerimbola raha toa ka tianao hovaina ny daty handehananao. indrindra fa raha io billet vidiana misaraka io, aleo dia tsorina fa halan ny air france fa tiany ianao tonga dia hividy ilay billet mitambatra anefa iny lafo kokoa. asakasakao anefa. manontany ny hevitra mora ianao dia zaraiko ny experience ko.
mazotoa
Dia ahoana no fanao mividy misaraka io,toa tsara ilay hevitra ko \'ty.Izaho koa efa tratra nihazakazaka fa kely ilay ora ary niantefa tany amin\'ny ile tsy nampoizina.:cry::cry:
11. xxx
(
12/01/2007 23:11)
Nijery ilay billet aho fa azo riranana tokoa fa toa matahotra aho raha tsy mety
12. dailynews
(
13/01/2007 17:03)
mila kosa aloha ianao sur hoe ireo no daty handehananao fa raha mihevitra ny hiova daty ianao dia aleo ihany ilay billet mitambatra satria dia mety tsy hanaiky ny air france raha air france no handehananao any dago.
ny lakile ny hahombiazanao @ io kazarana billet io dia ny habetsaky ny ora anananao mandritra ny transit hialana am izay mety fahataran ny avion sns... sinon, tokony tsy misy olana mihitsy. ny ahy adiny iray sy sasany no ora nananako ka aiza moa no tsy ho tara.
rehefa voavidinao ny billet dia mila atao connection izy ireo, mila miantso ilay agence eto ianao am izay ny entanao tonga soa amantsara any ivato na dia tsy mamindra entana aza ianao ao paris. ny ahy tonga soa amantsara.
fomba ny ankizy betsaka fantatro io, ary ny olana iombonana dia ilay fotoana mandritra ny transit foana hoe sao dia tara avion miala aty dia tsy mahatratra connection sns..., izay no mila hananao ora betsaka...ary raha tena matahotra be ianao anefa mora lavita io billet io dia ataovy iray andro mihitsy ary ny transit nao ao paris am izay tena sur.

13. dailynews
(
13/01/2007 17:13)
refeha mahazo io billet io ianao dia tsara mihitsy aza mankany @ aeroport ilay hiangainao dia manantona ilay agence nividianano ny billet(us airways- na delta - na tsy haiko...)alohan ny daty handehanano, dia eo imaso imaso eo ry zareo no manao ny connection nao.
14. dailynews
(
13/01/2007 17:32)
fiffi> nojereko ilay easy nolazainao saingy toa ao eropa ihany ilay izy sa..?
16. xxx
(
14/01/2007 17:34)
Raha mandalo europe na paris,rehefa nijery ny andry zareo aho ,maninona no lafobe x2 na x21/2 ,ny vidiny ny an'ny hafa mihitsy kanefa raha mandeha amin'ny agence toa misy mora ihany e.
17. xxx
(
14/01/2007 17:37)
[quote=Fiffi]
marina io lazain'i fijo io ! rehefa "heure de pointe aloha lafo be eh !
[fa jereo ao @ "easy"]ahoana indray io fiffi?

19. sitlo
(
14/01/2007 18:14)
Tsy fantatro ry zareo ny vidiny tadiavoinareo fa ny ahy toa ny mandalo any Italy no hitako fa mora. Dia avy eo mandray Airmad.