Mitady billet mora USA /TANA ?
21. dailynews
(
14/01/2007 20:01)
ny olako tam air mad dia toa tsy manao online izy rehefa handoa vola, fa tadidiko aho saika handoa online dia hoe mila miantso ny agence ny soratra teo... sa efa azo handoavana online ny air mad izao?
raha mahazo air mad aloha dia tsara kokoa raha ny fahitako azy e, ny air france miavonavona be mihitsy. tsy mampite hanome vola.
raha mahazo air mad aloha dia tsara kokoa raha ny fahitako azy e, ny air france miavonavona be mihitsy. tsy mampite hanome vola.
22. cutie
(
14/01/2007 22:28)
ny henoko njay , mandeha any londres alou de avy eo maurice de mada. Fa reraka vo tonga any dago :lol:
23. Fiffi
(
15/01/2007 14:24)
tena mbola tsy nahita ve i xxx ? ny direct angamba tsy mi-existe io eh ?
24. niryna
(
17/01/2007 18:28)
Fiffi sy daily a mba nanandrana nijery ireo web nomenareo an'i xxx ireo aho fa toa tsy mivoaka tokoa ilay easy?
XXX toa misy ihany fa toa mandeha any senegal hono raha ho any ianao,matahotra aloha aho ny andeha any e.AF no tsara kokoa fa lafa saingy azo antoka:lol:
XXX toa misy ihany fa toa mandeha any senegal hono raha ho any ianao,matahotra aloha aho ny andeha any e.AF no tsara kokoa fa lafa saingy azo antoka:lol:
25. dailynews
(
17/01/2007 21:52)
nyrina> ilay orbitz sns..ve no tsy mivoaka? andramo ihany. dia afaka mijery web hafa ihany koa ianao amkoatra ireo fa feno izy. Raha tsy diso aho misy koa ity http://www.airgorilla.com/
raha tsy mahita mora ida mandehana ihany manao recherche any @ google fa misimisy ihany ny web ahitana ny tahaka itony.
senegal? mora ve? iny indray no tsy hitako.
raha tsy mahita mora ida mandehana ihany manao recherche any @ google fa misimisy ihany ny web ahitana ny tahaka itony.
senegal? mora ve? iny indray no tsy hitako.
26. niryna
(
18/01/2007 06:19)
Ilay nasianao nojerena io tsy misy vidiny.Mba nijery fotsiny koa aho dia nahita io senegal io,hoy aho hoe iza no andeha any lanin'ny olona any ny sofinabe 8O
27. LazaDaddy
(
18/01/2007 06:50)
xxx> Somary lavitra kokoa fa mety ho mora. Mankany Italie (raha manana visas EU).
29. xxx
(
18/01/2007 16:23)
Toa mitombo daholo ireo web ireo ry niryna a ilay opodo ihany no misy vola tsy $ fa hafahafa.Ny senegal io south africa izany,io no mora indrindra hatramin'izao.
30. Zina
(
19/01/2007 00:35)
cutie [ Valio ] 18-01-2007 15:16:27
Lohateny : Re : Mitady billet mora USA /TANA ?
Tena marina ve zany mora kokoa ny mankany Italie zany
anontanio retsy ny admin a...izy va tsy mba hanampy??? hihihihi
33. niryna
(
19/01/2007 19:08)
Fiffi:
air france no lafo billet indrindra koh !
Mijery ny agence dia any no mijery fa zareo no mahazo rediction avy any amin'ny AF.Mba nanotany sy nijery ireo web koa aky aho no nahitako izany a.Raha miantso ny AF dia marina fa lafobe.
35. soanja
(
07/02/2007 01:37)
Ny frais mora indrindra hatramzay hitako de mandeha CORSAIR zany hoe agence Nouvelle Frontiere na miantso direct CORSAIR ka io de miankina amin'ny saison sy ny halavan'ny fotoana hipetrahana any Mada no haiko azafady fa tsy TANA/USA an zany hoe mila mimpody ianao, fa ny azy dia mora noho ny hafa foana PARIS-MADA io an. De Miankina aminio koa ny frais avy aty US. US AIRWAYS mora ihany indraindra raha oharina Delta saingy miankina hoe aiza no fiaingana fa na mankaiza na mankaiza avy aty aminay de lany foana ny 2000 dolara e.
Ny olna mandeha CORSAIR anefa dia mila miova airoport ka raha midina CDG ianao de mila maka bus na taxi lafobe na misy mpaka de miampita mankany ORLY ary ny fiangana aminio matetika de alina foana ka raha tonga maraina avy USA ny vol de tsara satria manana fotoana hakana bus sns vao mamakivaky an'i Paris.
Ny olana refa miverina anefa de miditra alina be ity VOL Corsair ity raha tsy tara na miova ny vol de mila maka hotel koa zany refa tonga ao Paris mba hiaingana maraina mamonjy an'i CDG ho aty USA. Saingy mbola tsy mahatoraka an'io ny frais direct AIRMAD na AIRFRANCE e.
Ny olana hafa koa de mila mi-check in indray ny entana ao ORLY ary mihena ny fahafahana raha arakilao. Aza be entan fotsiny o.
De izay aby fa dia mazotoa. Rah tsy izany dia antsoy i CORTEZ ao California fa mahafinaritra sy manampy be i Mme Monique. Izy tena tia gasy sady mahita billet moramora ihany. Mahereza.

36. Papoose
(
07/02/2007 22:31)
tsy aleo v mandeha bus greyhound aloha de avy eo shippena @sambo de mandeha taxibrouse ary taxi e :* andramo ihany sao mora kokoa!:°)