mandeha ihany ny fika !!
1. bazylou
(
10/01/2007 23:40)
enjehina mora ry pety, dia samborina daholoizay cotre rehetra, korotanina ary manezaka ny hanala an'i Darola kely koa eo ihany ,dia atao ny invrestiture ary izay nifidy rehetra dia omena saosy ary izay tsy nifidy dia enjehina fatratra, indrindra koa fa ny nanomana ny propagandy tsy nahomby.....
METY KA!!:°):°):°):°):°)
METY KA!!:°):°):°):°):°)
répondu par Robert le 16/01/2007 00:46
3. bilakarenjy
(
11/01/2007 07:31)
betsaka no nimenomenona toa anao io ry bazylou fa rehefa tonga eo @ ilay toerana ianao dia ho hitanao hoe :hay kay izao no tena zava-misy ato .
Aza ataonao fohy be ilay fieritreretanao ny zava-miseho rehetra ,fa ezaho ho tonga any @ tsirairay avy .

4. Samoana
(
11/01/2007 08:07)
ny mahay fika manohy ny lalany ihany fa ianareo izany anie ry bazylou toa mbola tafahitsok'ireo kandidà tsy lany ao @ propagandiny ihany e:lol:
6. Robert
(
11/01/2007 13:09)
Efa hita anie fa tian'ny vahoaka Ra-8...
Mba mahalala mionona ry ise an..
Raha taloha ny 3 déc de mba mety azo inoana iany ny zavatra nolazainao fa izao efa mazava fa Ra-8 no lany de mba tokony hanova fomba fanaovana tsikera ny mpanohitra raha tsy izany mbola ho Ra-8 foana ny hofidiany olona @ manaraka..
Tena mbola tsy hitanareo mpanohitra ve ny lesokareo, sa variana mijery ny lesokin'ny mpitondra ka ny any tena tsy hita..
Mba mandinika tena ary manaova fijery lavitra

7. bazylou
(
11/01/2007 13:18)
ary ianareo mpinompino foana angaha mba nijery ny tenanareo!!???? ianao io indrindra notsy mahita lavitra sy jambann'y lalana kely etsy sy eroa anasarotsaromana ny fika!!
8. Robert
(
11/01/2007 13:55)
Za anie mahafantatra fa Ra-8 de manao izay ahazahoany vola bebe kokoa @ fitadiavana marché vao2 hoany TIKO.SA, ary ataony mifanaraka @ izany politika fitondrany.
Lalana= ALAMA,
Tourisme= hotel lehibe mbola hamborainy(fankasitrana ny vahoaka ny Tanà hono nefa ny sossy hoazy no miditra)
MAP = TIKO SA (business plan)
Ekena fa izy no nahazo benéfice betsaka hono ny vahoaka, fa mba misy kely hoany vahoaka. Raha izao no mitohy mbola hoela ny malagasy vao hoavotra, fa Ra-8 afaka kely2 de multimilliardaire en $.
Fa mba jereo anareo mpanohitra inona no mba programme-nareo ???
Samy tsy alehany daholo nareo mpanohitra na ekipa Ra-8.
Fa au moins Ra-8 olona mpitady vola (business, marché) fa tsy ny kitapo-bola mpanjakana ny aronina @ tanana fotsiny izao...
Raha tena mahay politika nareo mpanohitra mitambara mba feo tokona ny heno ny mpitondra sy ny vahoaka de ampisehony ny progamme-nareo, de hohita eo hoe azo omena fitondra ve?
Fa tsy wawawa ny etsy, wawawawa ny eroa, na ny vahoaka aza mba fanina.

9. bazylou
(
11/01/2007 14:26)
tsy hisy ary impossible izany mpanohitra mitambatra izany!! ny fn ve dia hiaraka amin'ny udf na ny lutte ouvriere!! ny demokraty ve dia hiaraka amin'ny KKK rehefa lany izy ?? tssssss tsy misy io!!
10. Robert
(
11/01/2007 15:03)
Manaiky za fa ny FN, UDF, Lutte ouvrière: tsy afaka hiaraka, satria samy manana ny obejctif sy conviction avy ry zareo..
Fa ny mpahonitra gasy hanala an-Dra-8 fotsiny no tanjona. Tsy hitako izay hevitra tsy hitoviazanareo.
JEreo fotsiny ilay fampieleza-kevitra teny @ kianja Alarobia, kandida 6. Tokony nitambatra izao ireny. Enao ve ahita ny FN sy UDF hanao propagande hitambatra izany??
Ny tena antony tsy hivondronareo mpanohitra de ny fitiava-tena fotsiny. fa wawawa fotsiny no sisa..
Jereo koa eto @ serasera: tezita, bazyl, ronaldo.. mitovy daholo ny zavatra resahinareo samy fanaratsiana an-Dra-8 fotsiny.
Mbola tsy matotra ny fanaovana politika malagasy (mpanohitra sy mpitondra).

11. kitjo
(
11/01/2007 18:28)
ka mahaiza ary mionona raha tsy hitambatra fa tsy ho lasa lavitra mihitsy nareo raha samy handeha irery eo fa vizaka fts no maty pasipaoro!
12. bazylou
(
11/01/2007 22:45)
dia maninona izahay angaha andevon'ilay 8nareo !!?? andana mandeha fa izahay tsy hanaraka e!!
Tsy marina kosa aloha ilay hoe mitady hanongana daholo e!!!, ny sasany seza, ny sasany nyhamerina fifidianana,....
Tsy hisy hionona sy mody maina mihitsy eo raha tsy mahazo e!!
Dia inona izao no anejehan'ilay 8 an'i darola !!!?? inona hoy ianao?? inona?? Mba lazao eto hoe!! sa betsimisaraka mataty sokasoka no sady maire dia riatina fotsiny !! tssssss hitanao fa double sens ilay izy..

13. Robert
(
12/01/2007 07:30)
tsy misy miteny anie hoe ndana manao andevo-Dra-8 nareo mpanohitra, sady Ra-8 tsy mila izany..
Fa mivondrona fotsiny nareo mpanohitra, ary karakara diany izao ny fifidianana Maire sy député sao rehefa raikitra indray ilay izy vao hoe tena hadinoko ny nanatonta vato (bulletin de vote), fa ahemory ilay fifidianana...
mampalahelo ahy misy ny fisainanao ry bazyl, mety tena very toerana mamy b kosa angamba nareo satria lasa-dra-8 ny fitondra...

14. Robert
(
12/01/2007 14:23)
Le maire de Toamasina en position délicate
11-01-2007 / 17:24
Antananarivo – Le maire de la ville portuaire de Toamasina et neveu de l’Amiral Didier Ratsiraka, ancien président de la République en exil à Paris, Roland Ratsiraka est menacé de suspension par une partie de son propre camp au sein du conseil municipal.
Roland Ratsiraka, maire de Toamasina et candidat de Madagasikara Tonga Saina lors de la présidentielle du 3 décembre 2006
© DTS
Il faut pourtant rappeler que ce conseil est composé majoritairement par l’association politique du maire, à savoir le Toamasina tonga saina (TTS) ou Toamasina conscient. Seulement, la présidence du conseil est occupée par un membre du parti TIM, celui du président de la République. Cette situation a découlé d’une divergence de vues entre les membres du TTS.
A l’heure actuelle, une partie du conseil municipal reproche au maire de ne pas savoir gérer correctement l’enlèvement des ordures et le budget de la commune. Elle souhaite donc sa suspension. Les partisans du maire concoctent une stratégie pour sortir leur leader de ce bourbier. Bientôt, il serait question de renouveler les membres du bureau du conseil municipal et d’élire à sa tête un TTS.
©MATERA
http://www.wanadoo.mg/factu.php?articleId=295748

18. bazylou
(
14/01/2007 00:02)
matanty koa ny mitady hanongana an'i darola sahady!! tsssssssss aza mivarotra saka be loha e!!
19. BloodTitan
(
15/01/2007 11:10)
Ita mintsy oe tsy eto an toerana daolo nareo rehetra reo fa fahanan ny internet lainga de io fa miseho ho manangam bovona. Midinà aty lesy zalaha de mizahava ifotony vao manoratra eto aaaaaa. Tsisy an zany oe enjehina zany i rolland fa izy aza vonona hiara miasa am fitondrana ra atsoin ny fitondrana. Lainga mba tiana hamendrofendron'ny mpanohitra fotsiny le oe enjehina izy, hangina lisany ra tafiditra minisitra eo io ry bazyl a.
20. BloodTitan
(
15/01/2007 11:13)
Saika adinoko, fika mintsy zany satria te ho vedety de aparitaka ny feo am zay malaza be