lehilahy mampirafy sa vehivavy mampirafy no tsara?
1. ronaldo09
(
09/01/2007 13:48)
Ao amin'ny fiaraha-monina malagasy dia tena voakiana mihitsy ny vehivavy raha vao mampirefy ,ary tena voailikilika eo anivon'ny fiaraha-monina.Mifanohitra amin'izany anefa raha lehilahy mampirafy satria karazana rehareha ialy izy sy tsy dia voakina .
Mipetraka ny fanontaniana hoe:Tena tsy mety tokoa ve raha vehivay efa manambady no miaraka amina olona hafa ankoatry ilay vadiny ,ary mety ve raha ny lehilahy manambady mampirafy eny fa na dia tsy fantatry ny vadiny aza ny momba an'izany!!!

répondu par olomalaza le 24/01/2007 11:57
2. Fiffi
(
09/01/2007 14:15)
na lahy na vavy kosa aloha amiko de tsy misy tsara zany hoe mampirafy zany an !
Karazana rehareha ahoana zany ? raha ny lahy no mapirafy ? :roll:

4. Kadoda
(
09/01/2007 15:06)
samy ratsy daholo, ôrera, dain mankandoa
Fa zany hoe ny lehilahy mampirafy no efa fahita foana de otran'ny tsy de manin no fijerin'ny ol azy par rapport @ vehivavy, zany hoe deformation psychologique le izy, fa ratsy daholo. Satri hoy Andriamanitra hoe lehilahy 1 sy vehivavy 1 fa tsy hoe tsy maninona loatra na kokoa raha....

5. Fiffi
(
09/01/2007 15:51)
angamba tsy hoe "tsy de maninona" fa ny vavy tsy mahay manafina sentiment de mibaribary angamba ! ny lahy indray mety mahay manafina tsara .....
11. andry08
(
09/01/2007 17:19)
:-Dmapmé ilay hoe "inona hoy aho"
Ratsy daholo na ny lahy na ny vavy satria manimba tokantrano foana tsy ao aoriana tsy ho ela.

14. caprio
(
09/01/2007 23:26)
Samy ratsy na ny vhv na ny lahy no mampirafy, fa amiko aloha dia tsy mitovy mintsy ny vhv sy lhl mampirafy, ny antony dia saro-bidy loatra nareo vhv ka lasa henatra ho an'ny fiaraha-monina raha ny vhv no mampirafy, ary raha ny lahy indray no mampirafy dia tsy dia mavesatra loatra ho an'ny fiaraha-monina satria toa mahazatra ny saina ny maheno lhl mampirafy eny fa na ny ao anaty baiboly na t@ andro taloha dia efa maro ny lhl nanambady maro fa tsy mba faheno firy zany we vhv nanambady maro zany.koa alaivo sary antsaina fotsiny we eo @fiarahamonina misy anao dia misy lhl hifandimbiasan'ny vhv, ary misy vhv hifandimbiasan'ny lhl,amiko dia tsy mitovy ireo fa ilay lhl misolosolo sipa foana aminay kofa dia tsy mampaninona mintsy fa lasa fireharehana we favory aza ilay izy araka ny voalazan'i ronaldo etsy ambony,fa ilay vhv misolosolo bandy kosa dia tsy holazaiko ny hitsaran'ny fiarahamonina azy fa ataoko fa efa fantatrao angamba
16. Lalah
(
10/01/2007 18:06)
caprio:

Tsy misy an zany tsy maninona raha lhl zany fa rehefa vandana dia kary, rehefa nifanaraka fa hifankatia dia tokony tsy ampiana olonkafa intsony.
17. naritsimba
(
11/01/2007 05:39)
Lalàna ny tsy fahazoana mampirafy raha ho antsika Malagasy, samy tsy mety na ny lahy na ny vavy no mampirafy saingy atao ahoana moa fa misy ilay fiteny hoe: Matoa misy ny lalàna dia natao ho dikaina.
Raha tiantsika ny hiala @ fampirafesana dia ialao voalohany indrindra ho anareo vehivavy ny fimenomenomana, raha vao io no misy ao an-tokantrano na koa mbola vao mpisipa ny olon-droa dia tadidio fa tsy maintsy misy ny fampirafesana satria tsy maintsy hitady hafa mahatambitamby azy ny lehilahy, io no tsy zakan'ny lehilahy indrindra, ny tena tadiavin'ny lehilahy dia ny fifampiresahana milamina ka miteraka fifankatiavana.
Tadidio fa ny lehilahy rehefa tonga @ faratampon'ny tsy fahafahana mifanakalo hevitra dia efa zavatra hafa izay no ao an-dohany izay tsy inona fa ny : hitady vehivavy hafa afaka hanehoany fa lehilahy mahavita azy izy.
Amiko dia avy @ vehivavy no mahatonga ny lehilahy hampirafy, hany ka lasa mitady ho lalàna eken'ny fiaraha-monina ny lehilahy mampirafy noho ny vehivavy mampirafy, nefa raha ny tokony ho izy dia samy tsy mahazo mampirafy na ny lahy na ny vavy.

18. olomalaza
(
11/01/2007 08:26)
amikou ry zareou d ny fampirafesana no zvtr tsara sy mamy indrindra eto antany , koa na lahy na vavy dia samy mahazo maka tsirony avokoa, ny fananao tsiambaratelo dia mankahery anao eo amin'fiainana, angà tsy ainareo le hiran'i mahaleo oué...ise kely ihany no mba secreako!!rah mampirafy kou dia tsy ho léou ny vadinao mihintsy ka tsy hiterak olana eo amin'iny lafiny iny.indrindra mou rehefa tena tinao zay le sipakelinao, ntsô!!:*