lehilahy mampirafy sa vehivavy mampirafy no tsara?
22. olomalaza
(
12/01/2007 15:07)
ny antony dia ts haiko mazava fa ny olombelona dia "infiniment complexe ", ra izaho izany de fantatro fotsiny oué maro d maro ny olona manao an'io fa manafina daoulo, ra tsy oué tena efa ratsy tarehy be mintsy angamba!!ka na vady ara saika tsy azou!!!lol
26. caprio
(
13/01/2007 01:16)
Tena tsy mazava @nareo mintsy ilay izy fa efa resaka olona mampirafy zao no resahina we raha misy vhv na lhl mampirafy dia iza @ireo no tena ratsy kokoa ny miheritseritra azy?marina fa samy tsy mety ireo fa tsy mitovy mintsy ny vhv sy ny lhl na inona lazainareo vhv na inona fa misy foana ny maha samy hafa ny lahy sy ny vavy,ohatra fotsiny we vhv tsy mody an-trano mintsy raha tsy alina be foana dia misy koa zazalahy tsy mody an-trano raha tsy maraina ny andro,dia sahy milaza ve enao vhv io fa mitovy ny fomba fieritreretan'ny ray aman-dreny ireo zaza roa ireo?mba eritsereto tsara kaloa vao mamaly fa amiko dia saro-bidy kokoa nareo vhv noho izahay lhl ka tokony hitandrina tsara fa tsy we mampirafy lery dia iny koa enao fa milingilingy
28. Fiffi
(
15/01/2007 16:47)
olomalaza::-w:-w heu...raha zah manokana aloha de tena tsy hitako zay mahatsara azy an ! fahotana be eo anatrehan'Andriamanitra aloha le izy , avy eo miteraka olana @ mpivady sy fijaliana ...
izaho irery ve no mahita ny lafitsaran'ny fampirafesana??
29. pissoa
(
15/01/2007 17:33)
olomalaza:
izaho irery ve no mahita ny lafitsaran'ny fampirafesana??
zany ngambany no tena hampalaza an'toi :wink::-D:-D:-D
30. Fiffi
(
15/01/2007 20:43)
nikopol:marina @ inona ? marina ahoana ? tsy hitako zay maha-tsara an'zany !
ny vehivavy mampirafy no tsara raha ny tena marina
31. olomalaza
(
16/01/2007 09:08)
samy manana ny fomba fisainana marina alou é!! ary izay no antony ny forumévatsika eto, ny tiako tenenina dia tsy mboula nahita alouha aho mpivady mboula tsisy nampirafy ny 1 tamin'izy ireo ;eou ny vao 1 taona novadina, eou kou ny efa 10 taona nivadiana zay vao manao. Za dia mboula tsy manambady ary d fantatro fa tsy ahavita afa tsy ...reefa indray tonga le androu iray toa zato!!ny faharoa dia maro izao ny vehivavy miaraka amiko , 2 kousa no tena tiako, tena faly aho amin'izany ary tsy manafina mihintsy aho énao rery no tena tiako e...blabla.ny mifanohitra amin'zay no miseho fa vao maika aza tena ankafizin'ny tovovavy tokoa ny houé efa misy hafa any ho any, marina kou fa tsy d misy fitiavana fa mbà fun e!!!
zo an ts'1 1 ny manohitra ahy fa fantatro fa tsara ny mizara fitiavana, na za koa ve no efa tena be fitiavan?
zo an ts'1 1 ny manohitra ahy fa fantatro fa tsara ny mizara fitiavana, na za koa ve no efa tena be fitiavan?
32. Fiffi
(
16/01/2007 14:45)
olomalaza:hoe be fitiavana ve de hampirafy no hatao ? :roll: de tsy aiko indray zany an !
zo an ts'1 1 ny manohitra ahy fa fantatro fa tsara ny mizara fitiavana, na za koa ve no efa tena be fitiavan?
34. olomalaza
(
18/01/2007 05:34)
ra hitako ianao ry Fiffi d ho zaraiko aminao zany fitiavana angalarina izany, hum!! (l)(l)ary ianao no hangataka fanampim-bary amikou!! tena tsy miambo aho fa fantatro fotsiny houé ho tianao le izy!!sady tsisy tsara afatsy ny angalangalarina hoà.sao d bandy alou énao ???
35. manga2
(
20/01/2007 15:31)
Efa ozona ho an'ny lehilahy angamba ilay mampirafy koa,misy ny lehilahy tena mahay mandainga an!misy mihitsy aza ny manao fiainana roa sa mbola tsy henonareo izany?
loza be ihany ity mampirafy ity koa.Maninona fotsiny raha milaza ny marina dia miala refeha tsy tiana ilay olona fa tsy hampirafisina, tsy zany ve no mety toy izay mandratra fon'ilay olona milaza fa tiany.
Raha tiany ny vadiny na ny sipany dia tsy tokony hampirafy mihitsy izy na lehilahy izany na vehivavy.
Mampalahelo sady mankarary fo ity resaka fitiavana ity koa.:(

36. Fiffi
(
20/01/2007 15:45)
olomalaza:olomalaza: hummm.....zany an ? de iza no milaza anao fa hanaiky an'zany zah ? :wink::-D:-D heu......zah kosa kalou vavy be zao eh ! :-D:-D
ra hitako ianao ry Fiffi d ho zaraiko aminao zany fitiavana angalarina izany, hum!! (l)(l)ary ianao no hangataka fanampim-bary amikou!! tena tsy miambo aho fa fantatro fotsiny houé ho tianao le izy!!sady tsisy tsara afatsy ny angalangalarina hoà.sao d bandy alou énao ???
De @ ahoana hono no ahafantaranao fa ho tiako zany ?
38. olomalaza
(
24/01/2007 11:57)
de iza no milaza anao fa hanaiky an'zany zah ?
ka satria ireny olona catégorique reny no inconsciemment tena te hanandrana.matoa ny olona mania be zavatra 1 dia te hanandrana an'iny izy,ohatra reny vhv mody houé tsy tikou iny bandy iny nefa ...fantatro kou enao fa tsy hanaik satria mboul tsy manomboka akory dia efa hidinao ny sainao sy ny fonao sy ny hafa rehetra , ka ho aiza mou ny tenako fa de zay zany.:-o