vonjeo !!!main'ny rano ny tongotro

1. nenipita ( 06/01/2007 09:20)
salut nareo, hono oa efa hitako ilay forum main'ny menaka fa ity indray ny ahy:
t@ alina de mlai'nny rano ny tongotro te nangirifiry be tonga dia nosorako colgate, de nony maraina de mibotsina ilay misy rano ireny, de mbola nasiko colgate ihany na dia @ izao za miteny izao aza de norakofako colgate bdb nefa toa otrany hoe vao maika mihangeza izany le mibotsina ao anaty colgate ao. Inona no tokony hataoko? Apio re za fa mangirifiry be
répondu par niryna le 14/01/2007 20:24
2. Hortie ( 06/01/2007 10:31)
Vantany vao may hoatran'izany dia voalohany aloha dia tsy maintsy atao ao anaty rano mangatsiaka elaela ilay "partie" may hanajanonana ny doro.
Rehefa izay, dia mandehana any @ pharmacie mi-commande "acide picrique" (préparation pharmaceutique io)hanosorana ilay hoditra may.
Normalement, tonga ianso dia "soulaé"

P.S. Azafady raha manao variaminana aho miteny
3. watafon ( 06/01/2007 18:05)
Raha mbola tsy vaky d hosorana BRULEX crème na BIAFINe fa sady manala ilay mangirifiry ireo no manampy @ cicatrisation fa rehefa vaky kosa ilay mibontsina da tsy maintsy atao pansement isan'andro ! d miarary soa e!
4. xxx ( 06/01/2007 22:57)
Hipipizanao ny tongotrao may , rorana koa raha vao may iny. Tena mety ireo tamin'ny olona may hitako. Mirary soa.
5. Zina ( 07/01/2007 00:53)
xxx ie marina io fa tandremo tsara fa raha manomboka misy fery tsy azo atao intsony.
ilay voa may iny mihitsy no azo asina pipi... avy eo tsy mety intsony..
ka raha tsy vita t@ voalohany aza atao INTSONY fa dangere be

Tuille gras lumiere raha mbola misy io any Dago io no tena efficace.
6. fasaly ( 07/01/2007 11:28)
tsy haiko mihintsy ny tokony hatao am lay may ny ranopmafàna fa otran'ny hoe asina tantely no fahalalako azy aky ry nenipitia, sitràna somantsara e!:?:-*
7. nenipita ( 08/01/2007 07:24)
msotra anareo namaly sy nanome fanampiana. Mbola tsy potsika fona le izy hatramin'izao, fa mbola mibotsina be eo fona, tsy marary nefa na mangirifiry fa de aleo zany andrasana ho potsika ho azy eo , tsy hadino ireo torohevitra nomenareo fa de harahiko
8. bazylou ( 08/01/2007 22:58)
aza endrasana ela ily nana fa roa na telo andro ihany raha betsaka dia vakio ary asio pansement sy alcool na merkira!
9. fijo ( 10/01/2007 22:59)
io xata efa manoro hevitra ko
10. niryna ( 14/01/2007 20:24)
xxx:

Hipipizanao ny tongotrao may , rorana koa raha vao may iny. Tena mety ireo tamin'ny olona may hitako. Mirary soa.

Miotombona io ary raha misy fery dia asio vitamina E isan'andro na dobera-na kokoa

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5621