alibotry sy alifisaka

1. barry ( 06/01/2007 08:57)
iza nareo no mahay an'ireo ;fa aretina ilay izy ;ary ny zazakely matetika no voany ;ka tsy haiko hoe avy @ inona no mahatonga azy? dia ahona no hamantarana azy:?dia ahona ny hitsabona azy:?:
répondu par niryna le 20/01/2007 01:28
2. watafon ( 06/01/2007 18:01)
tsy fahampiantsakafo miseho @ zaza madinika daholo izy roa ireo e! "kwashiorkor(alibotry)" sy "marasme(alifisaka)" no dikany, tsy fahampian'ny proteine no mahatonga azy, ny fisehony indray dia mivontovonto ny vatan airay manontolo(oedème)raha voan'ny alibotry, ny alifisaka kosa d irony le tena mahia kely irony!
ny fitasboana azy moa zany d ny fanomezana sakafo voalanjalanja à base de protéine atao maiandalana !
3. Zina ( 07/01/2007 00:56)
oay le tsy mba fantatro indray izany.
Ka ny sakafo misy proteine dia betsaka mihitsy any dago:
-hena
-zava maina voanjobory, tsaramaso, kalamaka etc...
-ny atody
misy proteine doly ny sakafo fa ireo no tena betsaka indrindra...
4. mika117 ( 07/01/2007 11:08)
hay ve misy an'izany botry sy fisaka zany e; sambany mba nahenoko an'izany an! dia misaotra an'i watafon ssy barry zany e
5. barry ( 07/01/2007 11:10)
watafon a ;tena misotra betsaka fa zay vao tena mazava tsara e
6. watafon ( 07/01/2007 13:42)
tsy misy fisaorana ry reto an !:-*
7. fijo ( 10/01/2007 23:00)
any mada ve de tsy ampy prote le????
8. Zina ( 11/01/2007 02:34)
fijo a za wa mba gaga?
9. niryna ( 20/01/2007 01:28)
Nisy ny prote fa ny vola hividianana azy no tsy misy ka lasa tsy ampy sakafo,sady zaraina amin'ny ankizy maro.
Mahafaty mihitsy ireo rehefa tsy voatsabo ary ny zaza afrikanina no tena ahitana an'ireo.Ny lohany fotsiny no lehibe ary ny vatany tsy mitombo toy ny anjaza fa tonga dia hitanao hoe efa lehibe ny taonan'ilay zaza.:(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1514