lehilahy ankehitriny
1. lysie83
(
05/01/2007 13:07)
Antony mahatonga ny lehilahy maro tsy ho fidèl intsony @ zao andro zao
répondu par kotobekibo le 20/02/2007 16:25
3. vegas
(
05/01/2007 14:09)
Efa hatry ny ela ny nisian'ny infidelité ô.
Talou mintsy ara no nisian'ny polygamie tsy zaranareo aza efa mba tsy eken'ny lalana intsony zany zao.
Talou mintsy ara no nisian'ny polygamie tsy zaranareo aza efa mba tsy eken'ny lalana intsony zany zao.
4. niryna
(
05/01/2007 15:16)
Mety tsy matotra izy vao nanambady na voatery vokatry ny fitsabatsabahana ka nibotsina rakalakely.Tsy nisy fitiavana tao fa voatery fotsiny,tsy tiany anefa ilay olona miaraka aminy kanefa menatra ny vavambahoaka koa izy raha misaraka,mbola tsy vonona ny hanatrika ny adidy.Tsy misy fiarahana mifanadray,mifanakalo-hevitra ary fiaraha-mietana ny maha-fianakaviana sy maha-pivady azy ao an-tokantrano Mety samy tsy matotra.Mety ny toetran\'ilay vehivavy koa no tsy zakany ka mitady olona hiresahina ny olana misy aminy izy ary dia lasa nan-damour e.Tsy misy A/tra hatahorana ao anatiny ka tsy miraraha izay tenin\'A/tra na dia fantany aza fa fahotana ny manitsakitsa-bady.Misy vavy ihany koa manitsa-bady saingy matetika ny lahy foana no mahazo lesoka.Na ny fisotroana toaka aza dia ny lahy foana no voateny kanefa misy vehivavy mpisotro tena dangereuses-be mihitsy.Zavatra maro no mety hitranga ka mahatonga ny olona hanitsaka ary ihany koa hadalana izay tsy voatandrina ka tsy mahatohatra ny fakam-panahy,mbola tsy tena matotra .Ireo no mety antony samihafa fantatro.
5. fasaly
(
05/01/2007 15:56)
euhhhh! tsy mety afa-po amzay hanany izy angamba dia mitady hafa hamenoana anlay tsy ampy!:wink:
6. xxx
(
05/01/2007 20:53)
lysie83:
Antony mahatonga ny lehilahy maro tsy ho fidèl intsony @ zao andro zao
Diso io amiko! Nitovy hatrany ny lehilahy hatrizay : izao na taloha! Misy ny fidele ary misy ny tsy fidele
7. fasaly
(
05/01/2007 21:48)
eka ouz! fa izy anie tsy niteny hoe ny lehilahy rehetra fa ny sasany ouz e!:wink:
8. andry08
(
06/01/2007 12:12)
:-D:-Dtena marina fa efa nisy ary misy dia mbola hisy izany.Miankina tanteraka @ ilay olona io ary matetika dia choix de vie koa.Tsy ny rehetra kosa aloha e! Ilay mitady ny hafa tsy hita foana.Ireo milaza fa "il y a meilleur ailleurs"
12. titis
(
06/01/2007 22:26)
Ny antony mahamaro azy ?internet,efa maro loatra ny lehilahy azon'ny fakam-panahy @ io! zay no hitako
13. xxx
(
08/01/2007 21:15)
za hendry be taloha fa saingy nony fantatro hoe efa niaraka tamina lhl be dia be talohako ny sipako dia niha-tsy tiako izany. Farany aho nifindra, kanjo ohatra izay ihany. Dia nihanaditra dia izayyyyy.
14. soanja
(
09/01/2007 11:35)
Efa hatramin'izay ny lehilahy no tia variety (vehivavy isan-karazany) saingy ny lalana na ny zavatra takian'ny Feramonina no manery azy hi-stick na hijanona amin'iray monja. Tsy azo sakanana anefa izay any anatin'ny sainy any ka izay de efa finjangajangana hoy ny Kritianina.
Ny vehivvay koa amin'izao no efa manomboka mitady io variety io.
Ka asa re fa de tsy natao ho fidele izany ny olombelona e. Mahaiza fotsiny mifidy na manambady amin'le tena mifanaraka tsara aminao indrindra amin'ny firesahana de ao ianareo no mifanaraka. Anontanio tsara izy hoe raha mampirafy ianao de inona no antony , omeo mazava azafady ny antony fa sao mba mampitovy ihany isika raha resaka fantasme ohatra, saingy io manko no olana e.
Ny vehivavy indrindra ny gasy de voafetra ny eritreritra ka tsy afaka maka tsirony tsara (explore your body, free your mind, allow yourself the sublime love) amin'ilay firaisana amin'ny samy mpivady fa menamenatra. De any ankafa ny lehilahy mameno an'io.
Communication is the key!

15. xxx
(
09/01/2007 16:27)
voakiana tary ny teny vary amin'anana frantsay dia manomboka mizesta koa i soaja an
17. Zina
(
10/01/2007 04:50)
Ny vehivavy indrindra ny gasy de voafetra ny eritreritra ka tsy afaka maka tsirony tsara amin'ilay firaisana amin'ny samy mpivady fa menamenatra. De any ankafa ny lehilahy mameno an'io.
za tsy mino an;izany... raha vehivavy any ambanivohitra angaha dia ie...aza mba ambanina ny gasy vavy kle....
18. xxx
(
10/01/2007 06:49)
soanja:
Ny vehivavy indrindra ny gasy de voafetra ny eritreritra ka tsy afaka maka tsirony tsara (explore your body, free your mind, allow yourself the sublime love) amin'ilay firaisana amin'ny samy mpivady fa menamenatra. De any ankafa ny lehilahy mameno an'io.
Communication is the key!
ary i soanja anie tena mahita biby alohan'ny......
izaho izao vehivavy gasy fa tsy voafetra ny eritreritro ary tsy meantra amin'io lafiny zvtr resahinao io, ary tsy mande any ankafa ny partenerako fa tamàna tsara
grrrrrrrrrrrrrrrrr:twisted: enao an!
19. xxx
(
10/01/2007 10:55)
soanja:
Ny vehivavy indrindra ny gasy de voafetra ny eritreritra ka tsy afaka maka tsirony tsara (explore your body, free your mind, allow yourself the sublime love) amin'ilay firaisana amin'ny samy mpivady fa menamenatra. De any ankafa ny lehilahy mameno an'io.
Communication is the key!
ary i soanja angamba mihevitra azy tsy ho vehivavy gasy intsony......
na azo hatao hoe vehivavy gasy ianao dia ny vadinao izany anisan'ilay mandeha mameno any ankafa ...???
20. booboo
(
10/01/2007 11:20)
Ny vehivavy indrindra ny gasy de voafetra ny eritreritra ka tsy afaka maka tsirony tsara (explore your body, free your mind, allow yourself the sublime love) amin'ilay firaisana amin'ny samy mpivady fa menamenatra. De any ankafa ny lehilahy mameno an'io.
Tsy dia mino loatra zà..Tsy hoe satria menamenatra na tsy tia miresadresaka na mandainga (mody hoe bla bla nefa bli bli refa tena ahan :°)), momba io raharaha manga io ny vhv malagasy dia voafetra ny eritreritra sy tsy maka tsirony...