lehilahy ankehitriny

21. soanja ( 14/01/2007 05:31)
xxx:

soanja:

Ny vehivavy indrindra ny gasy de voafetra ny eritreritra ka tsy afaka maka tsirony tsara (explore your body, free your mind, allow yourself the sublime love) amin'ilay firaisana amin'ny samy mpivady fa menamenatra. De any ankafa ny lehilahy mameno an'io.
Communication is the key!

ary i soanja anie tena mahita biby alohan'ny......
izaho izao vehivavy gasy fa tsy voafetra ny eritreritro ary tsy meantra amin'io lafiny zvtr resahinao io, ary tsy mande any ankafa ny partenerako fa tamàna tsara
grrrrrrrrrrrrrrrrr:twisted: enao an!

Le izy nisy teny Anglisy angamba no tsy nahatafita ny hafatro. Ny tiako tenenina de raha mbola menamentra ka tsy miresaka sy tsy mifandray ampo amin'ny vadinao momba an'io (resaka sex)io ianao satria matahotra sao de heveriny hoe vetaveta sns de lasa izy e. Any ankafa izy mameno azy. Afaka manontany ny vadiko i xxx ka. Izy aloha somary afapo ihany saingy tsy voafetra izay any anaty atidohany.
Mazava ka tsy ianao izany no nitaraina ilay ery ambony satria zah mino fa io no mahatonga ny lehilahy tsy ho fidele. Ny tsy fahampian'ny communication amin'io resaka io.

xxx 2> Gasy be zah fa raha io aho manao fisainana vazaha be.

22. xxx ( 14/01/2007 09:32)
xxx: soanja mafinaritra ka! izaho anie tsy contre e! fa lay manambany ny vevavy gasy no nanahirana kely ny saiko:wink:
23. soanja ( 14/01/2007 15:56)
xxx:

xxx: soanja mafinaritra ka! izaho anie tsy contre e! fa lay manambany ny vevavy gasy no nanahirana kely ny saiko:wink:

xxx> tsy manambany mihitsy aho raha milaza fa voafetra ny sain'ny vehivavy gasy ka matahotra sao ataon'ny vadin'ny vetaveta.
Mifanohitra amin'izany aza ny tena fahitako azy hoe "mbola madio sy mandeha amin'ny fo sady tsy mieritreritra n'inona n'inona :innocence " satria izay no nampianarin'ny fiarahamonina, fa ny lehilahy gasy no hitako mitaky zavatra mihoatra ny takian'ny fiarahaminona matoa izy "infidele" izany. Dia noho izany mba hitazomana ny vady tsy handehandeha hitady any ankafa fahafinaretana tsy eritreretin'ny saina akory dia tsara ny miresaka sy mamakafaka hoe inona le antony handehanany any na "mety" andehanany any sao mba afaka mivalampatra aminlay zavatra tadiaviny izany ihany ny vady ao antrano.
Raha miteny resaka negative eto aho ohatra dia tsy hanambany mihitsy satria fantatro ny foto-pisainana Malagasy sns sady tsy misy ambony sy ambany zany e. Mivoatra sy tsy mivoatra no tokony resahina angamba. Ary le mivoatra tsy midika mihitsy hoe ahoana koa, satria samy misy hatsarana sy faharatsiana daholo io fivoarana io koa.:wink:

24. xxx ( 21/01/2007 00:15)
Ny vehivavy indrindra ny gasy de voafetra ny eritreritra ka tsy afaka maka tsirony tsara (explore your body, free your mind, allow yourself the sublime love)

fa angaha nareo raha mahay miteny anglisy sy avy any amerika ihany no mahay mirevy?
Zany no tena gasy tsy lasa lavitra mitomany ho milay..:twisted:
25. soanja ( 21/01/2007 03:54)

Tezitra be xxx zan an. Mitoman milay aoana aloha e. Ny oe lasa lavitra alo lavitra ihan i Amerika raha oharina amn'i Mada saingy fo sy n saina kosa akaiky be mitsy . De mety tsy lasa lavitra marina. :lol::lol:
Vehivavy gasy aho ary tafiditra ao anatin'izay tenako. Fa tsy voadikako teny gasy io, zay le olako anie e. fa raha mahadika ianao de adikao ary koo. cool cool baby!

26. kotobekibo ( 20/02/2007 16:25)
xxx:

soanja:

Ny vehivavy indrindra ny gasy de voafetra ny eritreritra ka tsy afaka maka tsirony tsara (explore your body, free your mind, allow yourself the sublime love) amin'ilay firaisana amin'ny samy mpivady fa menamenatra. De any ankafa ny lehilahy mameno an'io.
Communication is the key!

ary i soanja anie tena mahita biby alohan'ny......
izaho izao vehivavy gasy fa tsy voafetra ny eritreritro ary tsy meantra amin'io lafiny zvtr resahinao io, ary tsy mande any ankafa ny partenerako fa tamàna tsara
grrrrrrrrrrrrrrrrr:twisted: enao an!

Izay mitsy ny fanalahidy e ! misy vhv tia (na koa manaiky manao foana) @ voalhany rehefa miaraka, rehehfa ela2 miaraka nefa dia manjary reradreraka sy mitady vanona izany ka miala mitady hevitra sy pretexte fotsiny mba tsy hiraisana....ela ny ela dia voatery miandry 3 - 6 - 9 volana,avy eo herintaona tsy manao. Dia ahoana no mba heritreritra-n'ny lhl hoy izy ianao? E e e e ! efa tsy tia ana intsony angamba ity na koa efa mahita tsirony any ivelany dia tsy te-hanao amiko intsony. Farany dia lasa "mijangajanga" koa ra-lehilahy ary mety ho divorce ny hiafarany (raha mpivady zareo) satria tsy mahatanty intsony re lhl.
Betsaka ny lhl fidèle @ voalohany fa rehefa tojo vhv hoatra izay dia mijangajanga ny hiafarany koa rehefa magataka divorce ny lhl vao taitra ny vhv hoe: fa inona no ratsy nataoko? Io mampifilafila io sy io fikizikizitina io no mihamitombo dia leo ny olona e !

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7026