ny bandy
1. xxx
(
02/01/2007 15:12)
misy ny bandy sasany tena be stile laotra.
nefa ny mety aminy dia hireny normal hireny ihany fa manjeraka be indrindray mijery azy mistil be, hoatrany hoe ianao indray no jalou aminy, raha sipa indray tsy dia maninona. hoatrany le bandy ao @sary ao izao, raha ilay jobany aza lasa tsy tia azy @izy be stil laotra.

répondu par Aino le 05/01/2007 15:32
2. pissoa
(
02/01/2007 15:20)
Jobany angah i xxx dia mahafantatra hoe lasa tsy tia azy :-D
Tiavo kosa izy na teneno raha nampihena ny bogosite ilay stil fa aza tonga dia entina eto am'forum e. Raha tsy mampihena bogosite ny style fa mampitombo ... tsy zara aza ve ? (l):-D

3. Rasiligaoma
(
02/01/2007 15:44)
fiainan'ny bandy io..mila mivadika bandy ianao vao mahay an'io
ohatran'ny tsy hahazoan'ny bandy ny fiainan'ny sipa..
dia aleo ijoro fotsiny amin'ny maha lehilahy azy sy mipetraka amin'ny maha vehivavy azy

5. Zina
(
02/01/2007 17:20)
xxx a marina mihitsy izany, ny ahy moa dia nasiako commentaire mihitsy ilay iray zay...
Ny tsotra ihany no tena favy be:lol:
Ny tsotra ihany no tena favy be:lol:
6. fasaly
(
02/01/2007 17:31)
tonge de haiko ny manao xxx!:wink::°):°):°) tsy aleo tsy manao xxx fa tonga de kobo????:-*