TENY MALOTO
1. poupousa
(
30/12/2006 09:52)
fa manin ny bandy matetika refa mikozy fa phrase iray mila ho ny 90% teny ratsy daholo (fa na ny joba ko manao anio an)
misy hevitra iray fa teny ratsy iray de mahalaza azy
oh:K....renin-ty midika fahasosorana
misy hevitra iray fa teny ratsy iray de mahalaza azy
oh:K....renin-ty midika fahasosorana
répondu par vale le 16/01/2007 10:14
3. Fiffi
(
30/12/2006 21:25)
poupousa::roll::roll: mba grave koh zany an ! zah nefa mahafantatra bandy fa tsy manao an'zany daholo kosa eh !
fa manin ny bandy matetika refa mikozy fa phrase iray mila ho ny 90% teny ratsy daholo
5. fasaly
(
31/12/2006 13:35)
fahazaran-dratsy dool zany ka sarotra ny miala aminy, amin'ny olonana manana fahazàrana e!
mankadilo soifina ihany aoha le izy fa aleo miodina fotsiny de!o^o
mankadilo soifina ihany aoha le izy fa aleo miodina fotsiny de!o^o
6. ikaretsaka
(
31/12/2006 14:10)
izay lazain'i fasaly izay mihitsy...
rehefa za dratsy dia na lahy io na vavy ...ooooay samy manao aby
rehefa za dratsy dia na lahy io na vavy ...ooooay samy manao aby
10. ledada
(
03/01/2007 09:17)
fa maninn koa refa miteny "maloto" no ny fivaviana foana no voatonona e? ts mba misy manao ohatra oe masoso-b.b.ty! hahhaha!na hoe ilay t.b.rin-drainy ity!
12. fasaly
(
04/01/2007 11:36)
fiffi::-D:-D:-D kou gaga aho kou! sa i xxx ihany no salmo teo:roll::roll::-D
14. ikaretsaka
(
05/01/2007 05:35)
maninona tokoa hoa le teny gasy maloto no lasa mirona any @ vevavy foana (reny anabavy ) sy ny fitaovany (euh....) ny ankamaroany e?
fa de tena ratsy sy maloto angaha izy io:roll: nefa dedadedaka aby mijery azy!
fa de tena ratsy sy maloto angaha izy io:roll: nefa dedadedaka aby mijery azy!
15. fasaly
(
05/01/2007 06:36)
karetsaka: ny bandy no tena mpitany maloto , de matoa mirona any am vevavy foana lay teny maloto mikasika ny fitaovany dia angamba any foana ny sain'ny ny lehilahy de tsy zakan'ny sainy ny tsy hiteny azy:?:-D:-D:-D:-D
16. mamy23
(
05/01/2007 06:44)
fasaly : tsy ny bandy ihany no mampiasa io teny io fa na dia sipa ihany koa aza. de ahoana ny explication ?
Ary raha avadika teny frantsay ve ilay izy dia mbola teny maloto ihany ? Ny sofintsika sy ny fomba fisainantsika mihitsy no tsy voataiza t@ izany hany ka lasa teny maloto ilay izy. Misy anefa faritra sasany eto madagasikara tsy misy pb mihitsy ny fitenenana izany na samy ao antrano aza.

17. fasaly
(
05/01/2007 06:53)
mamy23: zà anie tsy niteny hoe ny bandy ihany fa ny ankabeazany zany ny majorités dia bandy no tena mpiteny, fa ny sipa lasa nifindranlay aretina fahazarandratsy miteny maloto, ilay minamana am bandy mpiteny retsy ireny dia lasa miteny ho azay e!:wink:
18. fasaly
(
05/01/2007 06:55)
mamy23: raha avadika am teny vazà de vao maika lasa gtavy be fa itanao ny vazà refa voahompa na vô insulte dia misy mitsy tsy mahatanty fa mande mitory any am fanjakàna:wink: mety raisinjareo zavatra gravy noho ny teny malolto:roll:
19. vale
(
16/01/2007 10:14)
ie, tena marina tokoa ny an'i fasaly izany!
mamy23: ka ilay izy anie tsy le fitantaraina ny taovam-pananahana, oh hoe reny mampianatra éducation sexuelle an'ny zanany oh, na...fa fanompàna sy fomba firesaka mihintsy ilay izy e, hahaha..:wink:
mamy23: ka ilay izy anie tsy le fitantaraina ny taovam-pananahana, oh hoe reny mampianatra éducation sexuelle an'ny zanany oh, na...fa fanompàna sy fomba firesaka mihintsy ilay izy e, hahaha..:wink: