Veloma ry FMG .
1. Fiffi
(
30/12/2006 07:48)
Manomboka ny datin'andron'ny alatsinainy ho avy izao, dia namoaka fanambarana ny teo anivon'ny ministeran'ny vola fa tsy azo hampiasaina eo amin'ny tsenam-barotra intsony ny tonom-bola FMG fa tsy maintsy ariary no hampiasaina amin'izany. Hisy ny fampiharana ny sazy ho an'ireo miniha mandika io fepetra noraisina io.
Raha vao tonga teo amin'ny fitondrana tokoa ny fitondrana tarihan'ny filoha Ravalomanana, dia ny nanova ny tarehim-bola loha no nataony voalohany mba hisorohana ireo halatra lehibe nataon'ireo fahavalom-pirenena teo aloha ka nandroba izay azony norobana. Notovonana ny ariary ihany koa io ka io anarana Malagasy io no nasaina niaran'ny rehetra ho kirakiraina eo amin'ny tsena anatiny eto amintsika. Dimy taona izay no lasa, mbola ny Fmg ihany no masaka an-tsain’ny vahoaka, ka na ny eny an-tsena aza mbola ahitana io sora-bola ariary io. Ilay vola nihem-bidy sy mora rovitra tsy tenenina intsony satria io no vola entina miasa ka tsy maintsy haina amin'ny zava-misy isika eto Madagasikara ka na nampiana ilay vola iray alina ariary mitambatra aza tsy nahoan'ny rehetra. Tao anatin'ny vanim-potoana nahasahirana ny maro no nampidirana ny ariary ka ny vidim-piainana efa nitambesatra tao an-tsain'ny rehetra mbola nampiana io ariary io. Tsy dia maninona loatra io, fa ny fiainanana fianarana foana, saingy ny tsininy kely dia nofoanana ny Fmg kanefa ilay vola vaovao mbola ahitana io soratra io. Koa naninona raha vao nanova ilay vola dia tsy nasiana io soratra io intsony, sa aty afara vao tsapa fa nisy lesoka ny tetika nanovana ny volantsika ? Ny tsy azo hiodivirana aloha hatreto dia veloma ry Fmg fa ho voasazy izay mbola mampiasa anao.
Naivo kely Madagascar Tribune
répondu par belaza le 04/01/2007 08:43
6. pissoa
(
30/12/2006 16:21)
Lap, aaaa e ! :b:-D
Fa misy tsy azoko, efa nanonta vola vaovao ami'izay izany dia Ariary sisa no eo amin'ny ? Sa mbola ilay misy Fmg ihany no mivezivezy any ?
Fa misy tsy azoko, efa nanonta vola vaovao ami'izay izany dia Ariary sisa no eo amin'ny ? Sa mbola ilay misy Fmg ihany no mivezivezy any ?
8. kelly13
(
30/12/2006 18:34)
tsy mipetraka any mada aho ka d ho sarotra @ko ny hamadika ny fmg ho ariary! ataoko fa tsy taraiky saina fehizay aho raha tsy zatra ny ariary fa nozarina nandritry ny taona maro ny fmg:-o
9. kelly13
(
30/12/2006 18:35)
tsy io ny smiley nalefako ka toa io no ni style nakeo??? le smiley à droite n'ity :{ no nalefako!!!
:-w:-w
:-w:-w
10. pissoa
(
30/12/2006 19:18)
kelly13:ka tsy toy ny nivadihana vola vahiny ihany v :roll:
tsy mipetraka any mada aho ka d ho sarotra @ko ny hamadika ny fmg ho ariary! ataoko fa tsy taraiky saina fehizay aho raha tsy zatra ny ariary fa nozarina nandritry ny taona maro ny fmg:-o
11. bibilax
(
30/12/2006 21:48)
slt daholo ny mahagaga anie de izao e jereo tsara ireny vola vao2 any dago ireny fa mbola misy soratra fmg eo , de maninona no hohenjehina izay mampiasa izany fmg izany , sao de mba efa tsy izy intsony e,qsady sarotra be anie ny mamadika anio vola io raha tsy mijery tsra a e,sady jereo fotsiny e raha aty @ europe fotsiny enao na aiza toerana alehanao tsy maintsy mbola misoratra eo akaikiny vola euro eo foana ny sandany ff, aty @ tany otranzao aza izany a, nefa maninona isika any dago any de manao anio didy jadona io fotsiny izay no mahalaza azy direct, de asa koa ny manaraka hoe ,,,,,,,,,, inona koa ,
13. lapino
(
31/12/2006 08:41)
kelly13 > normal be nge raha taraiky amin'ny zava-misy any Dago rehefa tsy mipetraka any e! :wink:
bibilax > aoka hoà izay ny fampitahàna amin'ny frantsay fa tsy mitovy amin-dry zareo isika. Ho antsika mora kokoa ny fiovana miaraka amin'ny olona 18 tapitrisa monja, izay ny ariary no tena hain'ny 80%-ny hatramin'izay.
Ireo vitsivitsy an-tanàn-dehibe ihany nge no mpampiasa ny fmg, ireo sinoa sy karana ary gasy vitsy an'isa. Fa raha any ambanivohitra ianao mbola hoe "3 hetsy ilay omby" na "roapolo ny paiso". Mihataka kely an'Antananarivo, eo Antsirabe fotsiny ianao dia efa Ariary no tena fampiasan'ny olona hatramin'izay.
Raha atao ny kajy, ampy 1 na 2 tapitrisa ve ny gasy avadika ariary ?! Ny an'ny frantsay 65 tapitrisa!!! Ataovy raikitelo amin'izany ny fotoana ilaina hoe ...
Raha izay soratra eny amin'ny ravim-bola indray, tsy misy dikany izany. Raha mahay mamaky teny ihany ianao dia mahay mamaky ny sandany amin'ny ariary. Raha tsy mahay mamaky teny indray dia afaka mijery ny lokony sy ny habeny. Ka tsy izay soratra nataon'ny sasany eny amin'ny ravim-bola akory no hisakana ny fifanakalozana ara-barotra.
Fahatsiarovana sisa ireny ny tamin'ny andron'ny fmg-ntsika. Fa efa nisy izany, eny efa nisy. :wink:

14. Fiffi
(
31/12/2006 09:07)
fa lasa hiany ny heritreritro hoe misy maha-ratsy azy ve ny nanalana an'io FMG io ?
16. kelly13
(
31/12/2006 12:18)
nandefa vola za une fois d nilaza lé ramatoa hoe zao ny sandan'io vola io rehefa alain'ny tompony any, dia gaga b za hoe "an, io fotsiny v? niakatra b zany ny fmg ?" d no reverifier-na d "io mihintsiny le sandany" hoy izy, avy eo vao no preciser-ny hoe ... ariary!!! ataoko hoe efa pempon'ilay fmg ngamba za.
:oops: d tsy afaka miteny tsony zany zao ohatra hoe "25 lam'", na "mba tairo lam' kely any kalou e?" hihihi
:oops: d tsy afaka miteny tsony zany zao ohatra hoe "25 lam'", na "mba tairo lam' kely any kalou e?" hihihi
18. lapino
(
01/01/2007 10:47)
Rehefa manasa vilia sy manala ny loto i bazylou, dia mampanankarena an'i bazylou ve izay ? :wink:
19. Fiffi
(
01/01/2007 17:40)
ny fahitako azy aloha de tsy hitako zay maharatsy an'zany an ! zao tsy azo lazaina hoe fivoarana ?
20. bazylou
(
01/01/2007 18:22)
dia ianareo ireo ve tsy mahita fa illusion sy oudre aux yeux fotsiny io natao io??, ny anarany no novana fa tsy ny sandany na ny garantie entiny!! Tsy misy vokany io ho aho ary tsy any ny olana fa resaka garantie!!!