Ahoana no ahatsapan'ny vehivavy fa mikôty azy ny kôfa iray?
1. DONGAKA
(
29/12/2006 21:35)
Raha dinihina hono dia ny vehivavy maranitra kokoa noho ny lehilahy .Fantany ny lehilahy iray hoe mikôty azy ka eo indrindra ny fanontaniana hoe ahoana no ahalalàn'ny vehivavy iray fa manomboka mikôty azy ny bandy iray.
Mikôty indirect fa tsy direct no tiako tenenina eto!
Mikôty indirect fa tsy direct no tiako tenenina eto!
répondu par lapino le 10/01/2007 15:04
3. salmo
(
29/12/2006 23:39)
satria ilay bandy tady hiteny oe: tiako enao cherie, fa tsy matafavoaka an'ilay feo:-P. Ary fantany ilay vhv tsara, fa misy miaro ny fiainany.
Ary aôna indray no hamatarany lhl fa mikôty azy ny Joba iray?:?:
Ary aôna indray no hamatarany lhl fa mikôty azy ny Joba iray?:?:
5. melianie
(
31/12/2006 16:46)
ka na ny fihetsika ary ve tonga de fantatra , ny clin d 'oeil, de ny sioka de avy eo manaraka indrindra rehefa mande irery iny ny joba !!!!
6. nolalaina
(
02/01/2007 23:37)
pissoa:
Betsaka. fa tsy ambarako fa manjary fantan'ny lehilahy :b:-D:-D:-D
hihihihi zah ndray tena marina raha mahay oé mikoty anà ty bandy ty na tsia!! :lol: ( raha tsy oé tena mbola tsy nisy nikôty h@zao ngamba dé tsy mahay éh!!) :°)
tena mety posibla io!! :-w :-w :-w
euuuuhhh....:roll: mila fandinihana kely!! :roll:
8. booboo
(
07/01/2007 12:28)
Chipie1> :-D:-D:-D
Ny maso, fihetsika, fomba fiteny ary ny feo, dia euh...kou klou tsy tadidiko aby fa betsaka ouz Pissoa zay
Ahoana no ahatsapan'ny vehivavy fa mikôty azy ny kôfa iray?
Ny maso, fihetsika, fomba fiteny ary ny feo, dia euh...kou klou tsy tadidiko aby fa betsaka ouz Pissoa zay
9. pissoa
(
07/01/2007 20:16)
nolalaina, betsaka oa fa njy koa, mody tsy mahay eo njay an :oops::lol:
11. zazabel
(
08/01/2007 13:17)
zao oa misy Kofa vô miaraka amiko zay. vô erinandro zao. tena potika be aminy ao, fa izy tsy manaiky mintsy hoe izy no nikôty ahy nefa efa efa heritaona zay no nadiniko ny fihetsiny fa tena nikôty ahy izy eh!lazainy fa zà ndray no nimôlamôla taminy taminy farany dé zany hono no nametrahany ny fanotanina hoe"veu tu être mon petit amie?".marina ve zany ry kôfa isany? refa nimôlamôla taminareo ve ny sipa dé tapakevitra amzay nareo ametraka ny fanotanina. Tsarovy fa efa nahita fihetsika aloha lé sipa vô nimolamola fa tsy miantsapi ho azy am'tady tsy fantany eh!:*
12. xxx
(
08/01/2007 21:19)
pissoa:
nolalaina, betsaka oa fa njy koa, mody tsy mahay eo njay an
Koa raha tsy hiteny dia maninona no manoratra eto? :evil:
13. pissoa
(
08/01/2007 21:48)
:-D:-D:-D
Za nga matahotra an'io Demony kely io ... te hahafantatra mafy mitsy nga ... :-P:-D
Za nga matahotra an'io Demony kely io ... te hahafantatra mafy mitsy nga ... :-P:-D
14. simplex
(
08/01/2007 21:58)
Dongaka:
ra ohatra i toi ka tsy siora hoe kopy izy fa mikoty azy toi d teneno hoe, hikoty anao aho afaka 2 segondra ;-) ra ohatra izy ka manao an'ity :-D d tonga d tairo fa 75% chance ;-):°)8)8)
ra ohatra i toi ka tsy siora hoe kopy izy fa mikoty azy toi d teneno hoe, hikoty anao aho afaka 2 segondra ;-) ra ohatra izy ka manao an'ity :-D d tonga d tairo fa 75% chance ;-):°)8)8)
15. nolalaina
(
10/01/2007 13:17)
simplex : :-D (tsy lé ao anatin'ny 75% io an) fa mapmé fotsiny lé oé misy chance sns.....
Tandremo sô dé mi :-D lé sipa de faly ery oé manana 75% de chance zany dé hisisika ka ahazo ny :-@ sy :b avy eo!! hihihihihi
Tandremo sô dé mi :-D lé sipa de faly ery oé manana 75% de chance zany dé hisisika ka ahazo ny :-@ sy :b avy eo!! hihihihihi
16. nikopol
(
10/01/2007 13:47)
raha bandy 100% no hitanle sipa dia sura à 100% le sipa fa tsy 0% ny chance hikoty le bandy azy ! dia en fonction anizay zany
18. lapino
(
10/01/2007 15:04)
simplex:
Dongaka:
ra ohatra i toi ka tsy siora hoe kopy izy fa mikoty azy toi d teneno hoe, hikoty anao aho afaka 2 segondra ;-) ra ohatra izy ka manao an'ity :-D d tonga d tairo fa 75% chance ;-):°)8)8)
Ka sô de tian'i lery tsy ho kôpy mihitsy indray anefa le sipa, fa hoe rehefa miantraika vao aleo tonga saina ... :roll::roll: