hiran'i Nônô
1. mananasy
(
28/12/2006 20:49)
mbola tsisy namaly, mba maontany hoe inona no titre-n'lay hirany hoe: aty an-tany lavitra aho manoratra anao , ianao ilay namako taloha.... misaotra
2. Fiffi
(
28/12/2006 21:18)
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=44 betsaka hiany ny hiran'i Nono ao ka iza @ ireo ?
3. caprio
(
28/12/2006 22:34)
Mety diso enao fa toa tsy hiran'i nono io
4. kally
(
29/12/2006 09:45)
"Namana" no lohatenin'io hira io ary tsy i Nono no mihira azy fa i Zopanage.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0621