BE NO MILAZA FA ......

1. DONGAKA
(
22/12/2006 19:35)
Be ny milàza fa .....ny vehivavy hono rehefa tsy ampy firaisana dia MASIATSIAKA sy KOZITINA ....asa aloha izay fahamarinany
répondu par xxx le 19/01/2007 06:46

8. xxx
(
22/12/2006 23:16)
:roll::roll:klou klou njay zah aloha hanontany masera d miverina eto milaza ny valiny :-D:-D:-D

12. lapino
(
23/12/2006 09:15)
Ary ny masera izany rehefa le tonitony ireny an! .... tsy sarotiny koa mômpera :-D:-D:-D

13. pissoa
(
23/12/2006 10:01)
lapino:Efa haiko mitsy fa io tenin'lah io no faran'ity resaka ity :wink::lol:
Ary ny masera izany rehefa le tonitony ireny an! .... tsy sarotiny koa mômpera :-D:-D:-D

14. pissoa
(
23/12/2006 10:03)
(Saika mbola nampiako fa sao alana eo ity dinika ity raha masiaka amin'ny pasitera zah dia aleo tsy ampiana :lol: )

15. lapino
(
23/12/2006 10:12)
Farany ahoana ? Zay taloo nasain'ny masera nandohalika sy kapohany amin'ny regle ny tanana, dia norm ihany kay zany le izy !! :-P
Fa maninn ndry no hasiaka amin'ny pasitera ? Aza dia kizintina moa e! :wink::-D
Fa maninn ndry no hasiaka amin'ny pasitera ? Aza dia kizintina moa e! :wink::-D

16. pissoa
(
23/12/2006 10:24)
Alohan'ny farany kanjo e ! Aleo kapohiny any elah :b
Ka tsy masiaka akory zany - fa i Naritsimba nananihany ny mopera, dia mba nananihany pasitera kou za ... dia nisy niteny oe masika ony kou :roll::-D
Ka tsy masiaka akory zany - fa i Naritsimba nananihany ny mopera, dia mba nananihany pasitera kou za ... dia nisy niteny oe masika ony kou :roll::-D

17. lapino
(
23/12/2006 10:32)
Raha mba haiko manko ny nikarakara azy tam'zany an! :?:-D
Fa ahoana zany masika amin'ny pasitera zany kloo e ?
Fa ahoana zany masika amin'ny pasitera zany kloo e ?