BE NO MILAZA FA ......

21. lapino ( 23/12/2006 10:52)
Aoka ho'ah fa sô de miseho milay eo ny sasany :-P:-D

Ka tsy i pasitera no tadiaviko fa ilay masika amin'i pasitera ko. Aiza ny rohy ? :roll:
22. booboo ( 23/12/2006 11:53)
Lé kizitina klou dé tena marina. Lé masitsiaka tsy dé marina lôtra....
23. lemenakely ( 23/12/2006 12:26)
booboo:

Lé kizitina klou dé tena marina. Lé masitsiaka tsy dé marina lôtra....



IZANY AN.....
24. pissoa ( 23/12/2006 14:17)
lapino:

Aoka ho'ah fa sô de miseho milay eo ny sasany :-P:-D

Ka tsy i pasitera no tadiaviko fa ilay masika amin'i pasitera ko. Aiza ny rohy ? :roll:

http://serasera.org/smileys/icon_twisted.gif ilay masiaka amin'i pasitera :wink::-D
25. lapino ( 23/12/2006 16:28)
:b:)
26. soanja ( 23/12/2006 16:52)
DONGAKA:

Be ny milàza fa .....ny vehivavy hono rehefa tsy ampy firaisana dia MASIATSIAKA sy KOZITINA ....asa aloha izay fahamarinany


Mety marina aloha io ny fahitako azy satria fa ny vehivavy somary lebebe tsy manambady ireny tamzay mbola kely na efa lehibe zao dia tsy azo akekezina mihitsy. Matetika de mitsoka ny ankizy. Hay moa refa lehibe vao araka hoe zay le izy.
Porofo fotsiny io fa tsy manana valiny survey aho an. Fa raha ny amiko manokana tokoa aloha raha vao tsy ampy an'io indrindra aminzao efa manambady izao de sarotra satria efa zatra TSARA. Ka raha iny no tsy ampy de asa lahy..


27. MTN ( 24/12/2006 03:39)
Ohatra ny tsy haiko izany io koa. Indray indray ohatra ny eny, indraindray ohatra ny tsia.
28. xxx ( 24/12/2006 03:58)
Nga ry Soanja tsy mety soloina karaoty na saucisson iny?
29. soanja ( 24/12/2006 13:32)
soanja:

DONGAKA:

Be ny milàza fa .....ny vehivavy hono rehefa tsy ampy firaisana dia MASIATSIAKA sy KOZITINA ....asa aloha izay fahamarinany


Mety marina aloha io ny fahitako azy satria fa ny vehivavy somary lebebe tsy manambady ireny tamzay mbola kely na efa lehibe zao dia tsy azo akekezina mihitsy. Matetika de mitsoka ny ankizy. Hay moa refa lehibe vao araka hoe zay le izy.
Porofo fotsiny io fa tsy manana valiny survey aho an. Fa raha ny amiko manokana tokoa aloha raha vao tsy ampy an'io indrindra aminzao efa manambady izao de sarotra satria efa zatra TSARA. Ka raha iny no tsy ampy de asa lahy..





Asa re ny hafa fa zah mantsy mbola tsy tadidiko tsy ampy an'io.
Le tsy ampy koa aloha azo anontaniana hoe firy andro? herinandro? volana sa aman-taonany?
Fa marina ny xxx ka raha tsy hisy ny tena izy aman-bolna ohatra dia tokony azo soloina tsy misy aina io ka.


30. Simpona ( 28/12/2006 14:27)
Ary calme dawol ny oul ato zany, tena ampy an le kôzy zany an,:wink::wink::)
De rehefa tsy ampy an'le zavatra de mivadika atsy am dinika politika :lol::lol::lol::lol:
31. Ralay ( 29/12/2006 04:16)
Marina zany na ny lehilahy aza moa ve tsy manao an'izany koa :-w
32. booboo ( 29/12/2006 21:31)
Simpona > :-D:-D
33. xxx ( 19/01/2007 06:46)
Ieh tena marina io fa ny sipako izao tsy eo dia tezi2-pona fona za :(:(, tsy haiko inona no antony
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0337