Fisainana
1. aigredoux
(
22/12/2006 11:25)
Tany am-pianarana, nanontany i madama:
-Hono hoa rankizy, nisy mpihaza tsy nanana afa-tsy bala 1 sisa. Nahita bitro telo izy dia nitifitra. maty ny 1 ka firy sisa tavela?
Nanangan-tanana i Lezo:
- Tsisy tavela madama.
- F'aona no tsisy tavela?
- Ka vao nitifitra nge izy ka maty ny 1, de lasa nitsoaka ny 2 ambiny e!
- Aiza kosa e. Ny tena valiny dia 2 sisa no tavela. Fa na zany aza mafinaritra be anà ny fomba fisainanao ry Lezo, satria misy azo handraisana azy ihany zay.
Ny ampitso:
-Mba misy fanontaniana apetrako aminao ry madama?
- Alefaso ary!
- Nahita vehivavy telo ninana glace za teo: ny an'1 nokaikeriny le glace. Ny an'ny 1 kosa nolelafiny. ary ny an'ny 1 notsetsafiny. Mety iza @ ireo kay no manambady raha ny fijerin'i madama azy?
- Euhh...:oops::oops:..., ngamba le 1 nitsetsitra???
- Aiza kosa e! Nefa ilay nisy alliance ny tanany no manambady. Fa na zany aza mafinaritra be anà ny fomba fisainanao ry madama, satria misy azo handraisana azy ihany zay. :P:P:P

répondu par Stretch le 24/12/2006 16:30