Lahiniriko:
1. simplex
(
22/12/2006 11:14)
copier-coller style 2002 any Toliara ve?
http://www.lexpressmada.com/display.php?p=display&id=3910
http://www.les-nouvelles.com/default.php?file=article&mode=detail2&id=24918
http://www.madagascar-tribune.com/index.php?JOURNAL=1090&ART=21273
ny hevitrao?:P

répondu par hearty le 23/12/2006 23:59
3. jefra
(
22/12/2006 12:12)
Asaivo mitandrina ihany izy fa :roll::roll:
Sao Ambohitsorohitra no tanjona kanefa eny Tsiafahy no halefan'ny olona.
Sao Ambohitsorohitra no tanjona kanefa eny Tsiafahy no halefan'ny olona.
4. zakilinina
(
22/12/2006 12:27)
Fa nahoana ary no tsy tamin'ny propagande no natao tsara ny meeting ! Tara loatra ê !
6. xxx
(
22/12/2006 13:06)
eo @ le jereo eto fahatelo , ny hevitro :
manja b le sipa eo @ pub sady tsara constit b:P so d zah ary io:roll::roll::-D:-D so d oe nahazo le fahasoavan'A/tra ihany:D (:arrow:)
mbola tsy namaky zah fa nijery fotsiny alou:-D:-D
klou klou hamaky @ izay

7. simplex
(
22/12/2006 13:36)
:-D:-D:-D
njy an!! :oops:
tsy ampy tsara le fahasoavan'A/tra, somary tsisy valahana ;-):°)8)8)
letia eeee,
ity anie size serieux ry zalah eee, tena ol tssssss :evil::evil:
Aiza le ekipa solida mpanao analyse eeee. Ahoana ny calcul @ zao? ny riposte possibla an'i ra8?:-w:-w

8. jefra
(
22/12/2006 13:44)
simplex:
Ahoana ny calcul @ zao? ny riposte possibla an'i ra8?:-w:-w
Raha tena sahy dia miditra eny Tsiafahy aloha, dia eny midinika mitady hevitra miaraka e :-D:-D
9. simplex
(
22/12/2006 13:48)
sady kandida lery no depiote kou :°), sarotsarotra ihany no anaovana an'zay ra tsy hoe efa tena tay ny afera :)
ra8 aloha mety tsy hikorapaka fa alefany ihany ny radem e :-w
10. bonazy
(
22/12/2006 16:13)
izaho aloha dia mba manaraka eny ho eny ihany ny resaka politika, fa mahavariana fa isakin\'ny misy fifidianana eto Madagasikara dia misy foana ny tsy mahatanty resy efa hita fa hoe \"resy ianao \"dia ny fahendrena dia ny mangina,fa toa be vava foana ary ny mahagaga koa dia any amin\'ny faritra nihaviany foana ireny olona ireny no manangana fandranitana ady hafahafa!!! eo amin\'ny samy Malagasy,angamba fantatrin\'ny rehetra ny tiako hambara,amiko aloha dia hita fa tsy mahazaka Demokrasia ireo milaza ho mpanao politika gasy fa olona tia-tena ary tsy manana fitiavan-tanindrazana izany mihitsy,fa fitiavam-boninahitra sy fitadiavan-toerana no tena mibaiko ny toe-tsain\'ireo milaza ho mpanao politika,izany hoe\"ny tombotsoany manokana aloha\"ka lalaoviny ny vahoaka fa hoe\"
nisy hala-bato sy hosoka hono fa nanao inona fotsiny ireo délégény ireny nandritra ny fifidianana nilalao ta... sa ?\" ka andao hirotsaka an dalambe,ampitao any amin\'ireny mpanao politika ireny fa efa \" leo ronono an-tavy \"izahay longo é!? fa ndre soa iha ndre raty LAHINIRIKO longonay avao?tsy ho \"antake amin\'ite balahazo avao baba ty ho fihina ay ,mbo ho amaray koa,fa aza korontanina baba Toleara ,fa leo jaly,

11. tezitra
(
22/12/2006 17:11)
AZA AVILY NY RESAKA PRECIS NY ZAVATRA LAZAINY(CHIFFRES, TOERANA, daty...)
AIZA NY CHIFFRES NAO VAO MITENY (bonazy,xxx ,fiffy et ses cliques...)
COLUCHE A DIT "de tout ce qui n'ont rien à dire le plus agreable c ceux qui se taisent" dikany "ho an'ireo tsy manankolazaina , ny tena hendry sy mahiratra dia ireo tsy miteny"Anjarany fanjakana ny manamarina, vahoaka tsy nifidy no voafitaka eto, fa tsy lahiniriko irery
gore-bush 2001, buletin mihintsy no nisaina

Le pourquoi ?. 1.700. 000 cartes d'électeurs fictifs furent usitées, a harangué l'ancien Président de l'Assemblée Nationale. De même, le volume des électeurs dans les 5 provinces ne fut autant rabaissé. Cas d'Amboasary Sud, de 70.000 électeurs ramenés à 40.000, d'Ampanihy de 102.000 à 60.000. Le scénario étant de priver Lahiniriko de ses électeurs alors qu'à Antananarivo, on est passé à 2.600.000 côté recensement.
gore-bush 2001, buletin mihintsy no nisaina
12. bonazy
(
22/12/2006 17:34)
aiza moa ireo faritra voalaza ireo?ary I LAHINIRIKO moa avy aiza ? ary inona no andraikiny teo aloha ary amin'izao?raha voavalinao"tezitra io ireo fanontaniako ireo dia ianao tezitra io ihany no dia ahafantatra ny tohiny sy valiny Merci
13. xxx
(
22/12/2006 19:01)
COLUCHE A DIT "de tout ce qui n'ont rien à dire le plus agreable c ceux qui se taisent" dikany "ho an'ireo tsy manankolazaina , ny tena hendry sy mahiratra dia ireo tsy miteny
Mba araho ny teniny fa mety mba ahiratra ihany ise ry tezitra a !
minoa fotsiny azy
8Ra
Mba araho ny teniny fa mety mba ahiratra ihany ise ry tezitra a !
minoa fotsiny azy
8Ra
14. tezitra
(
22/12/2006 19:24)
-n'aiza n'aiza, na bureau de vote iray rehefa nangalatra dia manefa, safidimbahoaka nonahodina
-Manandafy milaza fa tsy nisy vatony ny bureau sasany tao mahamasina, voanagony ny porofo
-Herizo nilaza ny toerana hitany
-rolland ratsiraka nahita koa
Pety niteny t@ 02/12, fa be ny hosoka, c quand même lui le maire de fianar, il connait ses administré plus que toi
20 jours no nomeny lalana handinihaana ireo , fa tsy 7 jours

17. fijo
(
22/12/2006 20:18)
tezitra an ,araho marina aloha io voalazan'i coluche io.
faharoa,marina fa nandresy lahiniriko tany tuleara.fa midika ve izany fa nahazo vato be izy tany tamatave???????
faharoa,marina fa nandresy lahiniriko tany tuleara.fa midika ve izany fa nahazo vato be izy tany tamatave???????
18. lapino
(
23/12/2006 04:56)
Te hanao 2è tour i Lahiniriko ??! :-w:-w
Tsy mahasakana an'ilay rehefa avy eo io aloha. Ataoko fa tsy izay no tanjon-drazoky.
Tsy mahasakana an'ilay rehefa avy eo io aloha. Ataoko fa tsy izay no tanjon-drazoky.
19. fijo
(
23/12/2006 05:28)
raha za lery misaina ny hoavy aho,fa ilaina kokoa izy raha holany solombavam bahoaka toa izay any amponja.