Lahiniriko:

21. manantsoa ( 23/12/2006 16:27)
Inty aho , Irahiko hanakorontana ianareo !
22. madera2 ( 23/12/2006 18:41)
tsy fifidianana no teo iny fa latsabato , tsy ho lava resaka aho saodia lasa any tsiafahy foana , mampalahelo ilay izy nefa eto mada dia moa dia ampifilafilaina @ vola sy t shirt ary mbola manjaka ny kely tsy mba mamindro , ary tokony ho hisy foana ny mpanohitra raha ty izany dia....., lahiniriko dia vonona izy nefa moa tsy lany izy zao ka @ manaraka koa manao metimety
23. Fiffi ( 23/12/2006 21:15)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/joyeuses%20fetes.gif[/IMG]
24. simplex ( 23/12/2006 21:42)
ka ny fikan'lery anie hanao karazana soulement populaire any @ sisiny izy e.

refa vita aloha le androany iny minime ihany ny chance-ny lery e. Roa ny possibilite ra tena mahavita karazana paralysie 2002 lery, ra lefy ra8 afaka mi-reconsiderer ny jugement-ny HCC. Tsy haiko anefa io na avelan'ny lalana hanao izany ry zala na tsia. Toa indray mande tsy miverina sady tsy azo ampiakarina ny HCC.

Mety koa hoe le "Que le pénal tenant le civil en l’état, la Haute Cour Constitutionnelle doit surseoir à statuer", no alefany any @ chambre administrative ra mety... asa possibla doly zany, sady le magistrat ao @ defense de la legalite iny zao tsy maintsy hoe hanampy an'lery...

Fa mahazo ol ihany v aloa lery tany Toliary sa ahoana e? :-w
25. hearty ( 23/12/2006 23:59)
Ny hevitro de zao e , d'aprés mon analyse( mety ho diso io fa tsy mitompo teny fantatra aho ary tsy momba na iza na iza koa)
Quoi qu'on fasse tant qu'on est à Mada et avec les moyens que nous disposons ,na iza na iza mpitondra eo de mbola mety hisy foana ny fraude fa arakaraka ny finiavan'ny mpitondra no hahakely na betsaka ny hosoka izany (ary tsy voatery ho ny mpitondra foana no maanao hosoka)
Mandainga ze mpanao politika sahy milaza fa raha tonga eo aho de tsisy hosoka intsony fa na t@ andron'i Zafy anie ka izy aza voan'ny hosoka e nefa izy mpitondra e!
Ary na i Voninahitsy mpiogaoga iny aza nanao hosoka ny parti ny tany @ faritra miandrivazo tamin'ny fifidianana maire faran yteo ka hoy aho averiko indray hoe aza lany andro miady hevitra fa ndao hiasa !
Peut être une goutte d'eau dans la mer mais c'est deja qlq choses
Passez bonne fête mes compatriotes:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3675