opposition bado reveillez vous
1. tezitra
(
21/12/2006 19:41)
-confrontation PV, avereno nyfifidianana, demission ravalomanana, appel communauté international, etc...
vous êtes fous ou koi? la politique c du rapport de force, 3 exple
selon la communauté internationale:
1) dec 2005: lany el hadj omar gabon (president depuis 1967) je dis bien depuis 1967, ara-dalana hono ny fifidianana, or halabato be
2)faure gnassimbé (zanak'i eyadema, president depuis 1965, nandimby ny rainy après sa mort )lany aradalana hono, or be ny maty sy ny urne voadoro
3) 2002:selon RFI et la france R8 est autoproclamé, 2005 il est reçu au palis de l'elysée champ
creer-o ny rapport de force,
1)publiez à large diffusion(internet,journal national sy international, afisy partout ny PV-nareo
2)greve general tournante
lundi:tulear;mardi:tamatave;mercredi:fianar;jeudi:diego;vendredi:majunga; samedi :tana
hihanjahajna irery eo antananarivo, ho hitan'ny havany
izay vao hanohana ny communauté international
ORGANISON LA RIPOSTE ICI ET MAINTENAT.
ARY aza miraharaha andravalo intsony,

répondu par xxx le 09/01/2007 21:10
3. Fiffi
(
21/12/2006 20:19)
aoka re ratezitra fa efa lany lery sady rahampitso ny .....proclamation.........
6. tezitra
(
21/12/2006 20:54)
eyadema president togo
bongo president gabon
ratsiraka pdt 89, tsy nahatapitra mandat
tsiranana president 1970, tsy nahavita mandat
ravalo sera pareil , hetseho , tsy voatery hiandry 2011

7. xxx
(
21/12/2006 21:10)
tezitra be zah ! :-@:-@:-@:-@
malahelo ny hanina ve é ! teo tsy hita izay natao ka wawawa

9. lapino
(
22/12/2006 01:01)
Ny "raison d'être" an'ny mpanohitra mihitsy no tsy ao. Ny tanjona kendreny no tokony efa hiova. Tsy ady ho an'ny toerana intsony ny politika malagasy, fa ady ho an'ny fampandrosoana.
Tena tsy ampy ny mpanohitra, kanefa izay eo toa mirefarefa daholo. I Tezitra no niteny an'ilay voambolana : bado. (Na dia mbola ao koa aza ny heviny)
NB : Aza hanina amam-bolony ny feon-gazety frantay

10. Hubert
(
22/12/2006 06:51)
tezitra a! ny hampandro ny firenena no tanjontsika vahoaka Malagasy, fa tsy ady seza! calme fotsiny enao.
12. ronaldo09
(
22/12/2006 08:59)
Za aloha dia manohana 100% io hevitrao io ry tezitra tokony any amin'ny faritany no atao ny tolona satria Antananarivo Ravaloista daholo ny ao no izy avy ao amin'ny tanana fa tsy ny zava-bitany akory .
13. lapino
(
22/12/2006 09:31)
ronaldo > aza ataonareo ho adala kosa ny olona. Ianareo manisika lava ny resaka fiaviana io no tena fositra.
Sao dia ataonareo ho adala koa aza ny olona any amin'ny faritany, ka hoe tolona a tolona dia hikorontana ?

14. Robert
(
22/12/2006 10:20)
Tezitra, ronaldo>
Ny tokony tena hataonareo ny mpanohitra izao, de ny mikarakara ny députation manaraka satria efa lasa-dra-8 ny toerana.
Diniho anie raha manana députes maro anisa ao AN ny mpanohitra de afaka hi-proposé PM, ary hisy gouvenement hiara-miasa akaiky @ mpanohitra. De hisoka ny fandresena hanalana an-dra-8 @ 2012. Raha tsy izay mbola lasa iany io @ 2012.

15. zakilinina
(
22/12/2006 12:32)
Mpanohitra bado toy izany ve dia ho mendrika hitondra fanjakana ê !
16. bonazy
(
22/12/2006 18:08)
\"io fa miainga any sahady ny...fa ianareo ve ry tezitra sy ry Ronaldo009...\"mihevitra fa Antanarivo tsy i Madagasikara? ary tsy Malagasy ny ao? ary koa angaha RA8 Filohan\'Antananarivo fa tsy Filohan\'ny Madagasikara? ny Malagasy aty Madagasikara anie no nifidy sy nandany azy é , ka sao mbola ao anatin\'ny torimaso ary ianareo ireo ka mbola manonofy ,sao tsy nianatra tany amin\'ny sekoly fanabezana fototra ary ianareo ireo?ka heverinareo fa misy ranomasina manelanelana an\'Antananarivo sy ny faritany dimy!!!.mifohaza dia taomy ny tary sy ny akamanareo fa tokana ihany i Madagasikara ary ny filohany dia i R8manana,ka tsy aleo ve mba mandray andraikitra sy manefa ny adidy ho amin\'ny fampandrosoana azy fa efa maraina anie ny andro é!sa ve mbola voky ianareo ireo ka mbola mandevin-kanina fa ny an tanana aza tsy lany! ka tohizana ihany ny nofinofy, fa aleo aloha ny rivotra maimbo no afafy!!
17. tezitra
(
22/12/2006 19:15)
une fois pour toute aoka hazava ty resaka tanarive ity, fanotaniana:
1)Nahoana ny mpanohitra t@ 2005 dec tsy nahazo oerana hanaovana fivoriana, na tany @ 67 ha, na tany antanimena, na tao mahamasina , fa maika moa teo @ 13 mai?
2)Antanarivo no lahimatoa ny gasy(maro olona efa nahita fandrosoana sy fianarana ), nahoana no tsy nisy condamnation raha nodakaina i zafy sy ny depiote?(avahako manokana ny deputé sy ny senatera AREMA izay nampijaly olona t@ 2002)
3)Inona ny hoe tsy hanainky antananarivo raha tsy lany ravalomanana(dixit Moxe), c 1 grand conseiller de Ravalo, no sady tsy nisy condamnation
amiko sahala @ gasy rehetra ihany iarivo, manipulé ny vahoaka AO , nisy izany tany tamatave t@ 2002 ary nisy koa izany tany majunga t@ 1972.
fehiny: Ataovy ny tolona any @ faritany, manaraka ny rehetra antananarivo AVY EO,satria gasy
tsy resaka côtier et merina (ça veut rien dire ) tsy misy ny ifandraisan'ny diego sy tulear,na tamatave sy fianarantsoa
FA TADIDIO TANY @ faritany no nanomboka ny tolona t@ 2001 ary tampitra ta ambodiatafana Tamatave izy t@ 2002; nefa tsy COMPLEXé TAMATAVE t@ izany

19. fijo
(
22/12/2006 22:17)
ronaldo sy tezitra an,io na any amin'ny sisiny aza no hoatao,tsy ahomby satria ny olona any koa anie mahatsapa ny zavatra efa nitranga teo e.aza heverina ho bado ny olona any ivelan'ny iarivo;fa tsy mety.