mahakiriko ahy (azafady) ny namaky ny hevitry tezitra!tena vulgaire be io olona io,ny mahakivy ahy koa dia sady manambany ny opposition izy no mitaona azy!iza koa no hanaraka ny hevitr'olona toy izany?ny opposition tsy mila olona na hevitra toy iazo fa misaotra anao ry tezitra!tsy misy ifandraisan'ny opposition amin'io tezitra io ary tsy mahalala na mahafantatra azy ny opposition,hay koa moa izy tsy monina aty madagasikara, raha misy sendra olana momba io tezitra io dia mialangalana ny opposition!misaotra tompoko!