Italie Milano ?
1. Stretch
(
20/12/2006 23:28)
Raha te ho any Milano v? avy any am pays non EU ka te hijery an Milan alahady latsinainy talata dia mila visa za io zany gasy an !
pasipaoro maintso fotsy mena gasy fa tsy italie
fanontaniana mila visa v ?
sao mba mety afaka mahita andry admin sy ry colar sy ny sisa . . .
^:^^:^ misaotra mialoha
pasipaoro maintso fotsy mena gasy fa tsy italie
fanontaniana mila visa v ?
sao mba mety afaka mahita andry admin sy ry colar sy ny sisa . . .
^:^^:^ misaotra mialoha
répondu par rastafarai le 12/02/2007 20:53
3. Ralay
(
21/12/2006 08:13)
Mila visa tokoa raha pays tsy manana accord @ italie ny pays misy anao zany hoe any dago ianao.
Tsy hahita an'ny admin sy colar ianao raha tsy mankany Roma :lol:
Tsy hahita an'ny admin sy colar ianao raha tsy mankany Roma :lol:
4. hery
(
21/12/2006 09:14)
Ie... mila visa EU
dia mila mandeha train lavidavitra koa :-) lavidavitra ihany mantsy Milan sy Roma
dia mila mandeha train lavidavitra koa :-) lavidavitra ihany mantsy Milan sy Roma
6. kelly13
(
21/12/2006 16:56)
mety visa shengen!!! fa ra 3 andro v d inona no hitanao ao milan??? giladiny b nge milan e!!! za aza 4 ans no tao tsy mbola vitako ny nitsidika azy 1 manontolo!!! asa alou!! :)
7. mbaliana
(
21/12/2006 21:01)
kelly fa angaha kosa moa dia hahita an'i Milan tanteraka fa mba mijery ze monuments malaza e ...
8. kelly13
(
22/12/2006 10:40)
mbaliana>na izany aza tsy vita en 3 jours ankia a! lany eny ambony tram sy bus ary any anaty metro fotsiny ny ftôna
9. mbaliana
(
22/12/2006 11:56)
dia mba mandende eny amin'ny arabe e.. tsy mifidy ny toerana lavitra
10. kelly13
(
22/12/2006 13:25)
@ zao frizy b zao v??? sady any brouillard b refa ririnina, tsy ifankahitana a 50m, ra tsy hoe tena mazoto b mihintsiny ngamba ka, :p
11. colar
(
28/12/2006 18:14)
fa sady revy b aty roma am reveillon,gratuit e.milan roma 26 eu ny train,
13. Stretch
(
30/12/2006 06:54)
aiiii, nareo kou reto de manao ze mahakivy a , zavon'e! tram e! bus e! frizy e!
ngeza b e!
de inn zany ny ataoko ? hijanona hafana ato atrano hi tsaty fotsiny kosa v?
sa aleo am ete makany ,nefa za ty nahazo vôkansy lava nilay b tssssss,
ny a le mba mahita gasy kou no tena tiko e! fa le tanana ko alou , de le maheno an dry zareo miteniteny tsy fantatra ,io italien io manko mbola tsy voako io.

15. rastafarai
(
12/02/2007 20:53)
Sali! Manakivy an-jy ny betsaka fa aty na hiver na ete milay fona r efa miaraka samy gasy otran izany tadiavinao zany! Anontanio an i Colar ny ambiansa fa tsy mampite hody intsony!