Tano ny azo fa sarotra ny mila...
1. miamiam
(
17/12/2006 18:45)
Tena mitombina ve io ???? dia inona no tena hevitra fonosin'ilay fehezateny?????
répondu par ikaretsaka le 23/12/2006 05:40
2. Lejim
(
17/12/2006 19:11)
Tano ny azo fa sarotra ny mila. Mitovitovy amin'ny hoe, aza manary akoho taman-trano raha nahita akanga tsara soratra.
Ny mety dikan'io amiko dia aleo ny efa fantatra sy efa azo tsara ny toetrany sy ny fony no tazonina na ifikirana satria sarotra be ilay mbola mitady olom-baovao na zavatra vaovao izay mbola tsy hay akory.
Mitombina io amiko kanefa arakaraka olona ihany.

3. Fiffi
(
17/12/2006 19:20)
tena mitombona io amiko......tena sarotra marina ny fahazahoana zava-bao2 ! ao ny tsy mahita , ao ny tsy mi-existe intsony....ka aleo mihonona sy mikolokolo zay hananana .....
4. kelly13
(
17/12/2006 20:46)
Lejim:
Tano ny azo fa sarotra ny mila. Mitovitovy amin'ny hoe, aza manary akoho taman-trano raha nahita akanga tsara soratra.
Ny mety dikan'io amiko dia aleo ny efa fantatra sy efa azo tsara ny toetrany sy ny fony no tazonina na ifikirana satria sarotra be ilay mbola mitady olom-baovao na zavatra vaovao izay mbola tsy hay akory.
Mitombina io amiko kanefa arakaraka olona ihany.
100% d'akôro za :)
5. fasaly
(
17/12/2006 21:04)
ié! zà koa daokaoro be am voalzan'i lejim
amiko ny manavao oul mbola ho sarotra be
tsy hay izay toetrany mbola hitsena ny surprise rehetra ity ka tsy aleo ve ny efa fantatra toetra ihany no hiarahana dia izay ilay hoe tano ny azo fa sarotra ny mila:roll::wink:

7. Zina
(
17/12/2006 22:35)
za ko tsy dakoro, raha mamono ilay vady dia mbola tazomina foana ve? ao @ io aloha ny sens hitako tsy maha mety azy e...
8. ikaretsaka
(
18/12/2006 01:23)
arakarak'ilay situation io.. fa matetika aloha tano ny azo koa ny ahy e
9. MTN
(
18/12/2006 02:05)
Inona daholo ary ireto dakoro ireto. Tsy teny gasy zany reto ah.
Izaho koa aloha mitovy hevitra amin'i Lejim amin'ilay famaritana eh. Fa ilay akoho taman-trano sy akanga tsara soratra no tsy itovzako aminy. Ilay sarotr any mila mantsy midika hoe mila zavatra ianao dia vao hitady, fa ilay akanga tsara soratra hoe zavatra efa hita fa asolo fotsiny.
Izaho aloha raha misy zavatra tsara hitako hoe tsara noho ny ahy izany dia tsy mampaninona ahy mihitsy manolo azy eh.

10. Lejim
(
18/12/2006 02:17)
MTN> Noeritreretiko hoe hatakalo izany lay akoho sy ilay akanga. Enao mahita akanga tsara soratra dia asa ndeha hatakalonao ny akohonao iny na tsia. Any no nandraisako an'izy io, fa tsy efa samy ananana izy roa ka iza no hariana na hoanina dia iza tazomina. Fa samy manana ny fandraisany azy aloha e
11. MTN
(
18/12/2006 02:23)
Ka izay indrindra, ilay hoe atakalo. Izany dia midika hoe efa eo ilay takalony, efa eo ilay akanga ka takalo sisa.
Fa ilay hoe sarotra ny mila hoe mbola tsy hita akory hoe aiza ny iray dia tonga dia efa nariana ny eo am-pelatanana.
Tsy haiko koa aloha eh. Mety ho diso aho.

13. ikaretsaka
(
23/12/2006 05:40)
tano ny hazo fa sarotra ny mila.. aleo homankely toy izay mandry fotsy