COCA-COLA, SPRITE,ORANGINA ...ETC
1. jhouhlambout
(
15/12/2006 17:28)
IMPORTANT!
Une personne est morte récemment dans des circonstances absurdes. Elle était partie en bateau avec des amis, un dimanche, et avait mis des canettes de boisson dans le réfrigérateur du bateau. Le lendemain, lundi, elle était internée à l'hôpital pour en ressortir le mercredi, morte.
L'autopsie a révélé qu'il s'agissait d'une Leptospirose fulgurante causée par une canette de boisson qu'elle avait prise, sans verre, sur le bateau.
L'examen des canettes a confirmé qu'elles étaient infectées par de l'urine de rat et donc de Leptospiras. La personne en question n'a probablement pas nettoyé la partie supérieure de la canette avant de la boire et celle-ci était contaminée par de l'urine de rat sèche, qui contient des substances toxiques et mortelles, dont la leptospiras, qui provoque la leptospirose.
Les boissons en canettes et autres aliments de conditionnement similaire sont stockés dans des entrepôts qui sont souvent infestés de rongeurs et sont ensuite transportés jusqu'à leur lieu de vente sans faire l'objet d'un quelconque nettoyage.
Chaque fois que vous achetez une canette, lavez consciencieusement la partie supérieure avec de l'eau et un détergent avant de la mettre au réfrigérateur.
Suivant une étude réalisée par INMETRO (Espagne), le couvercle des canettes de boissons sont plus contaminées que les toilettes publiques.
L'étude montre que la quantité de germes et de bactéries sur les couvercles des canettes est telle qu'il est indispensable de bien les nettoyer avec de l'eau et un détergent.
Prière diffuser cette information à un maximum de gens. :@

répondu par Zina le 07/01/2007 01:05
4. jhouhlambout
(
15/12/2006 17:55)
le couvercle des canettes de boissons sont plus contaminées que les toilettes publiques
Zany hono...:@
Zany hono...:@
6. Zina
(
15/12/2006 20:06)
Marina mihitsy io lazain'i Jhouhlambout io.
Ka tokony mitandrina be mihitsy isika.
Rehefa mividy soda @ na-canette dia azadino SASAO tsara ny eo @ devant eo fa eo no mipetraka ny pipin'ny volavo satria any @ depot no mipetraka.
vakio ndray mande ndray ilay article.
Ka tokony mitandrina be mihitsy isika.
Rehefa mividy soda @ na-canette dia azadino SASAO tsara ny eo @ devant eo fa eo no mipetraka ny pipin'ny volavo satria any @ depot no mipetraka.
L'étude montre que la quantité de germes et de bactéries sur les couvercles des canettes est telle qu'il est indispensable de bien les nettoyer avec de l'eau et un détergent.
vakio ndray mande ndray ilay article.
8. soanja
(
16/12/2006 04:06)
jhouhlambout:
le couvercle des canettes de boissons sont plus contaminées que les toilettes publiques
Zany hono...:@
=))=))=))=))=)) Soa fa rano mangalahala ihany no tena fisotronay na Iced The Sahambavy a la vanille.
10. kitjo
(
16/12/2006 07:25)
marina mihitsy io, article efa elaela io
Niaraka tamin' io koa ilay resaka tavoahangy plastika, danzereee koa io fa miteraka poizina hoe ilay tavoahangy rehefa tehirizina ela be taorian'ny nanokafana ayz
Fombatsika manko ilay hoe sasana fts dia aveo iny asiana rano anaty frigo ndray...
Hotadiaviko ilay article raha mbola hitako!

11. fasaly
(
16/12/2006 14:09)
soa fa tsy mpisotro anreny kalou e! kanefa refa tena mangateta be iny tampoka eny andalana de hoe tsy maintsy hividy boisson am kanety ihany de tsy maintsy hitohoka ihany, marina lmitsy ny an'i kiraretsaka hoe ashéo pipety ihany refa misotro anreny kanety kanety ireny!!!! asio reserve pipety any ampaosy na kitapo:wink:
13. soanja
(
16/12/2006 19:05)
Ny tokony ho izy anie fa toa tsy de mahita izany any Mada aloha aho, ny olona iray dia tokony hanana foana la gourde misy rano mangatsiaka tsara na water bottle miaraka aminy foana eny amin'izay misy azy eny. Apetaka eo ambalahany mihitsy le izy aminzay ts hadino. Vao mivoaka ny trano dia io no tadiavina voalohany vao mitady lakile, satroka sns na zavatra hafa. Izay ny anay aty aloha, de tsy azon'ny fakampanahy mividividy sy misotrosotro foana eny rehetra eny. Mila misotro rano betsaka mantsy ny olombelona iray fa tsy miandry eo ampisakafoanana eo ihany.
14. ikaretsaka
(
17/12/2006 00:09)
Coffee (travel) mug, water bottle...
ireo no tokony hanairana be ny gasy ny fampiasana azy sy tokony amidy any iznay raha toy izao ktyyyyy.
ny gasy kao aloha mafitoto fa misy vera zara raha nikobana ilay hamarotan-dry zalahy Jus sy kafe ary mangidy any antsena ireny.. mitohoka eo aby zao rehetra izao fa lasa foana io e..

15. soanja
(
17/12/2006 00:17)
Mety business hiodina tsara io mivarotra water bottles io raha mahay tsara manazava ny antony ilana azy amin'ny mpanjifa ny mpivarotra sady asiana sarina Acteurs na actrice sy ireo mpihira malaza ao Mada. Mora be ny vidin'io any Chine raha plastika ilay izy ary azo atao tsara koa ny mampanamboatra ilay fitazomana azy eo amin'ny kibo/valahana.
Mazotoa misotro rano aby, ialao ny rano tsy mahasalama.

16. cutie
(
17/12/2006 01:11)
Soa fa rano mangalahala ihany no tena fisotronay na Iced The Sahambavy a la vanille.
in zany sahambavy:roll:
17. soanja
(
17/12/2006 02:54)
Zany ny any Ambanivohitray ry Cutie. Ilaozana ka mahamanina, eritreretina ka mahate ho tia. Ny Dite avy any no mamiko indrindra. Soanja.:-*:-*
18. kitjo
(
17/12/2006 13:55)
tsy azonareo ny tena olana raha any dago
Mbola tsy resaka zany no mi-interesser ny Gasy izao fa zay hahavoky...
tena marina io fa rehefa mivoaka aty ivelany vao tonga saina oe no-carb e, low fat e,no sugar e, free cholesterol e bla bla...
indrindra moa fa hoe tavoahangy no asaina hovidiana, ny ankizy mila mitondra gourde any ampenarana aza manahirana mividy yan'iny indray mandeha isaky ny 3taona
sady ilay misotro rano mihitsy koa no tsy mahazatra satria mbola tsy conscient amzany ny olona raha tsy tena oe matin'ny hetaheta!

19. ikaretsaka
(
17/12/2006 13:58)
ka atao @ ilay mora ko.. atao sensiblisation ohatran'ny natao t@ solomaso eclipse..
dia samy mitondra ny "gamelle" sy ny tavoahangy na ny gourde ny rehefa mividy rano.
ny ahy aloha d'efa fahazarana ity mitondra kopin kafe portable ty yyyy

20. soanja
(
17/12/2006 14:54)
Kitjo> Ny fanabeazana ary io fanentanana resahin'i Ika io no tsy ampy ao Dago. Io ihany ny lakileany. Ary ezaka no atao fa tsy manantena ahazo valiny 100% koa satria miankina amin'ny teotsaina io hoe te hiova ny olona iray sa tsia hanatsara ny fiainana. Toy ny resaka fampiasana kapoty e.
Ny rano anie ka resaka sakafo e, sady mahasalama no tsy andoavambola matetika fa n'aiza n'aiza dia misy azy matetika fa ny hoe madio sa tsy madio no fanontaniana.
Tsy voatery hividy koa ny olona fa ilay tavoahangina Eau Vive defa mety raha tsy te hampidiatra ilay resaka gourdes isika.
Taminzah tany farany aloha dia gaga aho hoe efa misy qtips eny amin'ny hotely gasy ary efa mba mampiasa napkins vita amin'ny taratsy manify ry zareo. Variana be aho sady faly fa efa misy ny fivoarana. Toy izay koa no tsara hampidirana an'io. Mampiasa olomalaza araiky tian'i tanora ao dia avoaboaka eo amin'ny tele eo dia misotro ilay rano mahasalama miaraka amin'ny tavoanhangy tsy misaraka eny ambalahana. Manaraka ihany ny tanora refa ela ny ela e.