Tahotra.Misy vahaolana ve sa dia miafina ao ambany fandr....
1. niryna
(
15/12/2006 16:46)
Tahotra dia anisany zavatra mahazo ny olona.Sakakely, voalavo,biby kely, maizina,miakatra ny tohatra, toerana mangina.Ny toe-tsaina no voa.Tantarao hoe ny nahazo anao,moa ve afaka niala tamin\'io ianao sa tsy mety afaka na tsy te hiala?
Izaho dia tsy tia miakatra toerana avo fa tonga dia fanina.Rehefa tsy maintsy miakatra anefa dia mandeha fa midoboka ny fo.Nahavita dingana aho saingy niezaka nandeha tamin\'ireny toerana misy kilalao miakatra avodia avo ireny saika niala ny foko.Mbola andeha ihany aho hiala ny tahotro hi!hi! hi!
Tantarao anay aza ny anareo.ilay voalavo kely sy sahona
ataon\'ny ankizy eo an-tanany io ry Ikaretsaka sy boubou a

répondu par niryna le 08/01/2007 03:59
2. ikaretsaka
(
15/12/2006 20:59)
ny sainao ry niryna no mitondra an'io..
mba manandrama anie manao be loha indraipa de heo ze lalany any lalany e.. fa tonga de afaka aby ny tahotra
Samihafa ny tahotra sy ny taitra an

3. fasaly
(
15/12/2006 21:44)
ny ahy ny kankana no manaitra ahy raha vao hitako tampoka eo ambany masoko eo , tonga de metsambotra mitsy miala, nefa itsahina iny defa mifotetaka anie e!:-D:-D:-D:-D:-D na mizara efatra aza ny vantanreny de mihetsika foana de otran'ny mangatra, maty nefa mbola mihetsika:-D:-D:-D
5. ikaretsaka
(
15/12/2006 22:16)
ny ahy dia ny alika. no mahataitra ahy rehefa hitako tampoka ..
nefa any za de tena tia alikaaaa
Rotweiller no tena voako indrindra
nefa any za de tena tia alikaaaa
Rotweiller no tena voako indrindra
6. fasaly
(
16/12/2006 00:06)
ikaretsaka zany toa taitaibombina iii!:wink::-D:-D:-D
cutie::-D:-D:-D:-D kita kou! na efa tapa doha sy tapa-drambo aza ny kankana de mihetsika ihany brrrrrrr!:{:{:{:{:{:{ indrindra moa rehefa lay hoe mivoaka kankana zany an! loooooooza! otran'ny tsy ho tapitra ny halavan'ny vatany refa sotomina avy any:{:{:{:{:{

8. ikaretsaka
(
16/12/2006 00:36)
fasaly:
ikaretsaka zany toa taitaibombina iii!:wink::-D:-D:-D
cutie::-D:-D:-D:-D kita kou! na efa tapa doha sy tapa-drambo aza ny kankana de mihetsika ihany brrrrrrr!:{:{:{:{:{:{ indrindra moa rehefa lay hoe mivoaka kankana zany an! loooooooza! otran'ny tsy ho tapitra ny halavan'ny vatany refa sotomina avy any:{:{:{:{:{
io izany ilay hoe ity vao T---- hoy ilay nivalana kankana??
10. niryna
(
16/12/2006 04:07)
Resaka kakana isika fa misy kakanjila, kakantsinay
(noana foana ilay olona kanefa tsy mety matavy), tsy tadidiko ilay kakana manaraka ny hoditra dia tohin\'ny bibilava,any anindrana no misy azy ka hosorana tongologasy ilay izy vao maty.Kakana ao an-kibo vokatry ny sakafo maloto ary no tena be voany ny ankizy raha betsaka dia mivoaka any amin\'ny orona sy vava gay! Aza mahavoa ny goavy manta fa mila miantso vonjy ny olon-dehibe mihitsy.Ny ahy indray tsy matahotra fa marikoriko ahy ny mijery ilay dita ao anaty hamandona ilay izy dia lasa lavabe toy ny kakana ka raha vao rarahana sira dia maty saingy ela.
Tahotra ny maizina no nisy tamin\'ny mbola zaza indrindra rehefa mamaky boky mampatahotra toa manaraka anao ao aoriana ao foana ilay zavatra tao anaty boky.Tahotra sao misy olona miafina ao ambany fandriana ka izay tenenina hoe tonga dia sahy mijery ao ambany fandriana,raha toa ka nisy olona niafina tokony moa tao dia inona no nataoko teo fa tsy lasa aho nandositra.

11. soanja
(
16/12/2006 04:17)
Zah dia matahotra mitaingina avion, matahotra mitaingina zavatra miiboka toy ny elevators sns, matahotra manao besorongola snowtubing, skiing sy ny snowboarding fa dia tsy maintsy ataoko foana ireo anefa satria izay le fiainana fa isaky ny miainga aho dia mivavaka ihany no fanafodiko de milamina ny saiko.
Ny zavatra farany izay natahorako indrindra tany Mada dia ny andandizan'ny kalalao amin'ny alina.

12. ikaretsaka
(
16/12/2006 04:46)
ny ahy anefa dia ireo atahoran'i soanja ireo no tena tiako...
indrindra io gorisagorisa io
indrindra io gorisagorisa io
13. Fiffi
(
16/12/2006 09:04)
rehefa matahotra @ zavatra iray de ny fanafodiny tondé hatao foana io de afaka ho azy!
14. fasaly
(
16/12/2006 10:30)
ny ahy no tena mampatahotra ahy koa ary mampivoraka ny lohako dia ny mitsofoka ao am trano na hefitra nahafatesan'oul iray, ohatra hoe tao antrano tao an'efitra tao ilay oul no maty dia tsy sahy miditra ao mihitsny aho na mipetra-drery ao fa mivoraka ny lohako sy matahatsa be mitsy, otran'ny hoe handeha hanangatra ahy izany lay oul ka na moindre bruit aza defa mamaaaaaaaaaaaaaaaaaa!:{:{:{:{
15. vale
(
16/12/2006 14:33)
kayyy, namako fasaly, za koa resaka faty aloha tena, bouuuuh!:{ hihi, matahotra mazina(t@ kely io!), raha resaka fôbia indray dia ny mandeha avion sy ny bibilava, ary ny reptila sasany, brrr,hi hi
ny ffodin'ireny hono dia raha matahotra voalavo oh le olona de vao may atao mahita voalavo foana de afaka; de otran'izay hatrany! za aloha mbola tsy nanandrana e,!:?

16. kelly13
(
16/12/2006 14:55)
za matahotra bibilava, tanalahy, kadradraka, d dadany matahitra lol-paty!!!
d raha atao fôna ny hoe mahita bibilava etc... toa tsy vitako!! nahita bibilava maty za une fois fa saika voahitsaky ny vam nialal le izy, hihihi

17. niryna
(
16/12/2006 15:10)
Isika no manana kadradraka lehibe indrindra.Ny kalalao
kosa aloha dia rehefa betsaka ilay izy dia miditra any anaty sofina mihitsy e rehefa matory ianao.Izaho efa naheno olona nidiran\'ny kalalao ka nifoha tamin\'ny alina,tsy fantako aloha izay nanalany azy tao an-tsofina fa nahilikiliny hono ny sofina rehefa lany haiky izy farany nivoaka velona tery lery.Mangidy anie
izany sady mampihomehy.Aza mba tantaraina ny olona ihany ny tahotrao fa vao maika hataony.Ny olondehibe mihitsy anie no mamporisika ny ankizy mitondra voalavo kely na sahobakaka eo amin\'ny tanany.Ahoana tokony ary izany,ilay zavatra anie ka kely noho ny tena ary mando
sitra ilay izy raha vao mahita ny tena.Toa tsy dia manana zavatra hatahorana ao.

18. Bakobako2
(
16/12/2006 16:12)
ouuuuuu 8-) 8-) 8-) elao tany ry zareo , zavatra tsisy dikany fa soa ihany fa refa fahavaratra,
alailosy maharikoriko , eo am lalako eo mandé sa tsy mandé, tsy haiko tsony ,mivoraka mangiritsina be ôtrany inn a.hoy fôna a isakin'ny mivôka maninn kou ary a tsy nitondra sira?

19. ikaretsaka
(
17/12/2006 03:46)
kelly13:
za matahotra tanalahy,
d
de tsy hampiady tanalahy mihitsy izany:roll:
Ny ahy indray aloha raha biby kely noho izaho dia tsy de atahorako
20. soanja
(
17/12/2006 04:35)
na dia ny maingoka aza ve? Ny trano falafa any Atsimo antsinana no be an'ireny fa rehefa matory amin'ny alina tsy maintsy miforitra ihany aloha ary rehefa mifoha tena misaotra an'Atra. :D