raha ny vehivavy no manaraka izay lazain'ny lehilahy rehetra
1. mimisou
(
13/12/2006 06:20)
Raha ohatra tokoa moa ka manaraka izay lazain'izay miaraka aminy foana ny vehivavy rehetra.Mety ho sambatra ve ny lehilahy na koa tsy hampirafy mihintsy ? Satria mantsy ny lehilahy no lohany, ka tsy maintsy manana ny rariny foana ve ny lehilahy raha izany?Mba valio raha misy soso kevitra
répondu par niryna le 17/12/2006 05:21
2. fasaly
(
13/12/2006 06:31)
tsy marina aky io a! tena tsy marina, misy vevavy manaraka zay tinalay lehilahy atao fa izy mampirafy ihany:wink: ary efa tsy de mi existe tsony ny hoe lehilahy foana no lohany fa efa mitovy zo sy fahefàna ny lahy sy ny vavy amzao andro zao:wink:
3. kitjo
(
13/12/2006 06:31)
raha ny vehivavy no manaraka izay lazain'ny lehilahy rehetra
dia BYE BYE!!!
Na izy lehilahy aza mety ho leo...
4. Fiffi
(
13/12/2006 06:33)
tsy misy an'zany hoe manaraka foana zany eh ! efa mitovy taranja zao ny lahy sy ny vavy ! hafa ny taloha hoe ny lahy no zao sy zao......
Efa mitovy zo zao ny lahy sy ny vavy eh !
Efa mitovy zo zao ny lahy sy ny vavy eh !
6. fiderana
(
13/12/2006 08:07)
scandale be no mitranga, lany hatramin'ny akoho manatody, hataonay lhl tsaky rehefa mirevy braitaka:-D:-D:-D, dia satria manaiky foana dia ho'zy izahay hoe atsoy iny sipa iny fa hataoko doubla-nao dia izay izany....., tsy milay raha izany.
7. tslem
(
13/12/2006 08:24)
ra ny tenin'ny lhl fôna no arahina d ho araraotiny eo ndry fa tsy maintsy hampifandanjana
8. diamondra27
(
13/12/2006 09:57)
Tsy hoe hanaraka izay lazain'ny lhl foana fa mba omeo ny hevitrao. Io no ilavàna ny dialogue
toujours communiquer. Fa raha tia ilay lhl dia mihaino anao foana.
Asehoy azy ny fiantraikan'ny zavatra tsy maha d'accord anao sao dia zavatra tsy misy antony kosa fa dia fitiavana te-hi défier an'ilay lhl fotsiny no tanjona.
toujours communiquer. Fa raha tia ilay lhl dia mihaino anao foana.
Asehoy azy ny fiantraikan'ny zavatra tsy maha d'accord anao sao dia zavatra tsy misy antony kosa fa dia fitiavana te-hi défier an'ilay lhl fotsiny no tanjona.
9. kelly13
(
13/12/2006 10:06)
ny lhl manana ny raison-ny d manana ny tort-ny fa tsy d hoe ande harahana ambokony ze tiny!! ountsss kou ra tsy inn kou :)
10. fiderana
(
13/12/2006 11:48)
mba hasio libre kely ihany aloha fa aza dia gejaina rehefa mba homena hevitra an!, sao dia hoe io fa tratrako eo .
11. salmo
(
13/12/2006 12:51)
mimisou:
raha ny vehivavy no manaraka izay lazain'ny lehilahy rehetra
Teneno izy oe; ¡¡mba harao sy henoy indray zah am zay lazaiko, fa enao ihany angah no tokony haraina!! Hataovy am falalam-pomba :-D
12. kitjo
(
13/12/2006 16:16)
hihihihi
zay mitriny!!!
fa le lhl manaiky foana ze lazain'ny vhv no tena loza ry reto an...
mifamadika ny role!
zay mitriny!!!
fa le lhl manaiky foana ze lazain'ny vhv no tena loza ry reto an...
mifamadika ny role!
13. pissoa
(
13/12/2006 16:20)
raha ny vehivavy no manaraka izay lazain'ny lehilahy rehetra
de mety hampirafy njay izy satria "olona" no tiany hiarahana sy vadiana fa tsy "robbot" :lol:
14. pissoa
(
13/12/2006 16:21)
Ooops, ilay lehilahy no teniko hoe hampirafy an ... fa le vehivavy mantsy raha manaraka ze tenin'ilay lehilahy foana dia refa teneniny oe "Aza mampirafy" dia tsy mampirafy :-D:-D:-D
16. niryna
(
17/12/2006 05:21)
Raha miara-mienjana ny tady dia tapaka koa tsy maintsy misy fandeferana ao na lahy na vavy.Ny lahy no lohan\'ny fianakaviana saingy ny hevitry ny vavy matetika mahataka-davitra.Na mitovy aza ny zo-ny lh sy vvy dia tsy maintsy misy fifanakalozan-kevitra foana hiarahana. koa raha lahy ianao aza dia manantena hoe ny anao foana no marina sady hoe izay teneniko dia tsy maintsy arahina.Raha vavy kosa aza dia mipetsana loatra fa leo ny lahy amin\'ny farany.