Ranom-potaka ka hoe manonja...
1. DONGAKA
(
10/12/2006 10:51)
Ranom-potaka ka hoe manonja ....maika izany fa ranomasina .Mahavariana mintsy ireto mpomba ny filoha amperin'asa RAVALOMANANA MARC .
Milàza fa nitondra fiovàna ny filoha RAVALO nefa moa marina tokoa ve izany ?
Raha fiovàna @ ratsiratsy kokoa dia manaiky aho ...Aiza ve koa lasantsy 1 litre taloha 5.400fmg izaho efa hananika ny 12.500fmg
ny karàma anefa ny eo ihany no eo ...
Toa nofinofy izany smig 1.200 euros toy ny any LA REUNION sy ny TOM sy DOM izany!
Koa raha ny gasy izany no toy ny réunionnais tsy asa fotsiny!

répondu par fijo le 12/12/2006 22:36
2. rainy
(
10/12/2006 11:24)
Milatsaha ho prézidà ho fidiana amin'ny manaraka.
Tena hita mahay dia mahay ianao ka ekeo ny fangatahana hoe HILATSA ianao.
Alohan'izany anefa dia ataovy izay fahaizana hanonganana ireo olona mitondra amin'izao fotoana dia apetraho ny kandidatioranao hifidianan'ny vahoaka anao.
Anisan'ny hifidy anao aho raha toa ka hitako fa tena katraka mihitsy ianao.
Veloma ny aina.

3. ainga
(
10/12/2006 11:31)
Itony DONGAKA itony dia mitovy lasitra @dry sareraka ihany. Tsy misy hevitra na vahaolana aroso fa dia tsikera BEFAHATANY lava izao.
Tsy ny tsy fitovian-kevitra akory no tsiniana eto fa ity MAUVAISE FOI. Sa ny tsy fahalalàna ? Mikasika ny hoe fiakaran'ny solika, lasantsy sns, dia olona iza no mbola hametraka fanontaniana toy i ataon'i DONGAKA io ?
Sa inona no tokony nataon'ny mpitondra ?

4. xxx
(
10/12/2006 11:36)
rainy:
Milatsaha ho prézidà ho fidiana amin'ny manaraka.
Tena hita mahay dia mahay ianao ka ekeo ny fangatahana hoe HILATSA ianao.
Alohan'izany anefa dia ataovy izay fahaizana hanonganana ireo olona mitondra amin'izao fotoana dia apetraho ny kandidatioranao hifidianan'ny vahoaka anao.
Anisan'ny hifidy anao aho raha toa ka hitako fa tena katraka mihitsy ianao.
Veloma ny aina.
8OFangah tsy maintsy voatery hilatsaka refa manakiana!Fa tokony mila conseiller avy ety @mpanohitra io filoha io fa tsy zay fantany saina fotsin ka we hanagana 5 etoiles é,hividy air force one é!nefa iza zao noul mba mande air force one de iza kou zao noul iditra ao 5 etoiles ,tsy zareo samy manabola ,izy mitsy miten we miasa mafy,nefa karama eo,tsy mahagaga ny oul ra mitsaoka any andafy fefa samy mafy iany8O
5. Imahaka
(
10/12/2006 11:42)
rehefa manakiana dia mandroso soso-kevitra, fanakianana manandratra no ialina fa tsy fanakianana mamotika. Raha kiana tsy ampandinihina koa dia hoy ny ntaolo hoe "henoy izany ry hazon-damosiko", noho izany, mila mahay manakiana mba hitondra soa ho an'ny firenena fa tsy mimenomenona nefa tsy hita izay atao, tsy hita izay vita!
6. xxx
(
10/12/2006 11:46)
ainga:
Itony DONGAKA itony dia mitovy lasitra @dry sareraka ihany. Tsy misy hevitra na vahaolana aroso fa dia tsikera BEFAHATANY lava izao.
Tsy ny tsy fitovian-kevitra akory no tsiniana eto fa ity MAUVAISE FOI. Sa ny tsy fahalalàna ? Mikasika ny hoe fiakaran'ny solika, lasantsy sns, dia olona iza no mbola hametraka fanontaniana toy i ataon'i DONGAKA io ?
Sa inona no tokony nataon'ny mpitondra ?
8OTokony ampidinina ny fiainana de ampy zay é,fa ts managana reny trano ts azo idirana reny atao!ra ohatra kosa ka ataony lery 100% karama de hiafiana iany zany,fa ny tanjon 'oul ange zao karama ray volana tonga de mahvidy fiara é,enao karama ray volana inn vitana eto??ra hanao afera enao ;bianco ao ambadika anao;nefa noul asainy miasa mafy,miasa tsara,ra misy v tena miasa tsara tsy ny malagasy v??nahita mpiasa mpanjakana aho efa ho 40taona de mbola 9 cent mile foana karamany fa tokony mba jereny lery zany fa tena miangatra kosa lery!8O
7. Imahaka
(
10/12/2006 11:52)
mila paika ady matotra zany manondrotra karama izany. Sao hampiakarina fahatany ny karama dia ho dévaluation gaigy be ny setriny. Ny karama koa nefa mianga amin'ny volam-panjakana. Ny fidiram-bolam-panjakana hetra sy ny forongony. firy amintsika nefa no manao déclaration ara-dalana? firy no mandoha hetra araka ny tokony ho izy? asa, tsy haiko! de hoy koa ny sasany avy eo hoe ka ny karama aza tsy ampy handoavana hetra. Ka asakasantsika mianakavy ihany io
8. BloodTitan
(
10/12/2006 12:15)
Ho hita eo ze ataony am 5 ans manaraka eeee!!!! refa tsy mifanaraka am filàn ny besinimaro de afaka esorina ka fa aza be santimaka any ambadika any fotsiny.
9. ramorafr
(
10/12/2006 13:46)
Betsaka dia betsaka ny Malagasy sasany efa mirediredy na miteniteny foana raha mamaky ity forum ato ity aho tsy hamely fantsy olona aho akory fa mba mba hilaza ny zava mitranga aty Madagasikara.
1-Tsy misy gasy iray na iza izy na iza hanao fahagagana raha lany filoha,ka hampidina ny vidiny lasantsy ohatra,na hampanakarena ny tsirairay fa politika daholo no betsaka samy hangoronkarena daholo rehefa tonga eo fa tsy anjely latsaka antany akory,na dia zah zao no eo tsy maintsy ny ahy voalohany vao ny any vahoaka ,dia avy eo samy mandeha samy mitady,ka aoka isika malagasy mba iray hina fa izay tonga eo samy ratsy daholo na iza izy na iza koa dia manantena ny fahendreny malagasy rehetra aoka mba tsy hifanenjika fa samy tsy manjary aby izay tohanantsika ireo ary tsy azahoanao trano vato na vola aminkarena izy ireo raha lany fa dakambody aza no miandry ka mangalaha onondraha misaotra rompoko.

10. manantsoa
(
10/12/2006 15:21)
Raha sanatria lazaina fa ranom-potaka ny mpomba an-dra8 nahazo 50% mahery . Ranon' inona izany iretsy hafa : 11% ,10%, 8% , 4% ,sns ....???
12. papounette
(
10/12/2006 16:28)
8OTokony ampidinina ny fiainana de ampy zay é,fa ts managana reny trano ts azo idirana reny atao!ra ohatra kosa ka ataony lery 100% karama de hiafiana iany zany,fa ny tanjon 'oul ange zao karama ray volana tonga de mahvidy fiara é,enao karama ray volana inn vitana eto??ra hanao afera enao ;bianco ao ambadika anao;nefa noul asainy miasa mafy,miasa tsara,ra misy v tena miasa tsara tsy ny malagasy v??nahita mpiasa mpanjakana aho efa ho 40taona de mbola 9 cent mile foana karamany fa tokony mba jereny lery zany fa tena miangatra kosa lery!8O
[/quote]
Mianara tsara,maka diplaoma maromaro @zay miakatra ny indice.
Mila tia karokaroka e fa tsy mionona fotsn hoe lafo sy sarotra ny fiainana.
De manaova prêt raha te hanana tômobila e!:P:P
13. besoiiin
(
10/12/2006 16:57)
papounette> d ho atoro sahala @zany foana v ry zalahy vao hahatakajavatra??? pffff mandrerakab ilay toetsaina, atoooooooooro fôôôôôôôôna...
14. rainy
(
10/12/2006 17:50)
HO AN'I XXX
Tsy alahelon-kanina no resahana ka hoe : Air force One tsy misy mahazo mandeha. Tamin'ny andron'ny SASANY izany no nanjaka satria ny akàmany rehetra no nanaovany réquisition ny Air-Mad.
Ianao ve mihevitra fa ny frantsay rehetra dia mahazo mandeha amin'ny roapilanin'i Chirac ilay hoe : République française?
Ianao ve mihevitra fa izay amérikana rehetra dia mahazo mitaingina ny Force One an'i Bush.
Ianao ve mihevitra fa izay anglisy rehetra dia mahazo mitaingina ny Royal Air Force ?
Aza dia mandrevy be loatra fa tsy taxi-brousse akory izy ity ka hoe andraso kely aho fa mbola misy alehako. Mba samy manana ny andrim-pireneny ny Firenena rehetra na aiza na aiza. Raha ianao akory tsy afaka handray mivantana ny toamobilin'ny patron-nao, raha tsy ianao angamba no tena patron. Tsy ianao akory no afaka hilaza amin'ny patron-nao hoe :Fa ahoana no tsy mba mahazo mitaingina an'io fiaranao io izahay?
Raha momba ny 5 étoiles indray dia tsotra fotsiny : mahazo miditra ao daholo rehefa manana ny hoenti-manana na iza izy na iza. Ny makorelina aza miditra rehefa misy mitondra. Noho izany raha tianao ny hiditra ao amin'ny 5 étoiles dia manangom-bola na kely karama aza ka rehefa tonga ao amin'ny sandany ny volanao dia mahazo miditra ianao.
MITSAOKA MANDOSITRA ANY AN-DAFY hoe rehefa samy mafy ady eto amin'ny tanana ??? AOKA AHO HIMEHY !!! asa na firy taona no nipetrahanao tany andafy tany na olona any andafy ianao fa tsy dia mamiratra firy noho ny eto amin'ny tanana akory ny any andafy any. Tsy hoe rehefa mahazo 1200euros karama iray volana ianao dia manakarena na sambatra. Vao koa aza mihinan'ny fatiny satria lasan'ny fanjakana daholo ny antsasaky ny karamanao. Mba mahafantapantatra kely ihany ny any adafy any aho na dia vendrana aza. Rehefa samy hahantra dia aleo mahantra eto amin'ny tanin'ny tena toy izay any an-dafy any.
Fehin'ny valiteniko ho anao XXX dia tsotra ihany : Tsy lasa lavitra ianao raha izany no toe-tsainao.
16. ranaivo10
(
10/12/2006 21:31)
Marina mihintsy ny tenin'i rariny !!Ny aty an'dafy dia ny antsasa-karamanao lasa hetra avokoa indrindra raha mandray eo amin'ny 1500 net isam-bolana eo ianao !!izany hoe tsy be karama nefa tsy azo lazaina ho kely koa !!
-impot sur les revenus
-taxes d'habitation
-taxe foncière sns...
raha manofa trano indray ianao dia tsy mahazo mipetraka amin'ny hlm noho izany dia any amin'ny 500 any ho any hofatrano fotsiny Izany ve no lazaina fa ho miadana ny aty an-dafy
Ary nohon'ny tsy fahampin'ny hetra miditra amin'ny fanjakana mihintsy no tsy mampandroso an'i madagasikara

17. caprio
(
10/12/2006 22:05)
Rehefa Ra8 no eo @fitondrana dia maro isika no mahita lazaina foana we andao hifanohana sy hifanampy ampandroso an\'i Mkara fa aza faly hanankiana foana koa mipetraka ny fanontaniana sady mila valiny we:Maninona t@ny andron-dRadidy no tsy nanantsika zany toen-tsaina zany we andao hifanampy fa tena tsy vitan-lery zany fitondrana zany?
Misy koa milaza we fa angaha ny filoham-pirenena mpanao mazia koa ahavita hanondrotra ny karama sy ampanakarena ny gasy tampoka eo, koa apetrako indray ny fanotaniana sady mila valiny we: tsy mpanao mazia ve ny filoa amperin\'asa dia ahavita tampoka ireny lalàna sy zava-bita @na miliara ireny?
ary raha miteny izany ny tenanay dia aza heverina we pomba an-dRadidy foana fa samy manana ny fijeriny fa @nay raha nifidy an-dRa8 zahay tany aloha dia tsy maintsy manankiana refa misy ny tsy mety mba ampahatonga saina sy ampiova ny fomba fitondrana fa enao raha tsy misy manakiana tsy ho lafatra mihintsy e:evil::evil::evil:

18. andratax
(
11/12/2006 04:53)
Raha fiovàna @ ratsiratsy kokoa dia manaiky aho ...Aiza ve koa lasantsy 1 litre taloha 5.400fmg izaho efa hananika ny 12.500fmg
ny karàma anefa ny eo ihany no eo ...
manakiana be fahantana ve sa mba manaraka vaovao e?
tamin'izany hoatrinona ny baril tany aminy tsena iraisampirenena ary zao ?
sa ve tokony ny Ra8 koa no hifehy ny tsena any :?::?::?:
19. sasa
(
11/12/2006 05:12)
ha ha ha milaza ianareo izay tianareo lazaina daholo raisina ny fanakianana rehetra fa izahay aloha tsy mahatsiaro mijaly hatramzao klé, aleoko ravalomanana ihany mba nahazo rano fisotra madio sy CSB ny any ambanivohitray any koa.
20. kitjo
(
11/12/2006 05:32)
caprio> hihi...milay kosa zany magie an lery zany!
ay mo refa mahavita asa dia mpanao magie fa ny normale zany oe tsy tokony mahavita in in zany refa mitondra...hhuummm
ranaivo10> marina mihitsy zany fa marina fa milay be aty ivelany fa nefa tsy mi-jouir le izy akory enao satria vo mihetsika dia $$$$
na mikarama 20millions fmg aza enao zara raha misy eknomia miafy be vao mahangona frais mba hodiana hanao vacance...znay oe projet mba hanangana trano any Dago znay ohatra dia tena mila miafy be mihitsy
Na aty Asie koa aza dia ny mena ny fanjakana no betsaka..aty aza moa tsy possible mihitsy ny hanana tobil izany satria 300% ny taxe, ny fiara efa lafo rahateo, ny carte grise 30000dollars vo afk mihetsika sns sns...
ka tsy marina mihitsy ny filazana fa refa aty ivelany dia miadana...
Aleo manana fiainana antonitoniny any Dago..tena amrina znay e! raha tsy hoe tena tsy afaka miala aty ivelany mihitsy nohon'ny antony isan-karazany.
Ny any amintsika aza mbola tsy misy anzany fa aty 20% karama dia omena ny fanjakana any aminao koa..ohatra oe olona avy any Myanmar miasa eto SIngapour..ankoatra ny tax omena ny governemanta singaporiana dia 20% koa tsy maintsy aloa @governemanta myanmar(birmanie)....