Ranom-potaka ka hoe manonja...

21. tywa68 ( 11/12/2006 10:38)
f'ianao angaha nanadino hoe tsy vazaha intsony ny gasy ka mitomany na manofy ny smig any La réunion sy DOM TOM !
22. rabejo ( 11/12/2006 11:22)
DONGAKA:

Ranom-potaka ka hoe manonja ....maika izany fa ranomasina .Mahavariana mintsy ireto mpomba ny filoha amperin'asa RAVALOMANANA MARC .

Milàza fa nitondra fiovàna ny filoha RAVALO nefa moa marina tokoa ve izany ?
Raha fiovàna @ ratsiratsy kokoa dia manaiky aho ...Aiza ve koa lasantsy 1 litre taloha 5.400fmg izaho efa hananika ny 12.500fmg
ny karàma anefa ny eo ihany no eo ...

Toa nofinofy izany smig 1.200 euros toy ny any LA REUNION sy ny TOM sy DOM izany!

Koa raha ny gasy izany no toy ny réunionnais tsy asa fotsiny!

F'angaha moa Ra8 no tompon'ny pétrole r'itony a. Tsy haiko na aiza ianao no mipetraka na aiza f'angaha isika ihany no milanja ny mafy @ fiakaran'ny vidin-tsolika fa tsy ny rehetra ? Raha tsy hoe angaha Cheick Seoudiana ianao dia manovo fotsiny eo an-tokotany.
Raha manara-baovao ianao dia ho fantatrao fa olana voalohany mianjady @ tany mandroso rehetra ny solika izao satria tsy voafehin-drizalahy intsony ny vidiny. raha tsy izany ve ry George Bush androvi-tsihy any Irak (deuxième réserve mondiale de pétrole) ka na dia efa anarivony aza ny miaramila
amerikana maty dia misisika ihany ?
Ary mikasika ny karama ampitahainao @ atsy La Réunion dia miala tsiny aho fa tsy hitovy @ Frantsa ao anatin'ny indray mipi-maso i Madagasikara. Sao dia tsy fantatrao aza fa frantsay ange ny Réunionnais e. Ary siècle maro no nandalovan'ny frantsay (ny révolution française fotsiny no efa maherin'ny 200 taona) vao tonga @zao toerana izao. Mbola tsy nisy aza t@izany ny "mondialisation" izay mampikaikaika @zao na dia ireo tany efa sangany aza. Fifaninanana eran-tany ange no misy izao e.
Ka raha toa anao miandry mana milatsaka avy any an-danitra daholo ve ny malagasy tsy vao maika aza ho fara-hidiny ?


23. fijo ( 12/12/2006 22:36)
io koa anie tsimaintsy manaraka ny onjan'ny rafitra ekonomika eran tany e.tsyhoe za izao no rol,de ataoko ariary 5 ny vary.de hitsahatra tsy hamokatra ny tantsaha,dia hoavy indray ny mpanohitra ho eampiakaro ny vary fa lasa tsy miasa ny mpamboly eeee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1222