Akoho ndray , fa nampirafy !

1. Bakobako2 ( 10/12/2006 09:10)
Tany am Tsenabe no niseho ny tanatara ,
(aza tonga dé manatsatso ra efa naheno):-$ :-$
Nanatody atody 1kg ity akohovavy ray ,
dé nanontany ny mpanao gazety we :
-ahôana ny regime nataonao nahazoanao ioatody
-a a a tsy ho azoko lazaina hoy akoho fa secret.
-eny ary . . .

nandé nanotany andrakoholà zareo.
-hono wa mety manana zavatra azo lazaina anay enao ny momba ny nahazoana vokatra goavana toy izao
- a a a tsisy tsisy tsisy . . .
-fa izao manana teny 2 lazaina am Ôtrisy a !
2. Bakobako2 ( 10/12/2006 09:12)
ny nahalasa ny saiko oe ahôna ny nanaovan'izy mitsam azy ôtrisy sy akoho ? tsy potsitsa tao v akoho ?
:-P :-P :-P :-P
3. fasaly ( 10/12/2006 10:56)
:roll::roll::roll::roll:
4. Imahaka ( 10/12/2006 11:32)
nopehin'ilay Aotrisy ilay akoho ry fasaly a :wink::-D:-P:-P
5. sitlo ( 10/12/2006 13:56)
:-D:-D:-D
6. xxx ( 10/12/2006 14:38)
fantatrareo moa no nahatonga an'i bakobakoro hanao ny ps ho toa an'io?
Namolo voromailala izy indray andro hataony laoka. Dia nony vitany sola tsara ilay izy dia hitany fa mitovitovy aminy :°)
7. Bakobako2 ( 10/12/2006 18:39)
enao ry xxx an iny njay ny nieritseretiko , lé voromélala iny , ndé ovaiko xxxx eo kou ny pseu fa analao eo a,:oops:
8. kala ( 11/12/2006 14:38)
:-D
:-D :-D
:-D :-D :-D
:-D :-D :-D :-D
9. nolalaina ( 11/12/2006 14:49)
:-D:-D:-D:-D:-D
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
10. booboo ( 11/12/2006 15:22)
11. nolalaina ( 11/12/2006 16:11)
re :-D
12. malalatinasoa ( 12/12/2006 03:08)
mianatra an-dra sitlo njay nolalaina 8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1328