Fanagadrana: TANTELY A, HAJA, VONINAHITRA, SNS

1. xxx ( 08/12/2006 14:01)
Efa io indray manangasanga any PETY. Vahaolana mahomby!... Ary iza ndray ny manaraka ?
répondu par fijo le 15/12/2006 21:27
2. Fiffi ( 08/12/2006 14:03)
ka zay manao ny tsy mety de tsy maintsy voasazy koh
3. xxx ( 08/12/2006 14:11)
Kay zay ange no maha vahaolana mahomby azy e!
Levalo aza mba manao ny mety fona. A/ TRA KELY KA. MIVAVAKA, MIVAVAKA, Zay tsy nanota taminareo no aoka hitorabato ahy
4. Fiffi ( 08/12/2006 14:19)
tsy zah kosa aloha zany an !
5. jentilisa ( 08/12/2006 14:20)
xxx ihany izany no ady eo e! sao hita manko hoe ny eo ihany no mpitsikera...f'angaha rehefa mpanao politika dia tsy azo samborina
6. papounette ( 08/12/2006 14:28)
Zay ka,ze mamafy rivotra de tsy maintsy mijinja tadio.Aôna kosa mo olona manao:
- Menace de mort contre le chef de région et le chef de district de Fianarantsoa ;
-vol de voiture d’Etat en 2004 ;
-violation des lois électorales ; insulte contre des forces de l’ordre »
-Pety a comparé les forces de l’ordre à des « cochons de Ravalomanana », .....etc
kosa ve de avela @zao?
Anatra ho an'ny sasany io.
:-*:-*
7. njrtinah ( 08/12/2006 14:36)
Papounette> d ampanaovinao bisous ny antokon'ny TIANA MADA (maintso2) sy ny antokon^ny Arena (mena2)...
Nihavana ihany izy ro ny farany........
tsôooooo!
8. Fiffi ( 08/12/2006 15:01)
ceux qui sèment le vent , récotltent la tempête
9. Imahaka ( 08/12/2006 15:30)
ao dia mba mifankahita ao Antanimora ao daholo ny mpanao politika mihevitra azy ho tsy maty manota e! ami le oui tsara izany
10. fijo ( 08/12/2006 20:47)
ny tsy fisainany dia izao.milaza izy fa "kisoan dravalo ny mpitandro ny filaminana"nefa raha lany izy sanatri.ilainy anie ireo e,sa ve amin'izay dia holasa alikany????
11. xxx ( 08/12/2006 21:34)
aleo samborina daholo izay panakorontana fa mandoto tanana ry xxx a izay no maha tandalana any dago
12. fijo ( 08/12/2006 21:54)
izay mihintsy
13. manantsoa ( 09/12/2006 03:55)
Mapihomehy anie ireo mpanao politika ireo e! manakorontana, samborina gadraina. Kanefa malemy ; vao miditra am-ponja 1 semaine dia efa mihetsika daholo izao karazan'aretina izao : diabety , vavony , tension , prostate, sns .....
Antsina ohatao enquête anie Ingahy maire fa tsy mbola gadraina izany e!
14. papounette ( 09/12/2006 06:58)
manantsoa:

Mapihomehy anie ireo mpanao politika ireo e! manakorontana, samborina gadraina. Kanefa malemy ; vao miditra am-ponja 1 semaine dia efa mihetsika daholo izao karazan'aretina izao : diabety , vavony , tension , prostate, sns .....
Antsina ohatao enquête anie Ingahy maire fa tsy mbola gadraina izany e!



:oops::oops:Ôka re marina e!hi!hi!hi!:-D:-D:-D
15. andratax ( 09/12/2006 08:22)
voalaza teo
[center][size=13px]ny tsy fisainany dia izao.milaza izy fa "kisoan dravalo ny mpitandro ny filaminana"nefa raha lany izy sanatri.ilainy anie ireo e,sa ve amin'izay dia holasa alikany????[/size][/center]
raha zah koa aloha i Pet dia mangina no mety e
Fianaratsoa ary mbola resin-dra 8 kou inona dray
16. akama2006 ( 09/12/2006 08:44)
efa nisy liste anie mbola sty nanomboka akory ny fifidianana e,efa voalaza io hoe iretsy no henjehina fa prtexte ihany ny ambiny,ny hoe mandika lalana indray dia tsy ireo irery angamba no nandika fa ia ra8 no imbetsaka efa nanao izany!ka io moa toerana hifandimbiasana io fa dia mbola ho avy ny manetsa be! raha izaho ry pety manaiky ho samborina dia miakatra fitsarana dia manomana ny apres,satria tsy maintsy ho tratra ihany tsinona koa,sauf coup d'etat tena izy!ny nataony voninahitsy no mety tsy nanaiky fampienana sazy fa dia efaina hatraminy farany ny sazy ka raha hiverina avy eo tsy hisy ny arrangement fa dia ity sy nday!
17. belaza ( 09/12/2006 09:35)
tssss! hay mbola ato indray ty akama piteniteny foana ity lé!! izy mahita tenenina foana nefa tsy arahiny porofo akory, de haninona apres? tsy efa miteny hoazy ve ny valimpifidianana e? ny apres mety ny vahoaka mihitsy no hitsara ireny panakorotana ireny fa aleo hanao eo ihany!
18. papounette ( 09/12/2006 12:16)
akama2006:

efa nisy liste anie mbola sty nanomboka akory ny fifidianana e,efa voalaza io hoe iretsy no henjehina fa prtexte ihany ny ambiny,ny hoe mandika lalana indray dia tsy ireo irery angamba no nandika fa ia ra8 no imbetsaka efa nanao izany!ka io moa toerana hifandimbiasana io fa dia mbola ho avy ny manetsa be! raha izaho ry pety manaiky ho samborina dia miakatra fitsarana dia manomana ny apres,satria tsy maintsy ho tratra ihany tsinona koa,sauf coup d'etat tena izy!ny nataony voninahitsy no mety tsy nanaiky fampienana sazy fa dia efaina hatraminy farany ny sazy ka raha hiverina avy eo tsy hisy ny arrangement fa dia ity sy nday!



Voalazanao mitsy ry akama2006 refa manao zavtr de mila atao ampiasainana!!!!
Ny vahoaka ange tsy mahalala hoe n'innn sy n'innn kanefa ko tsy midika fa raha manao zavtr"flagrant"ôtrany ny nataony Pety reny kosa de ho jerempotsony.Sady raha ohtra tsy nataony marina zany ny zavtr niampagana an'azy de tsy tokony handositra lery e fa miatrika fitsarana araka ny tokony ho izy.:P:P

19. xxx ( 09/12/2006 13:32)

Za alo a mieritreritr fa tsra ho an'i Pety aloha ny mandositra kely satri re vo azo ange izy tsy mandalo fitsarana na sarisasim-pitsarana fa direct Antanimora.
Zavatra efa mahazatra eto ny hotrazany.
Aza de miaro be fahantany an-dra 8 ianareo raha tena tia azy sao hamarina azy any an-kady.
20. akama2006 ( 09/12/2006 20:54)
belaza> tsy maninona fa za azamiteniteny fahatany izany,ka aleo izahay miteniteny foana no hiresaka aza e!

fa mba mampitandrina ihany araka ny mba fandinihiny mpiteniteny foana,fa io toerana io tsy misy afaka hilaza fa tena mamibahoka sy tena mahavita azy irery!ka dia ho hita eo ihany afaka 2 taona na 5 taona manraka ny vokatra sy ny fiafarany! samy mifafy izay nafafiny io koa!izay ilay lalana ny talion.matoa ny olona sasany manaiky higadra sty mila fampihenana sazy dia ao raha,mitovy amin'izany ny hafa fa dia anjaranao manana ny fahefana no mandinika ny zavtra atao!indraindray anie misy zavtra sty mitombina fa dia ny fanagadrana aharany no solution rapide et durable hitany fanjakana angamba.


izay ilay hoe raha maty aho matesa rahavana angamba,satria efa nigadra iray volana tao antanimora i ra8 ka dia tinay hanaraka azy avokoa ny hafa!n aizay fotsiny aza anie olona sty tokony azo ho fidina intsony satria efa nigadra fa dia mbola azo fidina foana moa ranamana satri izay ilay lalanany izay mitondra!tsy misy hilana izay constitution sauf mba hilazan fa tany tandalan toa ny hafa ny any tena!:roll::roll::roll::roll::roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3999