Fanagadrana: TANTELY A, HAJA, VONINAHITRA, SNS

21. dio ( 10/12/2006 11:25)
akama2006:

belaza> tsy maninona fa za azamiteniteny fahatany izany,ka aleo izahay miteniteny foana no hiresaka aza e!

fa mba mampitandrina ihany araka ny mba fandinihiny mpiteniteny foana,fa io toerana io tsy misy afaka hilaza fa tena mamibahoka sy tena mahavita azy irery!ka dia ho hita eo ihany afaka 2 taona na 5 taona manraka ny vokatra sy ny fiafarany! samy mifafy izay nafafiny io koa!izay ilay lalana ny talion.matoa ny olona sasany manaiky higadra sty mila fampihenana sazy dia ao raha,mitovy amin'izany ny hafa fa dia anjaranao manana ny fahefana no mandinika ny zavtra atao!indraindray anie misy zavtra sty mitombina fa dia ny fanagadrana aharany no solution rapide et durable hitany fanjakana angamba.


izay ilay hoe raha maty aho matesa rahavana angamba,satria efa nigadra iray volana tao antanimora i ra8 ka dia tinay hanaraka azy avokoa ny hafa!n aizay fotsiny aza anie olona sty tokony azo ho fidina intsony satria efa nigadra fa dia mbola azo fidina foana moa ranamana satri izay ilay lalanany izay mitondra!tsy misy hilana izay constitution sauf mba hilazan fa tany tandalan toa ny hafa ny any tena!:roll::roll::roll::roll::roll::roll:

8O Ary aoana hafataranareo zany we efa tany izy!8O

22. Imahaka ( 10/12/2006 11:58)
ny akama nge mahitahita sy mahay raha e :P
23. akama2006 ( 10/12/2006 12:43)
imahaka > tsy resaka mahitahita fa matoa mifidy dia mba fantarina aloha iza ilay ho fidina,fa raha tsy iznay dia mitovy aminy tany misy mafia ohatrany any colombie, ka nadia mpivarotra sy mpamono olona aza ny mpanambola ao antanana dia satria izy manome sakafo sy ny hafa ho any olona eo amin' ilay faritra dia tohanana,na dia ireo olona mihoby azy ireo ihany aza no mividy sy miasa aminy mpanao ratsy!

dia ho kilasina ho tsara ve satria nanao zavtra noho nyvolandrongony ilay parrain sa ahoana no hanovana azy?


misy fiteny izay milaza hoe :tsy miarakarapona fa matoa miaraka dia mifanaraka iznay!ka raha tiana ny ho entina ny hivelatra dia tsy maintsy sarotiny aminy mpitondra azy izy!
24. akama2006 ( 10/12/2006 12:45)
dio> :lol::lol::lol::lol:,tsy sarotra ny mamantatra izany ka,somary mikaroka kely fotsiny dia tsy ùmisy tsy mahafantatra izany !ary mbola betsaka aza no mbola sty voalaza fa atao sourdine satria i maitre sy ny disciplany no eo :twisted: !
25. manantsoa ( 10/12/2006 15:33)
Misy anie ny mpanao politika gasy mitady fonja e. Izy mihitsy no mitady tetika ahazoany idirany fonja. Firify akory izy ireo rehefa mandresy lahatra olona no mamerimberina fa efa nigadra , voninahitra mihitra amin-dry zalahy izany hoe efa nigadra na inona antony na inona.
26. xxx ( 10/12/2006 15:40)
Dia tian'ny olona tokoa aloha rehefa avy nandalo teny Antanimora. Mba anotanio ange ilay tsy mba mila 2nd tour e! :°):°)
Fa izy aloha tsy mirehareha hoe efa teny. ;-);-);-)
27. nandrianina ( 10/12/2006 20:53)
Atôko angamba fa rariny sy hitsiny zany, satry ny tany ange efa tandalana e.Ka naôna kosa ary ouz nareo no avela savoritahin' izay rehetra te handrovitra i DAGO; efa nafoin' ANDRIAMANITRA ho nosy kou ange izy e.Zah alou raha ny hevitro d zao e! MADAGASIKARA tsy mahantra harena fa mahantra olon-kendry; ka mba hialana @ lalakita-KISOA d aleo omena an' izay miseho ho tsy maty manota ny sahaza azy.D mazotoa ary moa.Hevitra no ampiadio oh.:D
28. papounette ( 11/12/2006 10:20)
xxx:


Za alo a mieritreritr fa tsra ho an'i Pety aloha ny mandositra kely satri re vo azo ange izy tsy mandalo fitsarana na sarisasim-pitsarana fa direct Antanimora.
Zavatra efa mahazatra eto ny hotrazany.
Aza de miaro be fahantany an-dra 8 ianareo raha tena tia azy sao hamarina azy any an-kady.


Raha vao mandositra enao na de manana ny marina aza enao de tsy maintsy faizin'ny lalàna.Fantatrao tsara angamba zany.:°)
Sady tsy misy resaka fiarovana andRa8 kosa eo e,olondehibe iny ve tsy aharo ny tenany?:-D:-D
29. xxx ( 11/12/2006 23:23)
Aoka re sao misy hitsara frantsay ndray fa raha tsy antsika anie io e!
30. jigs ( 15/12/2006 05:10)
Hoy i xxx:


Za alo a mieritreritr fa tsra ho an'i Pety aloha ny mandositra kely satri re vo azo ange izy tsy mandalo fitsarana na sarisasim-pitsarana fa direct Antanimora.
Zavatra efa mahazatra eto ny hotrazany.
Aza de miaro be fahantany an-dra 8 ianareo raha tena tia azy sao hamarina azy any an-kady.



Raha vao mandositra enao na de manana ny marina aza enao de tsy maintsy faizin'ny lalàna.Fantatrao tsara angamba zany.
Sady tsy misy resaka fiarovana andRa8 kosa eo e,olondehibe iny ve tsy aharo ny tenany?

ka aleo koa izy hizaka ny vokatry ny nataony fa mitapy loatra manakisoa olona loatra, izaho tsy mpanavakava mihitsy an, fa tiako daholo izay manao ny mety fa rehefa fôpla kosa alô hinan*fatiny any
31. fijo ( 15/12/2006 21:27)
maty pety kely
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1642