ho tia anao
1. fitiadala
(
08/12/2006 11:05)
mba adefao tononkira aho
répondu par dongadonga le 09/12/2006 14:03
2. Fiffi
(
08/12/2006 13:01)
Ny foko tia, ho anao doria
Tsy miova mandra-maty ho anao
‘Zao rehetra izao, ny voary koa
Miombo-peo amiko, ho anao
Ho tia anao n’aiza n’aiza misy ahy
Ho tia anao n’aiza n’aiza misy anao
Ho eo anilanao, ny andro-pianako
Na ho tomany, na faly koa
Ny eo an-tsandrinao no hasambarako
Tsy miova mandra-maty ho anao
‘Zao rehetra izao, ny voary koa
Miombo-peo amiko, ho anao
Ho tia anao n’aiza n’aiza misy ahy
Ho tia anao n’aiza n’aiza misy anao
Ho eo anilanao, ny andro-pianako
Na ho tomany, na faly koa
Ny eo an-tsandrinao no hasambarako
5. kelly13
(
08/12/2006 17:00)
ok, lollll miciii!! tsra b le izy!! betsaka ny kalon'ny fahiny tiko fa tsy mba haiko hoe iza no mihira azy :(
