ho tia anao

1. fitiadala ( 08/12/2006 11:05)
mba adefao tononkira aho
2. Fiffi ( 08/12/2006 13:01)
Ny foko tia, ho anao doria
Tsy miova mandra-maty ho anao
‘Zao rehetra izao, ny voary koa
Miombo-peo amiko, ho anao
Ho tia anao n’aiza n’aiza misy ahy
Ho tia anao n’aiza n’aiza misy anao
Ho eo anilanao, ny andro-pianako
Na ho tomany, na faly koa
Ny eo an-tsandrinao no hasambarako
3. kelly13 ( 08/12/2006 16:26)
za ankia tia b an'io hira io ry fiffi a!! iza no mihira an'izy io!!
4. Fiffi ( 08/12/2006 16:59)
Vola sy Noro :):-*:-*
5. kelly13 ( 08/12/2006 17:00)
ok, lollll miciii!! tsra b le izy!! betsaka ny kalon'ny fahiny tiko fa tsy mba haiko hoe iza no mihira azy :(
6. Fiffi ( 08/12/2006 17:09)
ohatra....?
7. kelly13 ( 08/12/2006 17:49)
ny titre kou ts haiko fa refa mande le izy vao oe njay le hira tiko
8. Fiffi ( 09/12/2006 10:36)
9. dongadonga ( 09/12/2006 14:03)
kay ve ianao mahay mihira be otsan'izany ry Fiffi eh=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.158