CONCERT REGGAE GASY
1. marenga
(
08/12/2006 08:55)
Un grand concert de Reggae Gasy à Marseille le 9 décembre à 21 avec ABDOU DAY à la cité des association 93, Canebière 13001 Marseille.
http://www.handicapindependance.com/grand%20concert.htm
http://www.handicapindependance.com/grand%20concert.htm
répondu par kitjo le 17/12/2006 16:58
5. bilakarenjy
(
08/12/2006 13:32)
ao daholo izany ny rasta @ io an.Masaka be ny revin-dry zalahy ireo fa tena tsy afaka ho any za sa mbola misy hetsika ataony aty paris .
Dia mampamangy any @ JAORANARY any e!.
Dia mampamangy any @ JAORANARY any e!.
10. mpanota
(
09/12/2006 10:07)
Zah ara mba gaga hoe hanao politika indray ve ny tsy mpanasa volo eh
Reny oah vazo tsy misy évolution eh tsy haiko a*na mba olombelona ihany no mihaino an'reny sa olona misy fangarony
:twisted:
Reny oah vazo tsy misy évolution eh tsy haiko a*na mba olombelona ihany no mihaino an'reny sa olona misy fangarony
:twisted:
12. toovs
(
14/12/2006 12:53)
xxavy:
gasy zany le abdou day sa le style reggae no gasy?
gasy ray sy gasy reny izy kah. mipetraka any metz, département moselle ary région lorraine any france izy.
13. kitjo
(
17/12/2006 16:58)
mpanota> aza atao an'izany kosa e..
za aloha tia reggae e, fa Bob Marley ihany no tena henoiko, mihainoa ianao anreny hira mikasika an'i Afrika reny fa hitanao eo izany
oh:Africa unite, keep on moving, much trouble in the world sns
za aloha tia reggae e, fa Bob Marley ihany no tena henoiko, mihainoa ianao anreny hira mikasika an'i Afrika reny fa hitanao eo izany
oh:Africa unite, keep on moving, much trouble in the world sns
