revy2

1. colar ( 04/12/2006 22:50)
zay te hirevy d tongava aty fa revy vazo milay b,surtout am zao akaiky fety zao,fa inn daol marina alo le we revy e, teneno daol we zay tinareo ho dinihana ra mety ho vita,fa revy itako milay alo d mafinaritra ny fitiavana refa angalarina kely,misy tantara kely ray ty we ,tam za niala tany dago,madama no sipako,fa itako we milay ka,hihiii
répondu par Stretch le 20/12/2006 23:32
2. colar ( 06/12/2006 19:06)
otran diso fipetraka ko le nasiko an lay dinika e,
tary am experiansa tary no noeritreretiko kay lasa tato,fa zany we mitohy am fety sy fihaonana ihany alo e,fihaonana angalarina am reveillon,bal be ,5eu fidirana d samy mitondra kaly,karakarain ambasady eto roma,afaka tonga daol ny gasy retra
3. sasa ( 07/12/2006 05:37)
fasaly tena mafana be akia aty koa, izany mihinana glace izany no reve-ko isan'andro fa izany hoe refa samedi foana vao mba tanteraka.
colar hih ihhi fihaonana angalarina am reveillon mety milay koa io an! aleo io ampidiriko ao anatin'ny reve-ko
4. watafon ( 09/12/2006 12:18)
sasa: hazavao fa tsy mazava tsara e !:-D:-D:-D
5. poupounesana ( 09/12/2006 16:52)
hihihihi! sharp njay wata io sasa ah mila mitanjina tsara njy refa \"hangalatra\" @réveillon
neny ny reviko d le mifankahita daolo tsika samy gaigy d zay ataontsika ao mety daolo e!
6. lalab ( 09/12/2006 19:36)
Miombo-kevitra @ Colar ve enao ry fasaly @ le tantara kely?
7. boubounezy ( 09/12/2006 23:48)
ny ana njay miraira sy mitendry amorony afou, dé minana kiendiendy. grillade partie zany ra mazoto enao e!o^o:miam::miam::miam::miam::miam:
8. dongadonga ( 10/12/2006 08:13)
tsara koa ny revin"i boubounezy zany an ,de asiana beks
kely ,fa mafana ny andro :lol:
9. fasaly ( 10/12/2006 12:52)
lalab:

Miombo-kevitra @ Colar ve enao ry fasaly @ le tantara kely?


lalab: in io tantara kely io, raha lay hoe revy angalarina milay foana akalou marina e!:wink::°)


10. colar ( 14/12/2006 06:00)
ndaoo zany hangalatra daol e,hahahahahhha
11. Stretch ( 20/12/2006 23:32)
de iza n mangalatra an'iza ra samy ho avy daholo?
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4643