Premier tour-n'i Gasikara !

1. Samoana ( 04/12/2006 13:31)
Miarahaba ny namana mpifamely ara-kevitra eto @ serasera indray aloha tratry ity fihaonan-dehibe 04 desambra nandrasana efa ela ity e :wink: !Arahaba tsy nisy naratra leiretsy a :lol:!
Tsy mbola mahalala vaovao @ antsipirihiny ny tenako ka sao mba misy afaka mamaly ahy ianareo azafady ô !
Iza t@ ireo kandidà nilatsaka kay no mba nahazo vato tsy nahamenatra indrindra t@ faritany 6 ? Tsy Tanà irery na Toleara irery satria tsy ireo no Gasikara fa ny faritra 6 mihintsy a .
Ary Monja Roindefo ve nilatsaka ho fidiana ihany sa nanohana an'i Lahiriniko fa tsy dia reko loatra ny momba azy e ?:lol:!
répondu par fijo le 06/12/2006 22:55
2. Fiffi ( 04/12/2006 13:34)
tena tsy nanaraka vao2 mihintsy enao zany an ! tsidiho kely ao @ hoy gazety ange eh ! :)
3. kitjo ( 04/12/2006 14:16)
hihiihi

nisy 4 ry zareo fa tsy roindefo iany..tsy nisy bileta akory!

kanefa nanana delege!
4. sasa ( 04/12/2006 14:21)
kitjo misen be le izy akia koa
5. kitjo ( 04/12/2006 14:26)
fandaniam-bola...tokon mba nalefany ho anah v akia le vola d nolaniana tamzany fts :x
6. akama2006 ( 04/12/2006 14:45)
ka tsy aradalana ny election fa didiny be sandry koa!inona no azo atao fa miandry kendry tohana fotsiny sisa!:lol::lol::lol::lol:
7. kitjo ( 04/12/2006 14:52)
ka tsy hanaiky anefa dia inona ndray zany ny solution e!

kanefa sao d enao sy izy 4 mi tsam iany anefa no ts manaiky? hihihi
8. akama2006 ( 04/12/2006 15:02)
andraso fa ho av ny contestation ka be loatra ilay tsy fahlavorariany mantsy!^^:-D:-D:-D:-D
9. hery ( 04/12/2006 15:06)
Iee.

Mbola ho avy koa ny vato avy any Russie... any Mouscou mou? :-p
10. manantsoa ( 04/12/2006 15:25)
mahaiza manaiky fa tsy nifidy anao ny vahoaka. Ireny 1% sy 5% ireny ve dia tokony ho lasa 50% raha tomombana ny fanaterana ny vatony eran' i m/car tamin' ny fifidianana ??? .
Te - hilatsaka eo kanefa vola mbola any an-dafy no antenaina ho ampiasaina amin' ny propagande .
11. mandrindra ( 04/12/2006 15:26)
hery, vato atoraka avy any russia ve ho tody any dago?
12. xxx ( 04/12/2006 15:33)
Aiza ny misy site mba hijerena ny valim-pifidianana azafady? mba lazao izay mahafantatra na mahalala azafady ê!
13. bazylou ( 04/12/2006 15:59)
efa mba atao mihitsy izay mbahahlalan'ny olona rehetra ity ffdianana ity ka ho aiza indray aary ianao!! ny eto no azo atao hoe en direct , eny fa na dia mitsitaika kelya za ny vaovao, efa mba nosokafako ny baolina etsy ambany dia mba mijereva sy matokisa e!!
14. tywa68 ( 04/12/2006 16:04)
f'angaha tsy ra-8 no lany ê ? na hisy 2ème tour aza ve dia ho aiza @io "évidence" io ?
15. xxx ( 04/12/2006 16:07)
hery aza mampiome hi hi
16. sasa ( 05/12/2006 04:41)
raha misy 2é tour io vao maika 90% klé atovy eo anie e! hi hi hi hi hi hi hi hi
hery sy mandrindra hi hihihihi afaka mitoraka daholo lisany any fa tatazanay foana klou raha vao Ra8 an! ny ankoatrazay retour à l'envoyeur
17. mimich ( 05/12/2006 09:09)
Samoana:

Miarahaba ny namana mpifamely ara-kevitra eto @ serasera indray aloha tratry ity fihaonan-dehibe 04 desambra nandrasana efa ela ity e :wink: !Arahaba tsy nisy naratra leiretsy a :lol:!
Tsy mbola mahalala vaovao @ antsipirihiny ny tenako ka sao mba misy afaka mamaly ahy ianareo azafady ô !
Iza t@ ireo kandidà nilatsaka kay no mba nahazo vato tsy nahamenatra indrindra t@ faritany 6 ? Tsy Tanà irery na Toleara irery satria tsy ireo no Gasikara fa ny faritra 6 mihintsy a .
Ary Monja Roindefo ve nilatsaka ho fidiana ihany sa nanohana an'i Lahiriniko fa tsy dia reko loatra ny momba azy e ?:lol:!

samoana> variana nanao petanky tao ndray de tsy naharaka
Ny hovaliako voalohany aloha dia ny hoe
Nilatsaka i Monja Roindefo
ie nilatsaka izy , saingy tsy nahavita ny bulletin'ny tamin'ny fotoan voatondro, no tsy nahavita nanaparitaka izany ihany koa hany ka tsy nisy bulettin-ny mihitsy teny amin'ny birao fandatsaham-bato , torak'izany koa i Philippe Tsiranana. Ny vokatra zany ho an'ireo dia 00,00%
Ny an'i Manandafy sy Gal Razakarimanana indray dia mety nisy niparitaka kely ihany angamba , fa nisy 0.01% sy 0.06%
Ny 10 ambiny tsy nisy olana teo amin'ny resaka bulettin.

Ny vokatra dia toy izao (marihinna fa vokatra hitako tamin'ny MBS omaly alina io)
Asa moa ny manao ahoana no atao hoe tsy de mahamenatra, fa ny 5 voalohany no lazaiko eto:

Marc Ravalomanana 69,xxx%
Ratsirahonana Norbert 8,xxx%
Ratsiraka Rolland 7,xxx%
Lahiniriko Jean 5,xxx%
Razafimahaleo Herizo 5,xxx%
ny ankoatra ireo de 1,xxx sy 0,xxx%




18. mimich ( 05/12/2006 09:35)
www.mira.org site-n'ny min intérieur io afaka ijerena valim-pifidianna
19. sasa ( 05/12/2006 10:32)
hi hih ihihihihi mimich efa ela no fantatra io daty io akia fa tsy haiko mintsy hoe ny vola ve no tsy ampy sa ahoana no tara ny bulletin koa
20. mimich ( 05/12/2006 11:29)
zafady fa nisy diso le teo ambony fa ity no tena izy.
http://www.mira.gov.mg
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2072