Premier tour-n'i Gasikara !

21. mimich ( 05/12/2006 11:31)
http://www.mira.gov.mg/election/lien.php
22. mimich ( 05/12/2006 12:26)
avy amin'io site io no nagalako ity résultat ity (mise àjour 04/12/06 à 18h 11)

Inscrits 1 771 024
Votants 1 066 782
Blancs et nuls 23 588
Suffrages exprimés 1 043 194
Participation 60,24



Nombre BV 17 581
Enregistrement 2 397
Rapport 13,63



Candidats Voix obtenues Taux en %
RAVALOMANANA Marc 684 297 65,60
LAHINIRIKO Jean 51 890 4,97
RATSIRAHONANA Norbert Lala 72 951 6,99
RATSIRAKA Iarovana Roland 91 812 8,8/td>
RAZAFIMAHALEO Herizo Jossicher 74 619 7,15
RAKOTONIAINA Pety 9 333 0,89
RANDRIANJOHARY Jules 8 379 0,80
RAJAKOBA Daniel 3 158 0,30
ANDRIAMANJATO Ny Hasina 23 881 2,24
TSIRANANA Philippe Madiomanana 434 0,04
RAZAKARIMANANA Ferdinand 32 0,00
MONJA Roindefo Zafitsimivalo 2 0,00
MANADAFY RAKOTONIRINA 1 698 0,18
RAVELOMANANTSOA R. Elia 21 008 2,01
TOTAL 1 043 194 100,00


Ny nampihomehy ahy tamin'ireo dia ity vaton'i Monja roindefo 2. Zany hoe izy mivady ihany ve ohatra zany no nifidy azy hihihih
23. sasa ( 05/12/2006 13:11)
mimich io efa hatram omaly no nampmé koa satria tsinona io afaka ela indray vao niampy 2 koa izany hoe bureau d vote samihafa ve izany izy mivady sa ahoana?
24. tywa68 ( 05/12/2006 15:06)
mimich sy sasa > :-D:-D:-D mbola kely angaha ny zanany ? Tsy afaka nanatevin-daharana ? =))=))=))
25. jentilisa ( 05/12/2006 15:34)
eeeeee!
jereo koa ho'aho ilay ahy! :°)
26. Samoana ( 05/12/2006 15:51)
mich/ sady nilalao za no nanaraka tsara ihany kah ! (nitsikilo an'i bazyl sy kitjo teto foana ny alina:D)
Mba pimaso @ ireo namana tsy tia mainty an-dRa8 io nosoratako io e !:wink:.
27. mimich ( 06/12/2006 06:21)
jentilisa> eny re eeee
28. fijo ( 06/12/2006 22:55)
na dia nahavita buleta koa aza i monja dia tsy nahovoka,satria ny olona mahita fa aleo mifidy lahiniriko,toa izay monja.ary tsapany izay ,ka naleony nanary vola.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0564