mba te hifandray sy hiserasera
1. miamiam
(
03/12/2006 12:17)
Manahoana daholo ny namana rehetra
izaho dia maniry ny hifandray amin'ny namana tsy ankanavaka ka mba raiso ho namanao, tia misersera sy mifanakalo hevitra....
misaotra anareo zay mandray!!!!!
izaho dia maniry ny hifandray amin'ny namana tsy ankanavaka ka mba raiso ho namanao, tia misersera sy mifanakalo hevitra....
misaotra anareo zay mandray!!!!!
répondu par fasaly le 14/12/2006 15:42
12. missel
(
04/12/2006 10:45)
Hitako tato anaty serasera ianao ka raha te hifandray amiko ianao dia io ny solon anarako ato anaty tranokalan -tsika
Missel
Missel
14. miamiam
(
04/12/2006 14:29)
misaotra anareo rehetra e! hay tsy mahazo mametraka sary star tiana ato izany fa dia miala tsiny e!
nisy nandefa hafatra aho mantsy fa efa nampiditra ny sariko tena izy dia misaotra tamin'ny fandraisana fa mafinaritra be!
nisy nandefa hafatra aho mantsy fa efa nampiditra ny sariko tena izy dia misaotra tamin'ny fandraisana fa mafinaritra be!
15. Fiffi
(
05/12/2006 06:10)
miamiam:ny sarinao hiany no azonao hampidirina raha tsy diso aho.:)
hay tsy mahazo mametraka sary star tiana ato izany fa dia miala tsiny e!
18. kallakelly
(
12/12/2006 16:35)
Manahoana daholo,
Ka inona moa izany ny loha-hevitra tena tian'i miamiam hifampiresahana? Toa mbola mifanatsafa foana mantsy ianareo hatramin'izao @ fahitako azy.:roll:
Ka inona moa izany ny loha-hevitra tena tian'i miamiam hifampiresahana? Toa mbola mifanatsafa foana mantsy ianareo hatramin'izao @ fahitako azy.:roll:
20. Fiffi
(
12/12/2006 20:28)
mba fenoy ry zareo ny mombamomba anareo fa tsy hay na miresaka @ vavy na lahy eh !